Mandroaka demony
21. rush
(
05/07/2007 12:45)
"diamondra27":fa iza aloha no milaza anao fa tsy mamaky baiboly aho?
Mila mamaky baiboly
"diamondra27":raha ny pretra dia manaiky aho e!fa ny mpiandry kosa aloha,arakin'ny nolazaiko tery ambony hoe tsy hiadiko hevitra io r'ise a!satria samy manana ny azy marina a!dia manaja ny an'ny hafa aho raha izay no fantany momba ny fanalana demony izany e!na izany aza dia mahatalanjona ahy ilay izy e!dia misy hadisoako koa ve izany?
de zay no mahatonga ilay olona ireny manantona pretra na mpiandry
22. diamondra27
(
05/07/2007 13:17)
rush: zay ndray le avy hatrany tonga mahatsiaro ciblée. Tsy nisy niteny teo we tsy mamaky baiboly ianao e! mila mamaky baiboly , zay fotsiny no nolazaiko, aiza no ahitako ze any an-tranonao any sy ze ataonao any fa ny dikan'izany de we: mila mamaky baiboly satria voalaza ao anatiny ao ireo fanahy ratsy ...
dia samy mamonjy @ izay ilainy vonjy ange io ry rush e!
ngah tsy nojeren-dry le lien silamo mamoaka demonia io?
Za zao tsy misulman nefa de ekeko fa misy zany zany silamo mamoaka demony zany.

23. xxx
(
05/07/2007 17:32)
Tena miala tsiny aho raha mitondra xxx fa havako akaiky ahy mihitsy no hoe mpiandry ary hoe mpanala demonia. Nisy havako hafa iray tena hitranga-javatra foana ny fiainany ary dia hoy ilay havako mpiandry hoe anjakan'ny devoly ny fiainanao ka aleo alana demonia. Dia nanaiky ary ilay riray. Ny zava -nitranga dia vao maika loza no nitranga fa matetika no niharan-doza ilay iray ary dia hatramin'izay naharenesako ilay tantara ny havako iray izay dia tsy nino ireny intsony aho. Tsy manenjika ny finoana inona na inona aho fa ny fantatro dia ireo mpianatr'i Jesosy aza nisy fotoana tsy nahafahany demonia fa niala maina. "Ry kely finoana" no niantsoan'i Jesosy azy ireo" Ka asa na be manahoana ny finoantsika @ izao fotoana izao fa mino aho ary mirary ho an'ireny olona milaza azy ho mpiandry na mpanala demonia ireny mba tena izy ary hamoaka demonia tokoa fa tsy hireharehavana na entina hanaovana fihetsika tsy fantara na ohatr'io tantara lazaiko io fa vao mainka ny demonia no nanao ny nataony t@ ilay olona ka tsy mety izany amiko.
24. marozevo
(
05/07/2007 20:53)
Ao amin'ny Evanjily ao tokoa misy mitovitovy amin'izao : Rehefa mandroaka demony i Kristy Jesosy dia miteny mafy. Angamba azo lazaina hoe mitabataba !!???.... Fa mandritra izany, ny mpianany dia tsy miteny.... izany hoe mangina... Misy lanjany ngeda be io fahanginana io.
Dia manontany tena aho hoe : Nahoana moa no tsy maintsy miara-miteny mafy ny mpanala demony rehetra....

