Fahafahana(freedom):Afaka ny gadrako(....and free at last!)

21. niryna ( 03/07/2007 06:07)
marozevo:

Oay.... mahagaga.... aiza ary i Nyrina ?

Mino aho fa efa nandalo teto izy.... ary efa namaky an'ireo voalaza ireo.

Ny tena mba mahagaga ahy aminao dia ilay izao mandalo na tsy mandalo sa izany no atao hoe manodikodina ny sujet.Tena maty mihitsy ianao raha tsy mamaly anao amin'ny fotoana ilainao azy.Fa maninona ny olona no force-na tsy maitsy.Ary izaho irery ihany an=))=))=))

22. niryna ( 03/07/2007 06:09)
xxx:

Matetika dia hena-maso no mahatonga ny olona tsy hiaiky diso. Na koa ambom-po diso toerana.

Satria ilay olona miteny dia tia mitsara ny mpira-belon a aminy kanefa tsy antsika ny fitsarana.Ataovy ao an-tsaina foana e.Aza mitsara mba tsy ho tsarana.

23. niryna ( 03/07/2007 06:21)
rush:

marozevo:

Nyrina ah... Mbola tsy miaky ihany ve ianao fa diso ny source atolotrao. Tsy afaka ho nosoratana 1445 talohan'i Kristy ny Genesisy, satria na i Moizy aza dia tamin'ny 1304....

Tsy ianao akory no diso fa ilay source.... ianao koa tsinona tsy miaky rahateo.

Porofo tsy misy afaka mandà io, na iza na iza, satria tsy afaka hanoratra zavatra zato taona mialohan'ny hahaterahany ny olona iray.

Tsotra fotsiny e : Mahaiza miaky hadisoana dia ho olona afaka ianao.
izay ny antony tsy mba hamaliako ny zavatra lazain'i niryna a!mampalahelo fa tsy mba miaiky izany izy na aninona ianao na aninona!ny azy ihany no marina hatramin'izay ka hatramin'izao!
"marozevo":
Mahaiza miaky hadisoana dia ho olona afaka ianao.
tsy misy ny tongalafatra ry niryna a!iza no tsy manao fahadisoana ato ambonin'ity tany ity?fa mahaiza miaiky e!sa ve mahamenatra io?




Miaiky amin'ny inona?Miaiky amin'ny fanoroana zavatra tsy marina sy mivilana ary diso fanazavana ve?
Omeo porofo aho fa ny anao ny marina?
Porofo ara baiboly ihany ny ahy fa tsy mivoaka ao anaty baiboly aho.Misy anie ny mpanara-drenirano e.
Miara mirona hoy ny fiteny dia lasa manaraka ny lalan'ny rehetra.Rehefa tsy mari-pototra sy feno fankahalana dia izay no hiafarantsika.

Ka aleo tsy mamaly toa izay miteniteny foana aloha e.Tsy voatery ihany koa aloha e,fa samy tsaraina ny ataony daholo isika rehetra fa tsy misy ho hafabela eo na ny mpakahala na ny mpanenjika na ny mitia ny fahavalony.
Ny an'i rush ny tsy fitiavana no tena mibahana ka na efa miova aza ny sujet dia ilay fankahalana(hate)no tena miraraka.Tsy mba manongo tena ve ianao manana fankahalana olona lava izao.Soa ihany fa tsy mba izaho irery fa misy tena tsy zakanao mihitsy ilay olona kanefa anie tsy hitan'ny masonao e.
Izao foana no tadidio,ary ataovy ao an-tsaintsika,kristiana isika dia tokony hijoro amin'ny mahakristiana.Enjehin'ny olona,efa tsy mampiraika intsony fa efa nomena izany fampandrenesana izany mialoha.Saingy ny vavaka sy ny teny atao ato amin'ny serasera dia vokatry ny fo daholo.Mankahala olona ianao?Feno fankahalana izay ao anatin'ny fonao,tia manebaka,dia izay koa izany no ao antsainao lava ao.Manana fitiavana,dia zarao ilay fitiavana.Ahoana moa no hizarako ny fitiavana namana raha tsy ao anatiko ao ilay fitiavana?(learn to love by loving):*:*:*
24. niryna ( 03/07/2007 06:26)
rush:

fantatro fa ahazao indray aho hoe aza mitsara mba tsy ho tsaraina e!na dia tsikera koa aza ireo voalaza ireo mino koa aho fa ho raisinao ho zava-dratsy ohatran'ny mahazatra e!

