toeran'ny maty eo @ Malagasy

41. niainalynx ( 15/10/2007 11:11)
Tena lalina be io fa ny fototra iray tamin'ny Ntaolo dia ny hoe velona iray trano ary maty iray fasana. Tsy zakan'ny Ntaolo ny hoe "sakalava diso" ka tsy maintsy ataony izay hilevenan'ny taolambalon'ny fianakaviany ao amin'ny fasandrazany satria ao no tanindrazany fa tsy any amin'ny toerankafa.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.2406