26. fahamarinana
(
06/07/2007 04:40)
marozevo:
Ao amin'ny Evanjily ao tokoa misy mitovitovy amin'izao : Rehefa mandroaka demony i Kristy Jesosy dia miteny mafy. Angamba azo lazaina hoe mitabataba !!???.... Fa mandritra izany, ny mpianany dia tsy miteny.... izany hoe mangina... Misy lanjany ngeda be io fahanginana io.
Dia manontany tena aho hoe : Nahoana moa no tsy maintsy miara-miteny mafy ny mpanala demony rehetra....
:arrow:En fait samy manana ny fomba entiny hitondrana ny asam-pifohazana,misy olona iray ihany ny miteny mafy dia mivavaka ny mpiandry ambiny,misy koa ny mpiandry rehetra no miteny mafy fa amiko aloha ny tena important indrindra dia ny hialàn'ny asa ratsy ataon'ny Devoly ary indrindra koa na eo ny vavaka dia ilaina ny finoana ary eo ambany fifehezan'ny Jesosy daholo izany .
Eritrereto hoe mandroaka alika ianao dia teneno mora anie ,sy tambatambazo raha hiala e,dia toy izany ny devoly,asan'ny maizina ka mila tatàtàtàna mafy mba hivoaka.Zay no fandraisako azy,raha misy diso dia aleo hiverina amiko,raha tsy ampy moa dia eo ny hafa hanampy azy e.
27. diamondra27
(
06/07/2007 09:21)
xxx:
Tena miala tsiny aho raha mitondra xxx fa havako akaiky ahy mihitsy no hoe mpiandry ary hoe mpanala demonia. Nisy havako hafa iray tena hitranga-javatra foana ny fiainany ary dia hoy ilay havako mpiandry hoe anjakan'ny devoly ny fiainanao ka aleo alana demonia. Dia nanaiky ary ilay riray. Ny zava -nitranga dia vao maika loza no nitranga fa matetika no niharan-doza ilay iray ary dia hatramin'izay naharenesako ilay tantara ny havako iray izay dia tsy nino ireny intsony aho. Tsy manenjika ny finoana inona na inona aho fa ny fantatro dia ireo mpianatr'i Jesosy aza nisy fotoana tsy nahafahany demonia fa niala maina. "Ry kely finoana" no niantsoan'i Jesosy azy ireo" Ka asa na be manahoana ny finoantsika @ izao fotoana izao fa mino aho ary mirary ho an'ireny olona milaza azy ho mpiandry na mpanala demonia ireny mba tena izy ary hamoaka demonia tokoa fa tsy hireharehavana na entina hanaovana fihetsika tsy fantara na ohatr'io tantara lazaiko io fa vao mainka ny demonia no nanao ny nataony t@ ilay olona ka tsy mety izany amiko.
___________________________
voalohany dia tena miombona alahelo aminao aho.
faharoa: tena marina ireo voalazanao ireo
fahatelo: tsy tokony atao hireharehana ny fanalàna demony fa no olona no mahita hoe: ary naatsy no misy mpiandry na pretra manala demonia
Tsy ataotao foana ny fanalàna demonia fa raha tsy mahay ianao dia ianao indray no ifoterany.
Araka ny efa nolazaiko hoe: izay nomena dons ho @izany ihany no hahafaka an'io fa tsy zay rehetra miteny we za zao na zao , zay le atao we étiquette ary na de izy (le mpiandry misehoseho) aza de voafitaka ihany koa.
Asa na efa hitanareo fa ny tena mpanasitrana tsy mba misehoseho na mila tambiny fa action.
Remarques:
Natao hanasitrana avokoa ve ny mpiandry rehetra?
Misy mpiandry anarana fotsiny nefa vetaveta any ambadika
28. bozyboleta
(
06/07/2007 09:24)
Mety miala @ olona ny fanahy ratsy rehefa manaiky havaozina sy diovin’ny Tompo. Nefa mety miverina @ le olona nivoahany ihany izy raha tsy mitandrina satria @ maha-fanahy ratsy eny @ rivotra azy de afaka mande @ zay tiany idirana sy miverina @ zay efa nadroahana azy izy. Mirenireny le fanahy ratsy ka ze olona manome vahana azy de hidirany. Izany no tsy mahatsara ny olona kely finoana na curieux manatrika ireny fandroahana devoly ireny satria io le hoe mifindra le devoly.
Raha olona nalàna devoly refa miala le fanahy ratsy de tokony handray an’i Jesoa le olona mba hofenoina sy hanjakan’ny Fanahy Masina ao aminy.
Satria rehefa hitan’ny fanahy ratsy fa madio sy voafafa ny tranony teo aloha nefa mbola tsisy n’inn n’inn i.e. mbola tsy nandray ny Fanahy Masina le olona de miverina ndray izy ary mitondra namana bedebe, de miha-mitombo koa zany ny heriny. Jereo Matio 12:43-45 valintenin’i Jesoa t@ Fariseho sy ny Jiosy
Misy karazany maro ny devoly, ary ny olona tsirairay heveriko fa afaka manala ze ho afany fa misy kosa aloha le tena masiaka ilàna mpiandry e! Ary toa misy mompera manala koa sa diso za?
Le hoe miteniteny na mitabataba ndray, nisy olona niteny tamiko fa ilaina baikona na bedesina mitsy ny devoly sasany fa maditra, ary ny devoly matahotra teny.
Mila mitandrina, miambina, mivavaka fôna ny olona mba tsy handrairan'ny devoly, ary isika efa omen’ny Tompo baiko sy fampitandremana @ zany.

