Accueil
Sujets
Inscription
Connexion
ireny mamo ireny
41. Angolaina
( 14/08/2007 09:30)
tsy voasoratro akory ny tiko lazaina teo :-D sao de efa mamo ko ary za zany :-D:-D:-D
Répondre
42. dongadonga
( 15/08/2007 07:43)
aza henjehina ry reto ny mpisotro toka fa manjary tsy mamelona ny epicéri ,manjary mikatona daholo ny bar ,de hoaiza daholo ireo mamolava eto ambon-tany:b:b:b:b:b:b:b:b:@:@:@
Répondre
1
2
3
Répondre
©
Eugene Heriniaina
- serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0102