Fetim-pirenena, inona no mety hatao ho an'ny mpitondra?
41. bozyboleta
(
02/07/2007 09:31)
Aza ilaozana mifanditra eo ry zalà a!Samia manome soso-kevitra fa aza mifampitsara avy hatrany.
Ny ahy zao de ity:
Mahavita sy manova zavatra ny vavaka. Fa tsy ampy raha vavaka fotsiny fa tsy maintsy arahina asa hoa!!!
Manjary mitady fahagagana raha hanao ranom-bavaka mandra-paharivan'ny andro eo nefa hi-kroazelebra fotsiny eo antokonam-baravarana na eo ambany lakroa eo koa.
Noho izany,izaho izay olompirenena no kristiana de sady miasa manasoa ny firenena aho @ ze vitako ary mivavaka ho azy ihany koa. Heveriko fa raha manao toy izany ny tsirairay de hilamina ny tanàna.
Hevitro io de zaraiko fa aleo ho ahy ihany raha tsy mety aminareo an!

42. marozevo
(
02/07/2007 22:55)
Mety amiko koa io, sady efa nolazaiko tamin'ny fomba hafa tao ambony tao koa.
43. mandrindra
(
03/07/2007 17:11)
pissoaaakoo ôô, raha tsy mino ve izany tsy mahita ny vokatry ny vavaka???
mba azavazavao amiko hoe izany resaka rivodoza izany fa tsy arako loatra.
miombokevitra amin'i bozyboleta aho amin'ilay hoe samia manome sosokevitra fa ampiko hoe samia miasa, na ny hetsika kely vary iray venty aza no vita dia ataovy fa ny erikerika mahatondradrano

44. gasynamana
(
03/07/2007 22:07)
Tsy resaka finoanao ny eto, fa miankina amin'ny finoana kosa ny hilana ny fitoizan'ny resaka na tsia ! toa rubrik fivavahana sy finoana no misy antsika tsy ilaina ohatra mantsy ny mifandresy lahatra amin'ny silamo amin'ny mahaAndriamanitra an' JK. dia toy izany koa no tsy hilana ny hifandresy lahatra amin'ny olona tsy mpino ny asan'Andriamanitra amin'ny fiainana/firenena ! Ny faran'ny dinika dia efa fantampantatra ihany !
Ny vitan'ny fivavahana ve : jereo le resaka cyclone indray mandeha ohatra ... ! (efa fantampantatra ihany ny havalinao )
Ekena