29. fahamarinana
(
06/07/2007 10:15)
Fanontaniana kely ho an'ny [size=13px]Diam's 27[/size] :
Reko fa ny olona rehetra afaka manala ny devoly daholo fa kosa ny mametra-tanana no mila olona voahosotra,zany hoe tsy don angamba hoy aho fa ireo Mpiandry rehetra ireo ve manana don daholo.Ary raha voaantso Mpiandry aho dia lasa manana don zany?
Tsy dia azoko loatra fa azonao azavaina ve,merci bcp dia samy tahian'ny Tompo e

30. diamondra27
(
06/07/2007 11:33)
fahamarinana:
raha ilay efa hitako aloha no lazaiko anao an! nisy fiangonana nalehako dia nisy fotoana hanalàna demonia tao. Ireo olona ireo dia tsy mpiandry , amiko izany nanana don izy. Resaka fanasitranana aloha no tena nataon-dry zareo ary anisany asan'ny demony ihany ny aretina amiko. Io ilay lazaina hoe: misy karazany maro ny asan'ny demony, miseho @ endrika maro samy hafa.
Nisy indray mpiandry no nametra-tanana t@olona voan'ny demony.Natrehako ihany koa izany satria t@izany fotoana izany dia mpitory ny filazantsara no fikambanana nisy anay ary rehefa nandroso lalindalinat@ fanarahana ny Tompo dia nasaina nanatrika io fandroahana demonia io, ary ireo voalazko etsy ambony ireo ny zava-nisy.Ny fepetra arahina alohany hanatrika ilay fotoana.
Tsy ny mpiandry rehetra no manan don wa fa izay omen'Atra izany ihany. Tao anatin'ilay fotoana natrehako namoahana ilay demonia dia olona telo ry zareo no nametra-tanana sy le miteny ireo hoe: @ anaran'i Jesosy , mandidy anao aho hiala tsy ho anatin'ity olona ity intsony etc etc; ny sisa dia miondrika miara-mivavaka sy mihira masina manamafy ilay tenenin'izy 3 lahy mametra-tanana.
Ny olona rehetra manana don daholo fa anjaranao ny mamantatra hoe: inona ilay anao?
Vakio I Korintiana 12
Izay mino dia hanao asa izay nataon'i Jesosy (hanasitrana, hamoaka demonia @ anarany,...)
tandremo anefa fa ny demonia koa mba mino fa mangovitra ======> Jakoba 2:19b
Tsy tokony atao @ hafanampo koa anefa ny fampiasana izany don toy ny zavatra rehetra.
Marihiko aloha fa izaho tsy mpamoaka demonia fa nanotrona. Tsy manana io don io aho hatr@izao aloha.
Zarazaraina ilay fanomezam-pahasoavana hoy Jesosy.
fahamarinana: misaotra anao tsy nisalasala nanontany directe
momba ny resaka mpiandry dia zaho koa tsy mpiandry fa mahalala mpiandry aho , ary ny sasany ho'aho izany lazaiko zany mety azon'ny fakampanahy de lavo.Tsy miorina tsara.

