Ahoana indray ity

41. piste ( 03/08/2007 03:28)
Fomba fijerin`ny tsy mpino izay tsy misy mba rigueur izay. Aminy dia arakaraka ny zavatra rehetra. fa @ mpino kosa dia ny ota dia tsy mba miankina @ subjectivite fa objective mandrakariva. Na olona avy aiza ianao na avy aiza dia tsy mety ny mamono olona na mangalatra ny fananan`ny hafa. Sady tsy mifanaraka @ didin`Andriamnitra io no tsy mifanaraka @ Droit naturel( na @maha-olombelona).
Ary tsy ny fiaraha-monina velively no reference amiko fa ny conscience-ko. Raha fiaraha-monina manko no arahiko dia kanosa lahy aho satria dia manara-dria-renirano fotsiny( izany hoe manaraka izay lazain`ny fiaraha-monina fotsiny) . Olona tsy manana hazon-damosina izany amiko, sady no tsy afaka hanarina ny tsy mety na tsy rariny ataon`ny fiaraha-monina velively. Amiko ny marina na ny hitsiny dia izay mifanaraka @ conscience-ko. Ary ny conscience-ko kosa di amilefitra eo anantrehan`Andriamanitra satria lehibe noho izaho izy.
42. fijo ( 03/08/2007 21:50)
tandremo fa io fanarahana ny konsiansy io no lasa faotana mahafaty indraindray.
ohatra miambozona lakroa enao tsy misaina ratsy mihintsy.ary madio saina,nefa ny raopilanina hijanona ao arabiasaodita.tandremo fa mety hamonoana anao mihintsy izay.

ekeko fa misy ny faotana iraisana mangalatra ,mamono,fa tandremo,arakaraky ny zavtra misy io.
raha any an'ady enao.fahavalo no eo alohanao,ny famonoana olona eto dia rehereha sy ilaina tokoa satria izay no hitondra fandresena.tsy ota izy eto.ary aza hadino fa ny zanak'israely koa dia namono rehefa nilaina izany."davida sy goliata"mosesy tao egypta
43. piste ( 03/08/2007 22:36)
Ny Amerikana matetika mivimbina Baiboly fa mikimpy ery ireo douanier saoudiana. Azo atao ny mivavaka fa vie privee-nao manokana any iny.
REsaka fahotana no lazaiko eto. Donc misy notion religieuse izany. Ary any @ domaine ny finoana sy ny fivavahana no resaka.
Misy indray ny lalanan`ny fiaraha-monina tsy maintsy hajaina fa tsy hiankohofana. Azo ovaina ny lalanan`ny Fiaraha-monina ary miovaova arak any toerana sy vanim-potoana io. Donc, tsy absolue io.
Ny mamono olona sy ny halatra dia heloka hatrany. Fa azo atao koa anefa ny mijery ny cas particulier. Ohatra : tsy nisy contrainte ve nahatonga ilay olona nangalatra na namono olona. Salama saina ve izy ? Niaro-tena ve izy, sns.
Averiko indray, amiko tsy ny fiaraha-monina no Andriamnitra.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0311