Desacralisation

21. marozevo ( 05/07/2007 18:54)
Rehefa samy mahita fahasoavana amin'ny lafiny rehetra ny namana eto, dia izay no tanjona. Mety ho niainga avy amin'ny kivalavala sy ny sangy izany indraindray.
22. ikaretsaka ( 05/07/2007 18:59)
izay mantsy.. aiza no ho serieux foana e
23. marozevo ( 05/07/2007 19:26)
Sady raha serieux foana, mety ho voan'ny sery eo...

Izaho nahita Mopera izay, rehefa mitory teny Rangahy io, dia feno tsiky foana ny toriteniny, nefa dia tena mipetraka mihitsy. Misy indray mampatory satria toa tsy mba misy zavatra manaitaitra mihitsy izay lazainy. Tsy mi-kritika na iza na iza aho fa zava-misy lazaina fotsiny.
24. cutie ( 05/07/2007 20:53)
Mpandefa : marozevo [ Valio ] 05-07-2007 21:26:06
Lohateny : Re : Desacralisation
Sady raha serieux foana, mety ho voan'ny sery eo...

:-D
25. marozevo ( 05/07/2007 21:00)
:oops::oops: HS angaha io ?
26. cutie ( 05/07/2007 21:03)
non:-D
27. marozevo ( 05/07/2007 21:05)
Tsy mandeha indray ilay RVG.... any ve mandeha ?
28. cutie ( 05/07/2007 21:08)
ie :lol::lol::lol::lol:
29. marozevo ( 05/07/2007 21:11)
mandeha sa tsy mandeha e ?
30. cutie ( 05/07/2007 21:13)
hiihhihi
mandeha :lol::lol::lol:
31. marozevo ( 05/07/2007 21:15)
Nenay tsy mandeha....
32. cutie ( 05/07/2007 21:16)
mampa
fa nanin:roll:
33. marozevo ( 05/07/2007 21:19)
Dia tsy haiko re ah.... Klikena le izy de mitsefotra fotsiny fa tsy mihira....
34. cutie ( 05/07/2007 21:20)
izy rehetra?
35. marozevo ( 05/07/2007 21:23)
Toulemôndy....
36. cutie ( 05/07/2007 21:24)
ny pc an'i toi zany no manondrana fa diovy kely alou :lol:
37. marozevo ( 05/07/2007 21:30)
Aiza no misy fandiovana azy ? Ahoana no tokony hatao ?
38. cutie ( 05/07/2007 21:32)
reny anti-spy sy anti virus reny ka :)
39. marozevo ( 05/07/2007 21:37)
Nefa anie raha vao hira hafa efa ato na CD na youtube sy neufstream mandeha tsara eh...
40. cutie ( 05/07/2007 21:39)
de tena tsy haiko njay ny @ zany ry marozevo
andramondramo eo ihany sao de mba .:)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3282