enceinte ou pas
41. sakaizakely
(
20/07/2007 14:33)
kallie :-*:-*:-*:-*
raha mbola tsy tonga ny rrr dia mety mbola misy fanantenana ihany.
Manaova pds mihitsy d'ici 1 semaine fa io no tena azo antoka.
Un test pipi négatif tsy midika fa tena négatif définitivement, fa raha + le izy no tena +. Mety mbola haingana loatra dia mbola tsy ampy tsara ny isan'ny hcg dia izay no maha - azy, satria ny habetsakiny hormones HCG no mampisy ny réaction am'ny test urinaire. Dia ilaina ilay pipi vao maraimbe iny koa no anaovana azy
Bonikorazy :-*:-*:-*:-*:-*

42. boubounezy
(
21/07/2007 22:44)
[quote=kallie]
vale> sy azoko ny idiran'ny mariaz amzany? nga refa bevoka vô tokony manao mariaz?
fa ny fanotaniko ane oe possible ve oe ny saina no mi produire ny signe reetra refa ao lé envie t ho bevoka e?
booboo> mbola t iandry kely za am test fa ndraindray ny cycle ko 35 na 40j
kallie saina ny falalako anizany alou é! mety manao grossesse nerveuse njy! d tsy tonga ny règle njy na mety mafana kou ny andro fa aza taitra fa refa tonga ny fasoavana oman'Atra anjy d tonga eo fona izy ary ra za njy an! d andrasana kely ela2 vô jerena:-*:-*:-*:-*:-*

44. hantakely
(
22/07/2007 21:22)
Manao test ihany akia no mety ,ary aza mitaitaina izany fa tonga eo foana io refa tsy eritreritina
45. Papoose
(
23/07/2007 01:51)
krazy akia kallie sady mifalia fa vita tsara daholo zay ny mariazi-ponareo ambony sy ambany a!milamina miadana eo io araky ny filaminan'ny sainjy!:wink:
46. kallie
(
27/07/2007 05:57)
kikou dôly, b asa b za d zao ndray vô tonga, mbola tsisy rrr fôna e, ho any am ra-doc gy iany angamba am erinandro.
49. sakaizakely
(
28/07/2007 22:07)
kallie> amiko dia eny, tokony mamerina, fa pds avy hatrany fa tsy test p-i-p-i intsony ;-)
50. kallie
(
31/07/2007 10:21)
eee, tany am doc J d oe tsy nisy ovulatio mints ony tamty d zany no ts mampisy rrrr d nameny fanafody i provoquer an'iz 2
51. sakaizakely
(
31/07/2007 10:29)
fa ahoana zany tsy manatody zany ry kallie ? lany nanaovana ny gato de mariazy doly angaha ? :P:P:P:P
ngode be eritreritra de mi stress ? alaivo mora ranga ny fiainana a !
A suivre dans 1 mois zany :-*:-*:-*