toriteny
3. deric
(
26/07/2007 13:30)
Tamin'ny fanorenan'Andriamanitra izao tontolo izao no niatombohan'io teny io. Satria aizina no nanarona ny tany. AZo raisina ihany koa fa aizina ny devoly izay manarona sy mangeja ny olona, nomen'Andriamanitra anefa Jesosy fahazavana mba handresy io devoly. De zay
6. mandrindra
(
27/07/2007 13:33)
mahafa-po ahy tokoa ny fiainako koa tsy mila miverina amin'ny finoana an'i jesosy aho
7. boraingy
(
27/07/2007 14:45)
mandrindra:
mahafa-po ahy tokoa ny fiainako koa tsy mila miverina amin'ny finoana an'i jesosy aho
Jesoa angaha tokony hinoana mandrindra? fantaro Izy dia avy eo ianao miteny hoe "marina ny lazainy sa tsy marina".
Araka ny fahitako anao dia tena tofoka ianao arakaraka ny nitadiavanao an'i Jesoa angamba no nampahory anao dia avy eo ianao dia niala dia nahita hoe tena tsara ny fiainanao dia tsy hiverina intsony. Fa inona no nataony anao raha tsy mahadiso azafady?
8. ikaretsaka
(
27/07/2007 14:49)
ikaretsaka:
nisaina be andriamanitra niteny an'io an..
misaina foana izy fa indraindray dia tsy azontsika ilay fomba fisainany
10. fijo
(
27/07/2007 20:25)
za koa dia tsy nahita tombony tamin'izany jesoa izany ka tsy misy hilako azy.
ary hoe misia ny mazava,ilaina io,fa tsy mila andriamanitra akory vao fantatra fa ilaina izany
ary hoe misia ny mazava,ilaina io,fa tsy mila andriamanitra akory vao fantatra fa ilaina izany
12. niryna
(
30/07/2007 01:25)
mandrindra:
boraingy, tsisy n'inn n'inn nataony ahy
Nomany hazavana ianao saingy tsy nandray ilay hazavana fa faly ao anaty maizina kanefa mila jiro foana na izany aza.
13. niryna
(
30/07/2007 02:03)
Atra nanome antsika fiainana(He gives us life).Io no zavatra iray lehibe ho antsika ka tokony hisaorana Azy.
Jesosy no jiro fahazavana ho antsika ary ao anaty maizina isika ka mila jiro,saingy mbola misy ihany ny tia ao anaty maizina satria noheveriny fa tsy hisy ahita ny ataony.
Izy no nahariana ny zavatrarehetra;ary raha tsy Izy dia tsy nisy nahariana izao zavatra ary izao,na dia iray aza.Izy no nisiam-piainana ary ny fiainana no fanazavana ny olona.Ary ny mazava dia mamirapiratra ao amin'ny maizina;fa ny maizina tsy nandray azy Jaona 1:4-6

14. marozevo
(
31/07/2007 23:27)
Tsara ilay video aloha... Misy hodinihina.
Raha ny hoe tsy mila an'i Jesosy indray, toa an'i Mandrindra sy i Fijo, amiko tsy olana izany ka !... Safidy io, sady tsy mety koa ny fiainana raha mino daholo ny olona rehetra. Manjary tsy tany intsony eto fa lanitra raha toa ka mino an'i Jesosy avokoa ny olona rehetra.

15. fahamarinana
(
01/08/2007 10:20)
:arrow:Satan,notre ennemi héréditaire, travaille dans l'obscurité totale pour faire son travail de sape,il use de malice pour nous faire chuter à l'abri des regards.Il n'attaque jamais de front,jamais dans la lumière.Dieu dans la bible nous invite à nous tenir dans sa lumière.Notre sécurité et notre paix en dépendent.Mieux encore:nous pourrons refléter cette lumière autour de nous selon ce que dit l'Evangile.Venez donc à la lumière de Christ et veuillez à y rester."Jésus a dit: Je suis la lumière du monde" Jean 8:12(l)
16. mandrindra
(
01/08/2007 11:11)
niryna:
mandrindra:
boraingy, tsisy n'inn n'inn nataony ahy
Nomany hazavana ianao saingy tsy nandray ilay hazavana fa faly ao anaty maizina kanefa mila jiro foana na izany aza.
amin'ny fomba ahoana moa no ahafahanao milaza avy hatrany fa ao anaty haizina aho??
17. boraingy
(
01/08/2007 11:42)
mandrindra:
niryna:
mandrindra:
boraingy, tsisy n'inn n'inn nataony ahy
Nomany hazavana ianao saingy tsy nandray ilay hazavana fa faly ao anaty maizina kanefa mila jiro foana na izany aza.
amin'ny fomba ahoana moa no ahafahanao milaza avy hatrany fa ao anaty haizina aho??
Amboary ny Lalan'i Jehovah! Ataovy mahitsy ny Lalan-kalehany.
Miasa mafy amin'izay fa efa tonga ny fanomanana ny Lalan'i Jehovah. Angony ny Miaramila hanafika. Zanaka tiany isika ka tsy tiany hisy very na dia iray aza.
Ilay zanaka adala atao fitaratra ny fiainantsika Malagasy.
Tsy miandry ny fotoana. Vorio ny Miaramila.
Dia misaotra an'i Google fa feno eto ny Tsoa-kevitra.
Voaporofo fa fitaovan'Andriamanitra ny zava-drehetra. Na ianao mpangalatra io aza. Izaho anisany fa tsy laingako izany sady feno loatra ny otako fa Izy no mitana ahy hatramin'izao. Aza miandry porofo intsony!
Izay Masina rehetra ananantsika Malagasy, Velomy! Aza avela robain'i Satana ny taolandrazana. Raha manontany anao ny razanao ry Malagasy hoe mba fonosy aho dia mandehana. Raha notorahambato ny Maritiora dia nisaotra ny Mpanjaka.
Te-hiteraka Ilay Reny Tena Izy.
Indice. Ho avy atsy ho atsy ny Ramadan.
Aoka hiara-mifoha fa tsy I Faralahy no hananatra anao. Efa be ireo angano, aza mamorona angano intsony fa ny Réalité ankehitriny jerena. Omeo, omeo any amin'i Faralahy foana!
Manana Fo Resy, Mifamelà heloka.
Madagasikara ho an'i Kristy!
Amin'ny Anaran'i Jesoa Kristy. Amen
18. mandrindra
(
01/08/2007 13:52)
jesosy ô hitondray jiro aho fa tsy mazava amiko ny valintenin'i boraingy mikasika ny fanontaniana napetrako:wink:
19. fijo
(
01/08/2007 21:08)
vizana eo ialahy ry mandrindra fa jesosy efa tsy hita na ny taolany aza.
saly cutie an
saly cutie an