enceinte ou pas

21. xxx ( 13/07/2007 08:49)
xxx:

vale:

kallie: fanambadiana aloha vao papozy ka.

tsy ampahafirin'ny miteraka tsy manambady io?



tsaratsara kokoa raha vady aloha vao papozy ; dia vao maika poinsa raha le vady koa no dadan'ny papozy

fa ndrai² tsy zay ny scénar mivoaka nefa tsy olana izany. Samy manana ny fiainany fa tsy tokony mitsikera ny fianan'ny hafa

"qu'as-tu à regarder la paille dans l'oeil de ton voisin ? et la poutre que tu as dans ton oeil, tu ne la remarques pas ? "


22. kallie ( 13/07/2007 10:51)
:cry: EEEEEE aza lôzana miady amzany eo.... samy manana ny tiny io, am manaraka ataovy mazava tsara fotsny ny tin'Vale tenenina.
Mbola tantiko alo ny suspens atramzao, mbola naharitra tsy nanao test, fa .... eny e, ividy angamb za refaveo, kamo b fotsny ato antrano ato
23. ari.malala ( 13/07/2007 12:11)
dia bonne chance aky kallie a!
24. karinah ( 13/07/2007 13:22)
ari.malala:

Vale, tsy ilaina angamba ny manao majuscule be, mivazavaza ny dikan'izany raha tsy fantatrao ary midika tsy fahalalam-pomba. Teneniko anao koa fa amin'izao fotoana izao efa betsaka ny mères celibataires. Noho izany, tsy dia mitombina intsony ny teninao hoe manambady vao papozy. Hainao v le hiran'i Rossy taloha be hoa angaha moa voatery hanambady vao miteraka e! :-D:-D:-D:-D
ARIMALALA: rehefa tsy mahay mamaky sy mamnoratra teny ve i Xxx tsy ampiana kosa? ^^ sady manontany imbdb sa antitra angambany!:{:{:{


25. karinah ( 13/07/2007 13:25)
kallie:

:cry: EEEEEE aza lôzana miady amzany eo.... samy manana ny tiny io, am manaraka ataovy mazava tsara fotsny ny tin'Vale tenenina.
Mbola tantiko alo ny suspens atramzao, mbola naharitra tsy nanao test, fa .... eny e, ividy angamb za refaveo, kamo b fotsny ato antrano ato
In no tsy mazava @ io FEHEZANTENY IO RY KALIE:?:


26. mamzelkely ( 13/07/2007 13:29)
kallis de lazao anay ihany akia zay valiny aaa:wink:
27. karinah ( 13/07/2007 13:29)
xxx:

xxx:

vale:

kallie: fanambadiana aloha vao papozy ka.

tsy ampahafirin'ny miteraka tsy manambady io?



tsaratsara kokoa raha vady aloha vao papozy ; dia vao maika poinsa raha le vady koa no dadan'ny papozy

fa ndrai² tsy zay ny scénar mivoaka nefa tsy olana izany. Samy manana ny fiainany fa tsy tokony mitsikera ny fianan'ny hafa

"qu'as-tu à regarder la paille dans l'oeil de ton voisin ? et la poutre que tu as dans ton oeil, tu ne la remarques pas ? "



8O8O8O8O8O8O:?::?::?::?::?::?::?::?::?::?::?: RY TSY MAHAY MAMAKYTENY ISANY:!:


28. sechat ( 13/07/2007 14:33)
kallie> de nanao ahoana ihany ?
29. sitlo ( 13/07/2007 15:02)
Mba nahagaga ahy ndray kallie mety nerveuse izany. Nefa ilay sary sarika be daholo.
Raha izaho aloha dia manao test aho eh, amin'izay milamina ny saina. ;-)
30. Papoose ( 13/07/2007 17:31)
io kosa anie mba jerena ihany le situation fa zany tsy midika hoe izy tsy nerveuse mihitsy!
sady rehefa miditra @ stade sahala an'io dia betssaka ny zvt miova, toy ny miditra @ sehatry ny fanambadiana:wink:
31. vale ( 13/07/2007 17:40)
sitlo::-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
32. kallie ( 14/07/2007 10:53)
mbola andriko reto a, mbola tsy nanao test a, itako eo ndray am lundi. fa atramzao lou tsisy rrrr e
33. kallie ( 14/07/2007 10:55)
sitlo> tsy robot kosa ane e, tsy maintsy oe, na mizesta az misy ftôna m flip iany ko :-P
34. kelly13 ( 15/07/2007 10:21)
kallie>na ho any na tsy ho any ankia d felicitations fôna a :) d aza mi flip zany fa mande zoli io e
35. sakaizakely ( 15/07/2007 22:44)
de mirary +++++++++++ ho an'i kallie izany.
Mangataha ordonnance @ dokotera hanaovana ny test PDS raha mahavitra miandry suspensa am zay remboursé SS

Pour info : Clearblue = 18 € env, PDS sans ordonnance 12 € eo
Raha indraipa fotsiny ça va, fa raha hanao test isambolana izao lany vola ihany farany

:-*:-*:-*
36. ari.malala ( 16/07/2007 07:31)
karinah, tena tsy azonao atao mintsy ve ny tsy mivazavaza azafady???
37. sechat ( 16/07/2007 09:21)
sakaizakely>:-D
kallie> na tonga na tsy tonga ve tsy tsara foana ? :°)
38. kallie ( 17/07/2007 13:37)
:cry:... sady mbola tsisy rrrr no -----, sa nikorotana tamle mariaz mariaz teo?
39. booboo ( 17/07/2007 14:11)
ie, mety naviakan'ny stress sy ny fifaliana beeeee t@ iny tokoa ny hormones. Dia reveo manja hatrany dia bon crac crac @ cycle manaraka hahita ++++++
40. ari.malala ( 17/07/2007 14:19)
courage kallie a:-*:-* mbola hoavy ny anjaranao! courage fona aky a!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0076