Tiavo indray aza ny fahavalonao e.Tsy mitsara intsony satria tsy anjarantsika no tokony hitsara.Ny tena mampalahelo dia ilay fankahalana feno ao anatinao.
Mamela anao aho fa tsy mba izaho no mitazona lolom-po.Tsy mba te ho very aho fa ny anaradia an'i Jesosy hatrany no faniriako.Izy irery ihany mantsy no fiainana sy fahamarinana ary fiainana mandrakizay,very isika raha tsy misy azy,aiza izay fanantenana?
Ny hafany izany no tokony ho arahintsika fa tsy variana hifampitsikera lava eto ,tsy manana fotoana amin'izany aho.:*

25. niryna ( 03/07/2007 06:48)
rush:

fantatro fa ahazao indray aho hoe aza mitsara mba tsy ho tsaraina e!na dia tsikera koa aza ireo voalaza ireo mino koa aho fa ho raisinao ho zava-dratsy ohatran'ny mahazatra e!


Hay efa fantatrao,ko nahoana no mbola mandany andro mitsikera eo ihany.Rush a,nandalovana daholo izany fahatezerana izany,rehefa tena manantona an'i Kristy isika dia ho foana tsikelikely izany.Omeo azy ny tenanao ho tantanany,vereno jerena ireny torohevitry ny rehetra ao anaty baiboly ireny.Io efa nisy iray tadidinao io,(aza mitsara mba tsy ho tsaraina ary tsy anjaran-tsika mihitsy no mitsara:Atra irery ihany no mitsara ny tsirairay).Mino aho fa misy maro no fantatrao dia ampiaro amin'ny fiainana e.Izay anie no anisany iray hoe fijoroana vavolombelona e.
Tena misy anie Jesosy fa sao dia heverinao fa kivazivazy e.Tena misy koa anie ny satana ,ny herin'ny devoly ary ny demony ka ny olombelona no fitaovana ampiasainy e.Sao dia heverinao fa resaka fotsiny aza izy ity.
Na isika miaraka amin'i Kristy dia mitondra ny hazofijaliana sy mianatra ary miezaka ny manao izay hafany rehetra.Eny na dia mafy sy sarotra aza izany.Na izany isika manaradia an'izao tontolo izao dia mbola variana manao ny fanaon'izao tontolo izao fa tsy miova(not born again).
Asa aloha fa efa nomena safidy daholo isika ka Atra no nisafidy satria fantany izay tena te hanaraka Azy,fantany koa ny manaiky ho raviravian'ny satana ka mijanona sy manaiky am-piasany ka izy no faly satria voagejan'ny fanandevozan'ny ota ilay olona.
Safidy io fa ny faniriana dia ny handrosoana fa tsy tokony hihemotra(stumbling blocks) fa tsy afaka ny hiodikodina satria fianana mandalo sy fandalovana ity toerana ity.Ny faniriana dia ny ho voavonjy ny rehetra.Efa taona maro ny kristiana no nampijaliana,novonoina sns,ny dikany tsy ho foana ny fankahalana saingy ny tsirairay no tokony mitady izay ahavonjy azy.Izay no anton'ity fandaharana ity fa tsy hifampitsikera sy hifanome alahelo lava eto.:*:*:*
26. rush ( 03/07/2007 06:59)
"marozevo":
Izany Nyrina ah.... Conseils d'amis daholo ireo fa tsy misy fanatsiniana mihitsy....
"rush":
fantatro fa ahazao indray aho hoe aza mitsara mba tsy ho tsaraina e!na dia tsikera koa aza ireo voalaza ireo mino koa aho fa ho raisinao ho zava-dratsy ohatran'ny mahazatra e!
"marozevo":
Atahorako tokoa.....
"niryna":
Hay efa fantatrao,ko nahoana no mbola mandany andro mitsikera eo ihany
io ary ny efa nahiako!tena tokony handinin-tena marina ianao ka!dia hianaro aloha ny dikany hoe tsikera!raha tsy misy io raniryna dia tsy hivoatra mihintsy sy hihatsara ny zavatra atao a!ny anao dia raisinao ratsy foana io!eisyyyyyyyyyy e!tsy azo hatoro ianao,tsy azo ahitsy,fa dia ny anao ihany no marina!tohizo fa tsy hitondra anao lavitra anie ny tsy fanekenao ny fahadisoanao e!mandinihy tena ihany hoy aho e!
27. rush ( 03/07/2007 10:02)
marozevo:

