Vezetariana

1. xxx ( 09/07/2007 19:29)
Mba omeo sakafo 100% vezetariana hoe, dia mba zavatra mora hita eny an-tsena no anaovana azy.

'Sotra e
2. cutie ( 09/07/2007 19:44)
tsaramaso sy coco:lol:
3. meva2 ( 10/07/2007 09:43)
steak de soja sy legume, beignets de légumes, poêlée de champignons, salade de pâtes: tomate, cornichon, mais, pignons de pins.
4. booboo ( 10/07/2007 16:08)
tarte/tourte/gratin -na legioma, salady isan-karazany, vary @ anana :-D, ravitoto sy voanjo:-D
5. pissoa ( 10/07/2007 18:42)
:-D:-D:-D
6. xxx ( 11/07/2007 06:28)
cutie > tonga dia miaraka arotsaka sy miaraka ketrehina ao daholo ve io sa misy fomba fandrahoana azy ?

meva2 > mba omeo recette hoe ilay beignets de légumes sy salade de pâtes raha azo atao e. Dia inona koa ilay pignons de pin kay ?

booboo > ilay vary amin'anana toa tsy mety raha tsisy kitoza ko ! :°)

Dia misaotra anareo rehetra afa-tsy i pissoa :-P
7. cutie ( 11/07/2007 15:36)
Mpandefa : xxx [ Valio ] 11-07-2007 08:28:18
Lohateny : Re : Vezetariana
cutie > tonga dia miaraka arotsaka sy miaraka ketrehina ao daholo ve io sa misy fomba fandrahoana azy ?

andrahoina alou ny tsaramaso
de refa masaka de manao sosy votabia sy tongolo , de arotsaka @ zay le coco, de andrasana mangotraka kely de vita :lol:
8. pissoa ( 11/07/2007 15:39)
xxx : tsy rarahako :-D:-D:-D
9. xxx ( 12/07/2007 13:22)
cutie > :-*

pissoa > :b
10. diamondra27 ( 12/07/2007 16:09)
quiche aux poireaux
tomates au four

11. booboo ( 12/07/2007 16:22)
sakafon'akoho : salade-na katsaka
sakafon-gana : afangaro aby fotsiny zay motika hita eo (vary, anana, salady, katsaka, voatabia sns)

:^):^):-D
12. pissoa ( 12/07/2007 17:59)
amin'ny ankapobeny anie izay tsy hanin'ny vezetariana dia efa misy misolo azy daholo na amin'ny tsiro na amin'ny endrika e ! mahazo manao cake ohatra
rononon'omby soloina soy na rice na ... milk
ny dobera soloina sns azo soloina vegan margarine ! soya margarine sns ! Ny atody azo soloina koa miankina amin'izay andrahoina eo sy ny antony anasiana atody azy, azo soloina akondro na ilay egg substitute vita vazaha reny :-P ...

Booboo> tsy sakafon-gana sy akoho zany reo fa sakafo matsiro + fat free ^^:-D:-D:-D
13. booboo ( 12/07/2007 21:54)
Pissoa > kay ? ary gâtés be ny akoho amam-boron'i bebenay raha zany klé :-D:-D:-D
14. pissoa ( 12/07/2007 22:51)
:twisted::-D:-D:-D:-D:-D
15. xxx ( 13/07/2007 06:41)
amin'ny ankapobeny anie izay tsy hanin'ny vezetariana dia efa misy misolo azy daholo na amin'ny tsiro na amin'ny endrika e !
Amin'ny endrika, fa tsy amin'ny tsiro. Ny margarine sy dibera izao samihafa ny tsirony. Ny steak soja ve dia mitovy amin'ny hen'omby sa kisoa sa akoho sa trondro ? sns ...
Ohatra ny ScorpionS sy AmbondronA ihany :-P:-P:P
vegan margarine ! soya margarine sns ! ... + fat free
Aiza koa ?!

booboo > Zany hoe ve hoe :
Vezetariana = gana (fa tsy mody gana) sy akoho ? :-D:-D
16. booboo ( 13/07/2007 09:15)
xxx > hihihihihihi :°):°):°)
17. mamzelkely ( 14/07/2007 08:23)
xxx hatraty ko io resaka io :-D:-D
18. pissoa ( 16/07/2007 23:13)
Amin'ny endrika, fa tsy amin'ny tsiro. Ny margarine sy dibera izao samihafa ny tsirony. Ny steak soja ve dia mitovy amin'ny hen'omby sa kisoa sa akoho sa trondro ? sns ...
Ohatra ny ScorpionS sy AmbondronA ihany

amin'ny tsiro rehefa mahay ny mpahandro ! tsisy miresaka dobera hanina amizao akory eo.
Inn ny hidiran'ny ScorpionS sy AmbondronA eto. :-D:-D:-D


Ary vakio tsara kloo le resaka fat free fa aza tapatapahina otran'io ! sa ankoatra ny tsy fahaizana sakafo dia donto tsy mahay mamaky teny koa :-D:-D:-D
19. ikaretsaka ( 17/07/2007 05:28)
za aloha tia biby e.. matsiro be izy ireny..afa tsy ny akoho!
(ny secte anay tsy mihinana akoho)
20. ravakamalala ( 17/07/2007 09:44)
ikaretsaka > oopps!!!!8O
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.224