Ahoana indray ity
21. boraingy
(
25/07/2007 14:15)
Arak'izany dia misy ambaratonga izany ny ara-panahin'ny olona raha araka ny fiteninao hoe "rang". Lasa mitarika ny fanontaniana hoe ezaka vitan'ny olona tao anatin'ny fe-potoana toy ny ahoana no maha-masina azy?
22. piste
(
25/07/2007 23:55)
Ohatry ny hoe: plus ianao manantona ny Fahazavana plus ianao mahita ny lotonao sy ny zavatra tsy dia mety @ tenanao. Fa raha mbola ao anatin`ny haizinkaizina dia tsy hita loatra ny loto @ vatantsika na akanjontsika.
23. ikaretsaka
(
26/07/2007 00:03)
ny fanontaniana hoe ezaka vitan'ny olona tao anatin'ny fe-potoana toy ny ahoana no maha-masina azy?
ezaka vitany t@ fem-potoana niainany ka nahatonga ny oha-piainany azo alain-tahaka
dia ny ezaka ara -pivavahana ataony amin'ny maha intercessor azy any @ izay misy azy any koa!
24. ikaretsaka
(
26/07/2007 00:06)
piste:
Ohatry ny hoe: plus ianao manantona ny Fahazavana plus ianao mahita ny lotonao sy ny zavatra tsy dia mety @ tenanao. Fa raha mbola ao anatin`ny haizinkaizina dia tsy hita loatra ny loto @ vatantsika na akanjontsika.
izay le hoe ampireheto kely aloha ny jiro (tsilotsilovy aho, kiano aho, avelao aho handinintena sy hitsilo kely ny tenako ) mba hijereko ny lotoko!
25. LazaDaddy
(
26/07/2007 00:32)
boraingy:
Lasa mitarika ny fanontaniana hoe ezaka vitan'ny olona tao anatin'ny fe-potoana toy ny ahoana no maha-masina azy?
Tsy misy olo-masina noho ny ezaka vitany na dia iray aza. Ny ran'i Kristy, ilay Teny tonga nofo no afaka mandio sy manamasina antsika fa tsy noho ny zava-bita na ezaka na vokatry ny asa natao sanatria..."fandrao ho foana ny hazo fijalian'i Kristy"
"Ray masina O! Manamasina anay amin'ny fahamarinana, ny Teninao no fahamarinana"
27. LazaDaddy
(
26/07/2007 01:44)
1) tsy ny famaritako ny "olomasina" no marina fa ny famaritan'ny Tenin'Andriamanitra azy.
2) tsy resaka "famarinata" no tsipihiko eto fa "fahatongavana ho olomasina" na ihany koa "fanamasinana": Ny ran'i Kristy, ilay Teny tonga nofo no afaka mandio sy manamasina antsika fa tsy noho ny zava-bita na ezaka na vokatry ny asa natao sanatria.
"mba ho fantatrareo fa Izaho no Jehovah Izay manamasina anareo." Eksaodisy 31:13b
"Izaho no Jehovah, Izay manamasina anareo". Levitikosy 20:8b
"fa masina Aho Jehovah, Izay manamasina anareo." Levitikosy 20:8b

28. LazaDaddy
(
26/07/2007 02:00)
Levitikosy 21:8 io fahatelo ambony io fa tsy 20:8 izay efa voalaza teo aloha.
"Ary Andriamanitry ny fiadanana anie hahamasina anareo samy ho tanteraka" 1 Tesaloniana 5:23a
"satria Andriamanitra efa nifidy anareo hatramin'ny voalohany hahazo famonjena amin'ny fanamasinan'ny Fanahy sy ny finoana ny marina" 2 Tesaloniana 2:13b
"manana fahatokiana hiditra ao amin'ny fitoerana masina isika noho ny ran'i Jesosy" Hebreo 10:19b