Miala tsiny amin'i Nyrina fa averiko eto ity... dia mieke aloha ianao fa diso, avy eo tohizina soa aman-tsara ny resaka :



28. ikaretsaka ( 03/07/2007 11:55)
Miaiky amin'ny inona?Miaiky amin'ny fanoroana zavatra tsy marina sy mivilana ary diso fanazavana ve?
Omeo porofo aho fa ny anao ny marina?

efa nomena porofo ange i niryna fa ianao no tsy mamaky izay voalaza eo ambony e!

porofo 1 nomen'i marozevo:
Nyrina ah... Mbola tsy miaky ihany ve ianao fa diso ny source atolotrao. Tsy afaka ho nosoratana 1445 talohan'i Kristy ny Genesisy, satria na i Moizy aza dia tamin'ny 1304....

Porofo faharoa mahadiso an'io lazainao io. Jereo ilay daty : 1445 - 1405 hoy ianao, na hoy ilay source omenao. I Ramsès II, izay voalaza ao amin'ny Exode anefa (contemporain'i Mosesy) dia nanjaka tamin'ny 1304 - 1238 BC. Raha raisina izany ilay izy dia izao. Voasoratr'i Moizy zato taona talohan'ny nahaterahany ireo...


Inoako fa raha mahay mandinika baiboly tsara i niryna dia mahatsaoa an'io.
tsy vakiana fotsiny ho'aho io fa mila dinihina sy fakafakaina, ary aza matahotra ny mi question momba an'io!

tsy ampy tokoa ny fandinihin-tena e!
29. rush ( 03/07/2007 12:27)
xxx:

Matetika dia hena-maso no mahatonga ny olona tsy hiaiky diso. Na koa ambom-po diso toerana.
Ikaretsaka>>>>>io no tena marina e!ka dia mbola mamerina milaza ihany aho ry niryna hoe mandinihy tena fa tsy hitondra lavitra anie izany e!maninona nefa raha mba miaiky fa misy fahadisoana ao e?


30. marozevo ( 03/07/2007 19:32)
O ry zareo ah... Mila porofo i Nyrina fa diso ny filazana hoe nosoratana tamin'ny 1445 ny boky Genezy. Hanolotra porofo iray aho, izay efa nolazaiko ihany fa ilainy angamba ny hamerenana azy eto.

Volazany fa nosoratana tamin'ny 1445 (BC = before Christ) - ... ny boky Genezy ary Moizy no nanoratra azy.

Fantany ve fa i Moizy dia contemporain'i Ramses II, Pharaon d'Egypte. Na iza anefa manam-pahaizana na iza, dia samy miaky fa i Ramses II dia teraka tamin'ny 1305 BC. Tsarovy fa miiba ny fanisana eto fa tsy miabo.

Raha raisina izany io dia voasoratr'i Moizy zato taona talohan'ny nahaterahany ny Boky dimy.

Possible ve izany ho antsika rehetra ?

Tsy porofo ara-baiboly io, mazava loatra, hany ka odian'i Nyrina tsy hita.

Nyrina ! Ekeo ho'aho fa diso io... Tsy ianao no diso fa ilay source lazainao. Inona ary ny olana tsy iekenao eh... Aleo ny samy namana no hitsara fa ohatran'ny miantso tody raha miteny hoe "aleo ny tantara no hitsara".

Sinon.... Misy fetrany ny faharetana.... Sinon...tsoriko fa mafy loha ianao. Na safotry ny henatra tsy miaky diso.

Sinon..... je me tairai !

31. ikaretsaka ( 03/07/2007 20:18)
marozevo kosa!
efa hoe tsy nozarina izany mandinintena sy mihaiky heloka izany ireny olona ireny!
tsy ao aminy akory aza izany concept an'ny konfesy sy examen de conscience sy ny sisa izany... ka ahoana ny fomba hahafahany mihaiky heloka?
aoka izay fa tsetratsetra tsy aritra sy fanamarihana fotsiny ny ahy iny sao lazainy fa "manenjika" azy eo indray!
32. marozevo ( 03/07/2007 20:27)
Ikaretsaka > Misaotra anao nanazava fa izao vao azoko ny tena marina... Fisaka tokoa ny marina...

