enceinte ou pas

1. kallie ( 12/07/2007 12:35)
kikou dôly, tara 2 j ny rrr, malemilemy b fôna, mora reraka b, tsy mahatanty tabataba, fanina refa any am supermarché fa mafana be....
Tsy aiko na ny saina na tena izy, possible ve oe psychologiquement, ny saina efa t ho bevoka no mampisy ny signe reetra?
tsy mbola sahy manao test za fa mataoatra (ho déçu), in no ataoko?
2. xxx ( 12/07/2007 12:48)
test :-D
3. vale ( 12/07/2007 13:23)
kallie: de inn ftsn ankia no nanaovan-dry marizy raha izany? sa mbola tsy vita ny volan-tantely?:lol::-D:-D:-D:-D:-D
4. booboo ( 12/07/2007 13:42)
Kallie > test na mitaintaina lava eo mieritreritra red red ho avy ihany na tsia. :-*
5. kallie ( 12/07/2007 14:08)
vale> sy azoko ny idiran'ny mariaz amzany? nga refa bevoka vô tokony manao mariaz?
fa ny fanotaniko ane oe possible ve oe ny saina no mi produire ny signe reetra refa ao lé envie t ho bevoka e?
booboo> mbola t iandry kely za am test fa ndraindray ny cycle ko 35 na 40j
6. ari.malala ( 12/07/2007 14:17)
andray ko ry vale... :roll: inona no idiran'ny fahavitan'ny volantantelin'olona amzany?

kallie a, misy ny atao hoe grossesse nerveuse, rena ireo signes ny bevoka mintsy, nefa avy eo tsisy n'inon'inona akory,fa alamino ny saina. Tonga am fotoanany daolo ny zavatra rehetra, sady raha mbola retard na 2jours zany tsy mbola significatif, raha ny fahalalako aloha!
7. vale ( 12/07/2007 14:27)
ari.malala: ka resaka tany ho any io no anton'ny fanontaniako koa!
kallie: fanambadiana aloha vao papozy ka.
dia lay faharoa io indray tsy haiko, fa Watafon izao no mahavaly an'io kokoa.
Raha mampieritreritra dia mividiana ankia test ah!:-D
8. kallie ( 12/07/2007 14:33)
http://sante-az.aufeminin.com/w/sante/s44/bebe-grossesse/grossesse-nerveuse.html
Merci ari. io lé grossesse nerveuse, inquiétant.....
9. kally ( 12/07/2007 15:27)
Aza maika akia fa mbola ho avy a! araraoty tsara aloha rehefa mbola ianareo roa irery. Indry vao firy taona io fa aza matahotra sy miandry be izany sahady.:wink:
Ny test ihany akia fa indraindray diso mihaino loatra an'ilay vatana dia mamita-tena hoe bevohoka:lol:
Raha sanatria ka tsia!dia aza kivikivy izany an!
10. booboo ( 12/07/2007 15:28)
Kallie > azoko tsara lay mitady excuses tsy hanaovana test fa matahotra ny ho "deçue" dia zà kounkou efa nanao grossesses nerveuses. Fa aleo tonga dia manao test raha tara ny red red ! raha tsy hoe mahita fahafinaretana @ ilay mi-psykôty andro aman'alina mandritra ny andro maro² angaha :^):^):^):^)
11. xxx ( 12/07/2007 17:18)
vale:

kallie: fanambadiana aloha vao papozy ka.
tsy ampahafirin'ny miteraka tsy manambady io?


12. karinah ( 12/07/2007 19:03)
gné:?::-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
13. vale ( 12/07/2007 19:07)
xxx:

vale:

kallie: fanambadiana aloha vao papozy ka.
tsy ampahafirin'ny miteraka tsy manambady io?



xxx: mahaiza mamaky tsara oh, ny marim-piatoana sns..sa gila maso:?::^):^):^)


14. xxx ( 12/07/2007 19:24)
:roll::roll::roll:fa angaha ilay vale sady gila no niteraka tsy nanambady???
Mô te hahalala ny zavatra ao ambadiky ny ridô e!:^):^):^):^)
15. vale ( 12/07/2007 19:43)
:-w:-w:-w:-w:-w:-w:-w:-w:-w:-w:-w:-w:-w:-w:-w:-w
Xxx: averiko ny nosoratako rehefa tsy mahay mamaky in-1 mande eh! FANAMBADIANA ALOHA VAO PAPOZY. mINO AHO FA HITA TSARA IO:?:8)
16. xxx ( 12/07/2007 20:16)
:lol:
17. karinah ( 12/07/2007 21:27)
:-D:-D:-D:-D:-D8):lol:
18. Papoose ( 12/07/2007 22:57)
manaova test fa raha tsy bikina dia manao b ndray mba ho bikina, na raha mbola tsy te ho bikina dia manaova ihany fa mampiasa fotsiny fiarovana!!amboary tsara fotsiny ny saina fa mbola tsy tara ny fotoana no ndry mbola mamokatra tsara!:wink: mino aho!
19. ari.malala ( 13/07/2007 06:38)
Vale, tsy ilaina angamba ny manao majuscule be, mivazavaza ny dikan'izany raha tsy fantatrao ary midika tsy fahalalam-pomba. Teneniko anao koa fa amin'izao fotoana izao efa betsaka ny mères celibataires. Noho izany, tsy dia mitombina intsony ny teninao hoe manambady vao papozy. Hainao v le hiran'i Rossy taloha be hoa angaha moa voatery hanambady vao miteraka e! :-D:-D:-D:-D
20. sakaizakely ( 13/07/2007 08:38)
kallie>

Raha te ho fixée dia mankanesa any @ labo manao test, tsy mila ordonnance, rahariva ihany dia azo ny valiny. Cross my fingers :-*:-*:-*:-* enga anie ka ++++++++++++++ fa zany malemilemy zany mety misy tsaramaso kely mitsongolobatita any ho any ;-);-);-);-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2043