31. ikaretsaka
(
06/07/2007 13:33)
Remarques:
Natao hanasitrana avokoa ve ny mpiandry rehetra?
Misy mpiandry anarana fotsiny nefa vetaveta any ambadika
marina izany, mivavaha ho azy ireny
2)amiko dia tsy izay voahosotra rehetra no afaka manala demony fa misy fanomezam-pahasoavana io
voalazan'i diams
bedebe ny mino an'io hoe satria mpiandry aho , mompera aho,evanjelistra aho, pasitera aho , zao sy zao aho dia tsy misy tsy haiko sy tsy vitako!
32. bosista
(
06/07/2007 16:40)
manaona daoly,
tena misaotra antsika rehetra nitondra fanazavana eto ny tenako na dia tsy tompo'ny hevitra aza, fa izao no tena manitikitika ahy amin'ity fanalana demony ity: ilay mpanalay devoly ve de tena tsy misy devoly mihintsy??? ary araka ny resaka tery amboalohany we tsy azo roahana daoly fa tsy maintsy asiana mpiandry trano fa naninona?? ary fa maninona no any amin/ny protestanta sy apokalipsy.. no betsaka ny devoly? ny tiako ambara dia ny any amin'ny katolika dia vitsy no ahitana devoly miseho , ary ny pretra tsy dia malaza we mpandroaka devoly fa ny pasitera na ny mpiandry foana, fa naninona?? ireny no matetika voany?
manarak'izany koa de izao : fa maninona ilay olona izay lazaina fa itoeran'ny devoly no kapohana mafy amin'ny baiboly? ny hitako io lazaiko io an!! tena kapohany mafy amin'ny baiboly ilay olona nefa tsy izy no ratsy fa ilay fanahy ao aminy. moa tsy maheno marary ve izy?

33. marozevo
(
06/07/2007 18:34)
Ity misy tantara tena hitan'ny masoko, ary tena impliqué tao mihitsy aho. Nisy Ramatoa narary... noheverin'ny havany fa azon'ny demony, dia nentiny tany amin'ny mpiandry... dia nohamafisin'ilay mpiandry fa demony tokoa... Fa nametraka condition ilay mpiandry "Hositraniko ianao hoy izy, fa tsy maintsy manome toky mialoha fa rehefa sitrana dia tsy maintsy manao mpiandry sy mpandroaka demony". Tsy nanaiky avy hatrany ilay Ramatoa, satria tsy tena urgent rahateo ilay aretiny. Nanatona ahy izy avy eo.. nanazava sy nilazalaza ireo. Dia hoy aho hoe "raha hitsabo izy dia asaivo mitsabo, fa aza manaiky izany condition izany, rehefa tsy izay no sitrakao". Dia tsy nanaiky hitsabo ilay mpiandry...
Dia nentiko tamin'ny fiara ho any Tanà ilay Ramatoa, notsaboina tao amin'ny Girard et Robic... avy eo sitrana soa aman-tsara....
Ny masoko no nahita an'io, ny sofiko no nandre, ny tongotro no nanitsaka ny accelerateurn'ny fiara, ny volako no naloa tao amin'ny Hopital....

34. diamondra27
(
06/07/2007 18:55)
marozevo: zany kosa tsy mety e! le mpiandrry zany amiko de manao ny asan'i Tompo ary raha vao miresaka asan'i Tompo de tsy atao forcé amiko fa fandresen-dahatra.
ZA tsy hitsara fa raha ny fahazoako ailay tranga dia mety io le we: mpiandry anarana fotsiny .
Tsy zay rehetra hoe: xna de xna daholo.
Ika : izay mihintsy ho'ahho
bosista: ny finoako aloha dia tsy misy zany we: mpiambintrano izany e!
raha ny Zanaka no anafaka anareo de ho AFAKA tokoa ianareo
Noho izany io SM io amiko no mikonty.
Rehefa manafaka anao @ fahazaran-dratsy Jesosy toy ny we: afaka t@ sigara , de tsy misy we: mbola mifoka tige 1 za fa ny heno sy hita de tena afaka t@ le sigara le olona tsy mifoka intsony . Izany no atao hoe: libéré
Amiko tsy hoe: tsy misy devomia any @ katolika fa zany hoe: tsy dia resahina firy , fa tena misy tokoa ny seansa exorciste ataon'ny pretra
nY katolika koa manko de mino ary be de be ny sampana misy ataondry zareo. Asa na namaky ilay dinika nataoko momba ilay saint, sainte iny ianao na tsia fa raha mino ireny ny katolika de efa mihena @ireny ny asan'ny devoly ho an'ny mpino ao aminy
st zao miaro @ loza eny an-dalana
st zao manasitrana etc etc...
Toy izany koa ny fahagagana any lourdes etc etc...
fomba fiasa daholo izany , donc raha tsy vitan'ireny de makany @ pretra @izay...
Tsy katolika fa mahita le organisation de zay no fahazoako azy.
Miala tsiny raha diso ny fomba fijeriko ary azo ahitsy tsara mba tsy hiteniteny foana @ manaraka.