29. ikaretsaka
(
26/07/2007 05:22)
LazaDaddy:
1) tsy ny famaritako ny "olomasina" no marina fa ny famaritan'ny Tenin'Andriamanitra azy.
dia araka ny "Tenin'Andriamanitra" voatsimponao araka ny nitiavanao azy ary, dia inona ny tsaok'hevitra hitanao? ...
lazadaddy:
2) tsy resaka "famarinata" no tsipihiko eto fa "fahatongavana ho olomasina" na ihany koa "fanamasinana": Ny ran'i Kristy, ilay Teny tonga nofo no afaka mandio sy manamasina antsika fa tsy noho ny zava-bita na ezaka na vokatry ny asa natao sanatria.
Izany ve ramose?:wink: dia hiandry Ra latsaka fotsiny ve? Ko tsy ny jiosy izany no tena avotra sy masina indrindra fa ireny no niteny t@ platy hoe ho azy sy ny taranany ny ra?
fa hono ho'a
Dia ahoana kay ho'zy Jakoba 2:24? @ le momba ny hoe ny asa sy ny finoana?
I Md Paoly koa nanafatra antsika mba hanao finoana miaraka amin'ny asa
"work out your own salvation . . . for it is God which worketh in you . . ."(Phil 2:12-13; cf. 1 Cor 3:8-9, 15:10) ary amin'ny asa sy ny finoana (fa tsy ny finoana ihany) no hijerena antsika sy ahazoantsika valisoa (Matio 16:27, Rom 2:5-13)
Ny soratra masina koa nilaza aza fa na dia sady voasasa no voadio no voamasina aza ny olona (kristianina) (1 Cor 6:11; 1Cor 1:30) dia niteny koa izy fa ilaina ny miasa sy manaraka ny lalAna koa. Asa be izany Ramose a (Gal 4:9, Col 1:23, 1 Tim 1:19, 4:1, Heb 3:12-14, 12:14-15, 2 Pet 2:20-21, Rev 2:4-5)
Karazana marathon io hoy i paoly, ary misy discipline sy fianarana be arahina!
(Ary mahay mitsipona ihany kay za ty rehefa tena dinihina h le! .... na tsy... aza:-D:-P)
30. LazaDaddy
(
26/07/2007 08:49)
ikaretsaka> "fahamasinana" ve aloha no horesahina sa "finoana" fa manao resaky ny marenina isika mirahalahy izany? :)
31. ikaretsaka
(
26/07/2007 14:04)
laza> sady voasasa no voadio no voamasina ny olona mino (1 Cor 6:11; 1Cor 1:30)
fa ilana ny miasa mba hahamasina (jereo ny voalazako eo ambony)
:wink:

32. piste
(
27/07/2007 02:28)
Misy `courant de pensee` niforona t@ 16 ka hatramin`ny 17eme siecle, Jansenisme no anarany. Izy ireo dia manda tanteraka ny volonte humaine. Aminy dia efa potika ny fahotana ny olombelona( la nature humaine est deja corrompu) ka tsy afaka manao ny tsara intsony hamonjeny ny tenany. Fa dia miandry ny fanavotan`i Kristy sisa. Ary ny loza dia manindrahindra ny predestination ry zareo. Izany hoe misy ny olona efa natokana ho voavonjy, ary misy ny olona na manao ezaka toy inona dia tsy ho voavonjy mihitsy.
Nokianin`ny Fiangonana mafy io fomba fijery io satria tena mamono ny maha-olona tanteraka.
Marina fa efa namonjy antsika i Kristy t@ nanoloran`ny tenany teo anatrehan`ny Ray. Kanefa zava-poana izany raha minia tsy mino isika. Koa anjarantsika ny mandray izay famonjena izay.Tadidio fa ny fahasoavan`Andriamanitra dia tsy handaitra amintsika velively raha tsy vonona handray azy isika.
Izany anie no nahavoa an`ireo Farisiana sy ireo Jody fahiny : na nanao toriteny toy inona i Kristy, na nanao famantarana betsaka dia ninia tsy nino sy tsy nandray Azy izy ireo fa naleony namono azy.
Tadidio fa Fitiavana Andrimanitra ka tsy hanery anao hino izany mihitsy raha tsy misy reponse positive avy any aminao.
Antsika io volonte io ary efa nomen`Andriamanitra antsika maimaim-poana io. Ary @ alalan`io matetika no hamonjen`i Kristy antsika.
Ka aza dia mitavandra mana avy any an-danitra rakoto fa asehoy @ asa ny finoantsika a.
` Raiso Tompoko ka zakao ny faniriako, ny safidiko ary ny sitrapoko...`

33. boraingy
(
27/07/2007 09:32)