Ary mba jereny sy vakiany ary valiany ve ilay hoe "fisaka nny marina"? Misy hafatra ho azy koa manko ao....
33. gasynamana ( 03/07/2007 22:03)
io ary ny efa nahiako!tena tokony handinin-tena marina ianao ka!dia hianaro aloha ny dikany hoe tsikera!raha tsy misy io raniryna dia tsy hivoatra mihintsy sy hihatsara ny zavatra atao a!ny anao dia raisinao ratsy foana io!eisyyyyyyyyyy e!tsy azo hatoro ianao,tsy azo ahitsy,fa dia ny anao ihany no marina!tohizo fa tsy hitondra anao lavitra anie ny tsy fanekenao ny fahadisoanao e!mandinihy tena ihany hoy aho e!

Miombon-kevitra aminao aho. Ary mbola manamafy fa toetra ratsy ry niryna ny manambony tena ho mpampianatra ny hafa, satria mampikombona anao tsy handray intsony izay avy amin'ny hafa, ary tsy hahatsapa mihitsy ny hadisoanao.
34. ikaretsaka ( 03/07/2007 22:25)
izay mantsy!
Mivavaha ho azy!
35. xxx ( 04/07/2007 08:46)
Ny pbl ireny olona ireny koa dia tsy fahafahany mahita fa ny namana koa dia endrik'Andriamanitra. Ary izay mahatonga an'i Jesoa milaza fa tiavo ny namanao tahaka ny tenanao.
Betsaka ny zavatra tsy hainao fa hain'ny hafa, ka mba diniho sy fakafakao ihany fa ianao tsy mba mandray ny torohevitry ny hafa mihitsy fa ny anao ihany.
Ary ny fijoroana vavolombelona lavorary koa dia izay fiekena sy fanetren-tena manoloana ny hafa. Meteza tiavin'ny olona, meteza ahitsin'ny olona.
36. ikaretsaka ( 04/07/2007 13:16)
Amen!
Enga anie ka ho azony sy ho tanteraka aminy izany!
37. marozevo ( 04/07/2007 16:49)
Afaka ny hamaky ny dinikao aho fa tsy voatery hanaiky ny fampianarana raha diso.Samy ho tsaraina daholo isika rehetra ka tazomy ny anao,ny ahy koa dia tazomiko toy izany.Tsy anjarako no mitsara,diso izy aminareo dia diso izy izany.

Toy izao no fomba fiakin'i Nyrina fa diso ny source omeny. Mba diniho tsara ange eh...
38. ikaretsaka ( 04/07/2007 18:58)
izay ve ilay hoe "ny hamafin'ny fony no...."?
enga anie ka tsy ho izany
39. rush ( 04/07/2007 20:11)
niryna:

Tiavo indray aza ny fahavalonao e.Tsy mitsara intsony satria tsy anjarantsika no tokony hitsara.Ny tena mampalahelo dia ilay fankahalana feno ao anatinao.
tsiaaaaaaaaa!!!tsy misy an'izany hoe fankahalana feno ao anatikoao izany ry niryna aaaaa!!!!ohatra fotsiny izao hoe i cutie nilaza fa izaho dia i fiffi sy xxx,nilaza azy aho hoe aza mivadikondana eo ry cutie fa tsy izaho ireo,moa ve midika izany fa feno fankahalana @ cutie aho?nifanazava izahay dia nazava ny resaka a!ny anao indray dia tsy izany e!ny anao dia ny tsy fanekenao ny hadisoana no tena olana e!icutie niaiky ihany fa nanao fahadisoana ary niala-tsiny izy!fa ianao kosa dia sady tsy azo lazain-dravatra marina,tsy manaiky ny fahamarinana ianao,ny lazainao ihany no marina,tsy azo ahitsy ianao,tsy azo lazaina na inona na inona fa dia mihevitra loatra ho tongalafatra!
fa iza ry niryna no tsy manao fahadisoana eto ambonin'ity tany ity a?sa ve hoe ianao mpiandry dia tena tongalafatra ka tsy azo ahitsy?


40. marozevo ( 05/07/2007 19:06)
Tokony hanokatra sujet hafa indray i Nyrina... ny titre ataovy hoe ho an'izay tsy mety diso toa ahy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1304