toriteny
21. ikaretsaka
(
02/08/2007 01:58)
marozevo:
Raha ny hoe tsy mila an'i Jesosy indray, toa an'i Mandrindra sy i Fijo, amiko tsy olana izany ka !... Safidy io, sady tsy mety koa ny fiainana raha mino daholo ny olona rehetra. Manjary tsy tany intsony eto fa lanitra raha toa ka mino an'i Jesosy avokoa ny olona rehetra.
Mitovy hevitra
22. todisoa2
(
02/08/2007 08:33)
tslem:
MISIA NY MAZAVA
Mba hitako tany dia alefako eto sao dia mba misy liana.
Ny bokin'i Genesisy izay ao anatin'ny Pentateoka dia nosoratana nandritry ny naha-babo ny zanak'Israely tany Babylona. Nosoratana izy io satria maro ny fanompoan-tsampy, nanana ny Masoandro ho andriamaniny mantsy ry zareo Babyloniana. Nivory ny taona 512 BC any hoany, ireo Antim-panahy Jiosy t@ izany. Dia natao ny tantaran'ny famoronana araky ny ''inspiration juive''. Ao anatin'izany ny mazava sy hazavana, izay samy hafa ny fotoana nanaovana azy hoy izy ireo (vakio Gen 1). Ny mipetraka anefa dia ity: azon'Atra natao indray mandeha ny zavatra rehetra. Fa kosa napetraka ho ''niasa Atra nandritry ny andro enina'', fa nitsahatra kosa Izy ny andro fahafito mba hiverenan'ny olona hanompo zy no hanaja ny Andro fahafito. Miptraka ho olona be noho izany io Genesisy io, eo @ lafiny ara-teolojika.
23. fijo
(
02/08/2007 21:53)
misaotra an'i marozevo sy ika fa manaja ny fihevitry ny hafa.
miomehy fotsiny indray cutie le.
miomehy fotsiny indray cutie le.
24. mandrindra
(
03/08/2007 06:14)
fijo:
vizana eo ialahy ry mandrindra fa jesosy efa tsy hita na ny taolany aza.
saly cutie an
mba teny atsipy ihany iny letsy fa efa hain'ialahy ihany angamba ny tsy fanekeko an'io ranamana io
25. Mandefitra
(
03/08/2007 07:27)
Mandrindra, Fijo
Hozy Fanihy (mpihira)hoe:"Inona moa zay isika olombelona, osa sy mora domelina?"
Tokony hampieritra antsika io satria:
- sela iray monja no mivadika biby de tonga ny cancer
- vongan-dra kely mandehandeha any anaty lalandra any no tonga any @ lalandra madinika ka mahavaky azy de indro fa AVC
- tahan-tsiramamy mihoatra ka tsy levon'ny vatana de indro fa diabete ......
- decharge kely any @ atidoha de indro mitsipatsipaka sy mandeha farorabava fa tonga ny androbe.
- firifiry zay ny fiaramanidina nianjera, ny lozampifamoivoizana ....
Ny tampoka tsy mahalehilahy hoy ny Ntaolo, nefa mbola hafa zany eo amban'ny tanana maherin 'Ilay tsitoha, indrindra mo eo ambany fahasoavan' ilay Zanak'Ondrin'Andriamanitra nitondra ny fahotan' izao tontolo zao.

26. mandrindra
(
03/08/2007 08:12)
mandefitra, fa ireo zavatra rehetra mety hitranga ireo ve dia ho foana raha toa mino??
27. Mandefitra
(
03/08/2007 08:37)
Tsy foana ka, fa ny mino an' Andriamanitra arovany. Raha sanatria aza tonga ny aretina, mbola Jesosy koa no manasitrana, fitaovana ihany ny mpitsabo sy ny fanafody isan-karazany, ary raha tonga ny fahatesana, tsy manahy satria hiara-tsambatra mandrakizay eo anilan'Ilay efa nandresy ny fahafatesana.
Ka rehefa manampinoana isika de hiteny toa an ' iPaoly
Romana 8:
35 Iza no hahasaraka antsika amin'ny fitiavan'i Kristy? Fahoriana va, sa fahantrana, sa fanenjehana, sa mosary, sa fitanjahana, sa loza, sa sabatra?
....
37 Kanefa amin'izany rehetra izany dia manoatra noho ny mpandresy isika amin'ny alalan'Ilay tia antsika.
38 Fa matoky aho fa na fahafatesana, na fiainana, na anjely, na ireo fanapahana, na zavatra ankehitriny, na zavatra ho avy, na hery
39 na ny ambony, na ny ambany, na inona na inona amin'izao zavatra ary rehetra izao, dia tsy hahasaraka antsika amin'ny fitiavan'Andriamanitra izay ao amin'i Kristy Jesosy Tompontsika.

28. tywa68
(
03/08/2007 09:34)
Mandrindra sy fijo :lol: soa fa misy namana sy havana mino, ary mivavaka ho anareo koa e :wink:
29. mandrindra
(
03/08/2007 09:48)
mandefitra, finoana ny hoe arovany fa tsy voaporofo. ny hoe rehefa maty koa dia vinaviana fotsiny ihany ny hoe andeha ho aiza no ho eo anilan'iza satria tsy mbola nisy efa tany ka niveriana nitantara hoe toa izao sy izao ny any ambadika any.
tywa68, tsy maninona raha misy manao an'izany satria finoany izany ary malalaka ny safidy. fa izaho kosa aloha tsy hangataka hoe ataovy izany an:lol:
tywa68, tsy maninona raha misy manao an'izany satria finoany izany ary malalaka ny safidy. fa izaho kosa aloha tsy hangataka hoe ataovy izany an:lol:
30. Mandefitra
(
03/08/2007 10:06)
mandefitra, finoana ny hoe arovany fa tsy voaporofo
Izy miaro, ianao koa mino fa arovany.
Fijo zao ohatra efa Batisa hono izy fony kely(Mandrindra ko mbola tsy haiko), zany hoe efa noraisin'Andriamanitra ho zanany izy zany, donky arovany."Tahaka ny fambomban'ny reniakoho ny zanany no fambombako anareo" hoy Izy.
Izy anie tsy manery, sady be fitiavana Izy no be famindrampo, miantso mora eny izy hoe Modia. :D
31. fahamarinana
(
03/08/2007 14:34)
mandrindra:
mandefitra, finoana ny hoe arovany fa tsy voaporofo. ny hoe rehefa maty koa dia vinaviana fotsiny ihany ny hoe andeha ho aiza no ho eo anilan'iza satria tsy mbola nisy efa tany ka niveriana nitantara hoe toa izao sy izao ny any ambadika any.
tywa68, tsy maninona raha misy manao an'izany satria finoany izany ary malalaka ny safidy. fa izaho kosa aloha tsy hangataka hoe ataovy izany an:lol:
:arrow:Misy ilay olona efa tonga tany dia niverina nintantara ny momba ny any amin'ny paradisa sy ny any amin'ny helo kah,raha liana ianao ahalala dia misy mpanompon'Andriamanitra nahazo izany fahasoavana izany eto andafy amin'izao fotoana izao kah manontania fpma fa ireo no mahay ny programme-ny rehetra fa am 19 aout any vao mivrina any dago izy.Nisy maromaro izy ireo,isan'izany Neny lava,dada smmy,mama rabea harilala,dada rasolofo,betsaka e,fa tsy haiko tsianjery ny anarany.