Desacralisation

41. marozevo ( 05/07/2007 21:49)
Ngamba nama tratran'ny "désacralisation" le pc-ko ah...
42. cutie ( 05/07/2007 21:49)
:-D:-D:-D:-D
43. ikaretsaka ( 05/07/2007 21:51)
Aleo averina @ "sobjektra" fa be loatra ny "atriboitra" (azafady aminareo dahy e)
marozevo:

Izaho nahita Mopera izay, rehefa mitory teny Rangahy io, dia feno tsiky foana ny toriteniny, nefa dia tena mipetraka mihitsy. Misy indray mampatory satria toa tsy mba misy zavatra manaitaitra mihitsy izay lazainy. Tsy mi-kritika na iza na iza aho fa zava-misy lazaina fotsiny.

amin'izoa fotoana izao dia ianarana rehefa manao fifandraisana na resaka kabary sy fitoriana koa ny fanokafana ilay resaka amin'ny kisangisangy
io ilay ataon'ny angalisy hoe "opening jokes"
efa fataon'ny Gasy ihany io amin'ilay ry zareo mampiasa ohabolana mananihany sy mahatsikaiky any anaty kabariny!
ny antony dia mba hanaitaitra sy hanindrotsindrona ilay olona ka hahatonga azy handinika bebe kokoa noho ilay mihaino fotsiny!


44. cutie ( 05/07/2007 21:52)
mba asio toriteny kely aza we ry IKa :-D
45. marozevo ( 05/07/2007 21:55)
Tsy misy fady Ra-zoky ah... Misaotra nampahatsiaro...
Any amin'ireny Seminera ireny koa anie, hono, ianarana izany eh...

Le Mopera tanora any Madagasikara amin'izao fotoana izao Rangahy ity, tena henjana raha hitory teny ah. Sendra nadalo tany aho tam vakansy taon-dasa... dia tena niaky nahita ilay Mopera tanora ao Soanierana izay. Tsy tadidiko ny anarany, sady na tadidiko aza moa tsy tokony ho lazaina eto.
46. ikaretsaka ( 05/07/2007 21:56)
za tsy mahay ilay mitory teny be ka... resy be aho amin'io.
fa ireny efa hitanareo ato mampitokelaka be anao ireny e!
47. cutie ( 05/07/2007 21:56)
mianjy toriteny miaraka @ jokes o :-D
48. marozevo ( 05/07/2007 21:59)
Ko efa hoe tsy mahay izy koo.... Mitokelaka be fotsiny eo ianao.
49. cutie ( 05/07/2007 21:59)
marozevo
mbola tsy hitako ny valiny teo ka :-D
50. marozevo ( 05/07/2007 22:00)
Hay ve eh... Ndraindray miara-manoratra tokoa dia ohatran'ny mifanipaka izany le hevitra.
51. cutie ( 05/07/2007 22:02)
ie :)
Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 05-07-2007 23:56:07
Lohateny : Re : Desacralisation
za tsy mahay ilay mitory teny be ka... resy be aho amin'io.
fa ireny efa hitanareo ato mampitokelaka be anao ireny e!

maromaro ihany nga izy ato :lol:
52. marozevo ( 05/07/2007 22:09)
ie ... be dia be ao ambony ao, na ikaretsaka, na xxx na marozevo... sns..... Fa raha amin'ny maha toriteny azy aloha dia ny an'i marozevo hita hoe vendrana be eh ?
53. cutie ( 05/07/2007 22:10)
:-D:-D:-D:-D:-D
tsy haiko
54. ikaretsaka ( 05/07/2007 22:31)
nga sika manao toriteny mo ry marozevo? sa hoe hatraiza ka hatraiza koa ny halavany vao azo faritana hoe "toriteny"?
le misy lava ne miaraka @ versets bibliques ireny ve?
sa ilay 3 lignes tonga dia avantana?
55. majesty ( 06/07/2007 07:36)
mba averiko amin'i gasynamana indray ny fanontaniana hoe,inona no anton-dian'i gasynamana eto ary e :D
56. marozevo ( 06/07/2007 18:27)
Tsy ny halavany re ry ikaretsaka no maha toriteny azy fa ny fiatraikany ah.... Toriteny mandaitra eh... Tsy ilay mi-citer à tort et à travers,.... tsy ilay mampiseho fahalalana be fahatany,.... tsy ilay isika mifampitsikera (izaho no voalohany, ary izany no ilazako fa ny ahy no vendrana indrindra...). Ndraindray ilay trois lignes tena izy iny no mipetraka bebe kokoa noho ilay lavabe ohatran'ny fanaon'i Nyrina... Oay... hitanao ! Io ary aho fa voa sahady fa mitsikera be fahatany an'i Nyrina.

Majesty > Aleo i gasynamana ho eo fa maninona ary izy eh ?.... Aleo ho samihafa ny loha hisehoan'ny hevitra maro.
57. ikaretsaka ( 06/07/2007 19:09)
izay manko ry marozevo!
58. marozevo ( 06/07/2007 19:21)
io mitsikera io ve ? Mety ho tsindrom-paingotra kosa aloha io e.... Asa anefa !..
59. ikaretsaka ( 06/07/2007 19:44)
ka tory teny aby izany.. ny toriteny anie ="mampita hafatra e"
60. marozevo ( 06/07/2007 20:58)
Ekena ndray ary eh... na fantatro aza fa misy tsy manaiky any ho any.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.38