Vezetariana
21. xxx
(
18/07/2007 08:20)
pissoa:Na mpahandro mahay ohatra ny inona aza ve dia hitovy tsiro amin'ny atody ny akondro e ?! Sady na hanina am'zao na mifangaro inona tsy mitovy amin'ny dibera mihitsy ny margarine. Ohatra ny manadonto lela ny manao vezetariana raha zany kle ! :roll:
amin'ny tsiro rehefa mahay ny mpahandro ! tsisy miresaka dobera hanina amizao akory eo.
pissoa:ka aiza koa izay fat free eo e ? :^)
Ary vakio tsara kloo le resaka fat free fa aza tapatapahina otran'io ! sa ankoatra ny tsy fahaizana sakafo dia donto tsy mahay mamaky teny koa :-D:-D:-D
24. pissoa
(
18/07/2007 22:12)
mandrindrakooooooo, tendan-kena :-D:-D:-D
xxx : tsy manandrana akory, pfffff :twisted::-D:-D:-D
xxx : tsy manandrana akory, pfffff :twisted::-D:-D:-D
31. mangabe
(
20/07/2007 13:09)
xxx:
cutie > :-*
pissoa > :b
Be dia be ny recette amin'ity forum ity ka jereo fotsiny soa dia mba mahita ny hahasoanoa ianao
http://www.forums.supertoinette.com/viewforum.php?f=17
http://tour-en-cuisine.over-blog.com
32. princesseN
(
20/07/2007 15:36)
:-D:-D:-Dchou fleur asina poivron,tongolo sy voatabia atao sauce vinegrette fa matsiro be mintsiny!:)
33. mandrindra
(
20/07/2007 17:03)
pissoaaaaakooo, hena ihany, hena hatrany:lol: ary mety ho henatsaka mihitsy raha izao no mitohy:-D:-D
35. mandrindra
(
20/07/2007 17:41)
vao maika tiiiiaaaakoooo beeeeee, hmmmmmm, miaammmmm miaaaoooouuuuuu :-D:-D