35. marozevo
(
06/07/2007 19:11)
Ka izay indrindra ry diam's ah.... Io lazaiko eo ambony io no sari-na mpiandry hitako. Dia ahoana moa no tsy hahalasa ny saina....
Ao amin'ny Katolika tena misy ny finoana fa ny demony dia tsy mtsahatra manao izay hahavoa ny olona. Fa ny metody hiadiana aminy tokoa dia hafa, araka io lazainao io. Tsy diso akory io lazainao io ka.... fa mbola lalindalina kokoa noho io aza no tena izy.

36. ikaretsaka
(
06/07/2007 19:19)
ilay lazain'i diams aloha dia ny organization mihitsy no samihafa..
marina koa fa misy ny manao exorcisme @ katolika fa tsy wawawa be ohatran'io na hoe izay mitranga ka hery tsy fantatra dia demonia sy misy devoly aby! (asa raha tadidinareo ilay kisangisangy nataoko ilay resaka jiro tapaka iny)
fa za koa mba manontany tena na izany aza, ary miombona amin'io fanontanian'i bosista io

bosista:
ilay mpanaly devoly ve de tena tsy misy devoly mihintsy??? ary araka ny resaka tery amboalohany we tsy azo roahana daoly fa tsy maintsy asiana mpiandry trano fa naninona?? ary fa maninona no any amin/ny protestanta sy apokalipsy.. no betsaka ny devoly? ny tiako ambara dia ny any amin'ny katolika dia vitsy no ahitana devoly miseho , ary ny pretra tsy dia malaza we mpandroaka devoly fa ny pasitera na ny mpiandry foana, fa naninona?? ireny no matetika voany?
manarak'izany koa de izao : fa maninona ilay olona izay lazaina fa itoeran'ny devoly no kapohana mafy amin'ny baiboly? ny hitako io lazaiko io an!! tena kapohany mafy amin'ny baiboly ilay olona nefa tsy izy no ratsy fa ilay fanahy ao aminy. moa tsy maheno marary ve izy?
37. marozevo
(
06/07/2007 19:25)
Rite eh... Resaka rite daholo ireo. Ny tena zava-dehibe dia ny finoana fonosiny.
Fa izaho kosa aloha, tsy mahalala na inona na inona momba io excorcisme io aho, fa tsy d'accord amin'ilay hoe asiana mpiandry trano eh.... Izany hoe tsy mandà ny fisian'io hevitra io aho, fa raha izaho no atao an'izany tsa manaiky aho.... Fa angaha tranony io no andrasany ? Raha mitady mpiandry trano aho, tsy aleoko Md Benoit na Mb Barbe !.

38. ikaretsaka
(
06/07/2007 19:40)
ilay kapohana amin'ny baiboly no tsy azoko koa! inona ny antony?
i Jesoa angaha raha nanala demony dia nalainy ilay "scroll" be misy tenin'Andriamanitra iny dia "paaaaaaaaf" mialaaaaaa!
ny ahy koa raha mila mpiandry trano aho..Aleoko i Md Benoit le

40. diamondra27
(
06/07/2007 21:26)
bosista sy ika: za aloha siora fa le mpanala demonia ireny de manana ota e! de misy asan'ny ratsy ihany ao aminy fa saingy kosa mety hibebahany ilay ota...
Ohatra ange we: ny hatezerana dia efa ota izay e!
ny fifandirana
ny fitenenana manome fanafitohinana aolona etc etc...
Fa le tena demonia mahery angamba mety tsy itoerany kosa ry zareo e!ny antony de ozy ny namana tetsy ambony we: raha vao manaiky an'i Jesosy de tokony miala reo asan'ny demony reo.
Amiko zany alohan'ny maha mpanala demonia azy, de efa manana an'i Jesosy ilay olona, raha tsy izany de mifototra any aminy io demonia io sady tsy hahafaka izay demony eo izy satria le demonia ange mahalala tsara ny momba anao e!
Na dia misy zavatra afeninao @olombelona aza , tsarovy fa ilay devoly mety afaka mi-dénonce anao hoe: za tsy hiala satria ianao aza manao an'izao sy izao ( nijangajanga ohatra)