Mety marina ve aloha ny heviny raha miresaka pre-destination izy? Raha manontany anao aho hoe sitraponao ve ra-pista no tonga teto an-tany? tsy hahavaly angamba ianao fa efa eo ianao vao manomboka manontany tena hoe nahoana tokoa moa izaho no misy? pre-destination anao izany ny fisianao. Misy endrika fiaikena ao anatin'io fandalinana ataon-dry zareo io ary anisan'ny tetezana nampita azy hatramin'izao taranaka izao.
Nokianin`ny Fiangonana mafy io fomba fijery io satria tena mamono ny maha-olona tanteraka.
Marina fa efa namonjy antsika i Kristy t@ nanoloran`ny tenany teo anatrehan`ny Ray. Kanefa zava-poana izany raha minia tsy mino isika. Koa anjarantsika ny mandray izay famonjena izay.Tadidio fa ny fahasoavan`Andriamanitra dia tsy handaitra amintsika velively raha tsy vonona handray azy isika.
Izany anie no nahavoa an`ireo Farisiana sy ireo Jody fahiny : na nanao toriteny toy inona i Kristy, na nanao famantarana betsaka dia ninia tsy nino sy tsy nandray Azy izy ireo fa naleony namono azy.
Tadidio fa Fitiavana Andrimanitra ka tsy hanery anao hino izany mihitsy raha tsy misy reponse positive avy any aminao.
Antsika io volonte io ary efa nomen`Andriamanitra antsika maimaim-poana io. Ary @ alalan`io matetika no hamonjen`i Kristy antsika.
Ka aza dia mitavandra mana avy any an-danitra rakoto fa asehoy @ asa ny finoantsika a.
Ilay fitavandrana kosa angamba mety tsy dia teo amin'ny eritreritry ny Jansenisma fa anisan'ny motera nahafahana niara-monina ny foto-kevitry ry zareo. Fahendrena iray ahafahana mandefitra ny hadisoana ataon'ny hafa no hitako taratra amin'io foto-kevitra io ary koa mba hamelan'ny hafa ny tena raha sendra lavo (pre-destination daholo ireo tranga ireo, izany hoe miainga amin'ny pre-destination izy). Raha notendrena i Jodasy Iskariota ho mpamadika dia pre-destination izany.
` Raiso Tompoko ka zakao ny faniriako, ny safidiko ary ny sitrapoko...`
Eto am-pamaranana dia hoy aho hoe tsy ny fanoherana be fahatany ny fomba fieritreretan'olona no manan-danja fa ny fahaizan'ny tena maka lesona avy amin'izany mba hahafahana manana fandriam-pahalemana anaty.
34. ikaretsaka
(
27/07/2007 16:33)
dia aoka samy haka lesona ary.. izay no ilaina ilay heo rehefa manohitra dia apetraka foana ny arguments.. handinihantena sy hakana lesona fa tsy "be fahatany fotsiny"
raha manao ianao hoe : toheriko io satria... (dia omenao ny antony ) izay no tena tsara!
Raha manao "tsy izany" ianao dia tokony mandeha foana ny "satria izao"

35. boraingy
(
27/07/2007 16:49)
Dia rehefa feno dia mizara. Izay no nampianarin'ny Tompo antsika. Fa raha kobonintsika ho antsika ao fotsiny izany dia lasa "ilay jiro ao ambany vata famarana"
36. ikaretsaka
(
27/07/2007 17:15)
izayyyy!
Fa na tsy feno aza.. tsy maninona ny nizara..
aza adino ny mofo dimy sy hazandrano roa , Ilay antitra nanana lafarinina sy menaka tsy nety ho lany t@ fanaovana mofo ho an'i Elisea.
Tsy feno ireny, nefa nozaraina! ary nahasoa

37. fijo
(
27/07/2007 20:54)
inona nefa ilay atao hoe "ota"fa miainga amin'izay famaritana izay no maha marina na tsia izay lazainy
39. ikaretsaka
(
28/07/2007 13:33)
ankoatran' ny hoe misy zavatra anankiray natao dia tonga saina ianao (na aloha na aoriana an'ilay acte) fa tsy mety ilay izy nefa nataonao na ataonao ihany . . .
izay amiko no nanota
izay amiko no nanota
40. fijo
(
02/08/2007 22:10)
ny manota amiko dia izay hetsika na seho na fisainana tsy mifanaraka amin'ny fiarahamonina misy anao.
ohatra:ny halatr'omby taloha dia tsy fahotana tamin'ny bara fa fampisehoankery. ao tana anefa io heloka mahafaty.
amintsika manaraka y fiainana tandrefana izao,dia tsy olana ny mahita sy miaraka amin'ny vehivavy eny amorondrano ka misilipo fandroana ilay vehivavy.
any arabia izany fahotana mahafaty.
ka io ota io izany dia tsy voatery hoe ilay tsy mifanaraka amin'ny "lalana" niainako,fa indrindra izay tsy mifanaraka amin'ny fisainana amin'ny toerana misy ahy.
ka eto di amarina ilay voalaza hoe ny otako dia ny tsy fanekeko fa manota aho.
raha vazaha enao ka zatra mihanjahanja,mankany arabia ,de misaina hoe amiko izao mety ary tsy ota,dia tena mety holasa ota mahafaty tokoa.
izany hoe arao izay fomba sy fisainana amin'ny misy anao dia tsy hanota ianao