Izay fahazoana azy!
41. ikaretsaka
(
13/08/2007 13:37)
za tsy mankasitraka loatra an'io teny gasy vaovao foromporonina io aloha e
maninona raha raisina fotsiny @ fitenin'ny olona taloha hoe :
latabatra no anaran'io fa tsy "akalana lava taho"
Paompy no anaran'io fa tsy "vatolahy mam..."
Pataloha no natao anarany fa tsy "salaka lava tongotra"
lakre sy tsaoka fa tsy "vovon-tany fotsifotsy fanoratana"
Silipo fa tsy "takon-kenatra telozoro"?

42. ravakamalala
(
15/08/2007 22:16)
Ny anao ny hakamoana no be dia be!:evil: aza manao an io fa raha hanao ohatranao daholo ny gasy dia ho faty ho azy eny ny teny malagasy!
tsy manda aho tokony asiana fiovana kely angamba ny dikan teny sasany mivoaka aty aoriana fa tsy izy rehetra kosa e!

43. ikaretsaka
(
16/08/2007 00:43)
nanao izany anie ny olona taloha ry Ravakamalala nefa tsy maty ny teny Malagasy e!
amiko ny olona izao aza no manimba ny teny gasy @ ilay teny foromporonina nefa tsy fantatry ny ankamaroan'ny olona akory!
Jereo ny Taloha
ary nahavitana ohabolana mihitsy aza, fa simba taiza ny teny Malagasy:
fiteny ny hoe Borizano mipataloha!
miaka midina toy ny lelona mpitsoka mozika
Rarana ny mifoka sigara
naninona ireny no natao teny ofisialy??

45. ikaretsaka
(
16/08/2007 02:12)
amiko aloha ny fivoarana=fivelarana e.
ohatran'ny hoe ny vazaha tsy hanao hoe hot dogs=chiens chauds izany mihitsy,
na hoe petit pain avec saucisse de frankfort dedans

46. sitlo
(
16/08/2007 02:41)
Vazivazy iray an-dalana iny.
Izany Akademiam-pirenena izany ange misy hoe academie eh.
Sady ny mpampianatra anay taloha anisan\'ny mpikambana tohoteny ao, nefa tsy tena mahay teny gasy akory. Ny zanany tsy mahay teny gasy. Aleo tsy tohizana fa ohatra ny mifosa.
Fa izao izany e, tian\'ikaretsaka hanan-danja ve teny gasy?
Fivoarana=fivelarana, eoa. Fa saingy mivoatra mankaiza? mankany amin\'ny teny vahiny satria sarotra ny teny gasy?
Ny teny foronina ange tsy voatery ho lava be raha izay no tsy tian\'ikaretsaka eh. Fa ilay teny tsy mifanaraka amin\'ny teny gasy mihitsy no tsy tiako loatra.
Ohatra: ny feo avy amin\'ny molotra tsy arahin\'ny feo avy amin\'ny lela. b ohatra tsy tokon\'ny arahin\'ny r. Ny teny hoe febroary dia tsy migadona mihitsy. (Mpampianatra malagasy anay tany amin\'ny kilasy famaranana). p sy d, lampe de poche...
Olana izay somary HS iny.
Fa ny olanan\'ikaretsaka dia tsy ny famolavolana ilay teny, fa ny tsy fahaizana azy. Hoe olona vitsy ve no mahay nefa misy teny vahiny mahalaza azy, dia aleo ilay teny vahiny no atao migadogadona gasy. Na teny efa nisy io fa adino, na teny vao noforonina. Amiko aloha dia tsy mety kosa izany. Izay tsy mahay mba mianatra. Inona fotsiny no nanaovana ny sekoly?