Narotsako tao am-pony.
42. marozevo
(
14/07/2007 22:27)
Tsy izaho no mamorona, fa izao no hitako ao ambadika ao, rehefa niezaka namantatra ilay xxx aho : "Tsy mpikambana ato amin'ny namana serasera io olona tadiavinao io".
Ka tokony tsy ho afaka miteny sy manoratra eto izy izany... Sa asa anefa ?
Ka tokony tsy ho afaka miteny sy manoratra eto izy izany... Sa asa anefa ?
44. marozevo
(
14/07/2007 22:31)
Tsy haiko fa io aloha no hitako tao.... Tokony hovàna izany ilay filazana momba azy, fa tsy atao hoe "tsy mpikambana ato...".
45. ikaretsaka
(
14/07/2007 22:36)
any @ ilay hoe "momban'ny takelaka" angamba ianao no mirataina amin'io dia tafita any @ mpiandraikitra ny hafatra.
fa betsaka kao anefa na iznay aza no tsy sahy mijoro amin'ny maha izy azy ary menatra mampiseho izany, eny na solon'anarana aza ny eto.
asa, maninona angaha?
fa betsaka kao anefa na iznay aza no tsy sahy mijoro amin'ny maha izy azy ary menatra mampiseho izany, eny na solon'anarana aza ny eto.
asa, maninona angaha?
46. marozevo
(
14/07/2007 23:18)
Ka raha ohatran'ilay xxx iray, fa tsy ilay xxx iray, kosa aloha dia mazava ny antony tsy hisehoana e....
47. ikaretsaka
(
15/07/2007 16:14)
iny kosa tsy asiana fandinihina lalina fa mazava ho azy
d'acc za eto
d'acc za eto
48. mimich
(
16/07/2007 07:33)
hoy i marozevo :"Rey olona ah.... tsy sentimentn'i Marozevo io re fa hira efa misy ah. Ao amin'ny boky Ankalazao ny Tompo, p 448 no misy an'io... Fa raha ny marina tokoa dia tsaroako nandray anjara tamin'ny composition'io i Marozevo tamin'ny mbola tsy marozevo no anarany."
Raha azoko tsra zany di mpikambana ao na tao amin'ny ekipan'ny "Ankalazao ny Tompo i Marozevo"
Ary sao dia mba ananao raha izany ny tonon'ilay ilay hira hoe "izaho angaha hangina, sanatria dia sanatria, fa raha mbola velona aho, hodradraiko , holazaiko amin'izao tontolo izay nafeninao rehetra; io ny masoko potsiro , io ny lelako tapaho, fa hijoro hiapanga anao izay rehetra vitanao. Io tsy ao anaty ankalazao an!! fa oh le hiram-pitolomana sa inn no ilazana izany, le oh le we : Ndao ento miakatra , ry Neny fireneko sns....