Fetim-pirenena, inona no mety hatao ho an'ny mpitondra?

1. xxx ( 26/06/2007 16:36)

Aleho alalahana ny sehatra fa zava-dehibe no horesahana.

Azo iangana hanaovana fibanjinana na fandinihana ity: Joany 3, 1 - 20.

Mazoto mifampizara àry e!

Ho amintsika hatrany anie ny fahasoavan'Andriamanitra, ary ny fitiavan'i Kristy no hampiray antsika mianakavy. Amen!
2. xxx ( 26/06/2007 16:47)

Ny zavatra dinihiko eto izao ka mba tiako raha mba ifampizarantsika dia hoe: raha ny iray amintsika no voatendry iresaka momba ny fiainam-panahy amin'ireo mpitondra malagasy ireo dia inona no holazaintsika?

Hazavaiko misimisy kokoa: raha ireo mpitondra amin'izao fotoana izao ireo no hanirahana antsika mba hampibebaka na hampivavaka azy, ns hitarika mantsom-panahy na fitahana masina ho azy, na sns... dia inona no holazaintsika aminy?

Azo iangana hanaovana fibanjinana na fandinihana ity: Joany 3, 1 - 20.

Mazoto mifampizara àry e!

Ho amintsika hatrany anie ny fahasoavan'Andriamanitra, ary ny fitiavan'i Kristy no hampiray antsika mianakavy. Amen!
3. cutie ( 26/06/2007 16:51)
Azo iangana hanaovana fibanjinana na fandinihana ity: Joany 3, 1 - 20.

tsy hitako ny fifandraisan'reo@ le fitondrana alou :roll:
4. xxx ( 26/06/2007 17:07)

Maro ny holaziko raha za no mankany, fa ny hevi-baventy dia ny hoe:
"Tiava amin'ny asa tokoa, sy am-pahamarinana".
5. rakaroka ( 26/06/2007 17:16)
:roll::roll::roll::-w:-w:-w:-w
Voalohany aloha: manan-tsofina mba mihaino olona moa rizareo ao izao?...Malaza loatra mantsy lé hoe "Tsy mihaino sy tsy mihevitra karazan'olona maro 'zareo any ho any ...". Ka raha tsy disposé hihaino sy hihevitra ny hafa aloha ry 'zareo dia tsy hita koa izay volanina vokatr'izany!:roll::roll::wink:
6. cutie ( 26/06/2007 17:28)
rakaroka :-D:-D:-D:-D
ny ahy alou zao de le hira
zanahary o tahio ny tanindrazanay iny zao no misy hevitra azo tsoahina @ io resaka fitondrana io :lol:
7. xxx ( 26/06/2007 17:58)
Azo iangana hanaovana fibanjinana na fandinihana ity: Joany 3, 1 - 20.

Azafady fa diso nefa tsy afa-niverina raha tsy izao indray e: Lioka 3, 1- 20 io: miresaka ny batemy nataon'i Joany Batista.
8. LazaDaddy ( 27/06/2007 01:28)
Fetim-pirenena, inona no mety hatao ho an'ny mpitondra?
angaha mifety ny firenena?
9. cutie ( 27/06/2007 02:16)
LazaDaddy [ Valio ] 27-06-2007 03:28:42
Lohateny : Re : Fetim-pirenena, inona no mety hatao ho an'ny mpitondra?
Voalaza teo :
Fetim-pirenena, inona no mety hatao ho an'ny mpitondra?
angaha mifety ny firenena?

26 juin koa in njay :lol:
10. niryna ( 27/06/2007 08:18)
cutie:

rakaroka :-D:-D:-D:-D
ny ahy alou zao de le hira
zanahary o tahio ny tanindrazanay iny zao no misy hevitra azo tsoahina @ io resaka fitondrana io :lol:

=D=D io no mahavaly azy.
Raha mivavaka ho an'ny mpitondra isika dia Atra no manao ny manaraka.Toy ny fiainana rehetra ihany io, misy ny manao ny tsara ary misy ny manao ny ratsy.
Fa samy mbola ho tsaraina sy hadinina ny zavatra nataony avy ny tsirairay.Tsy misy afa-bela eo.
Izay hafafy ihany no ho jinjaina.
Mivavaha ho azy ireo mba omen'Atra hery izy hitondra ny firenena amin'ny fahamarinana sy anao asa soa ho an'ny vahoakan'ny gasikara8-)

11. rakaroka ( 27/06/2007 19:27)
niryna:

Ka 'ngaha moa tsy efa izany foooooooaaaaannnna no natao hatramin'izay ka hatramin'izao:roll::roll:.
Ny finoako dia "personnel" araka ny "libertén'ny olona" ny "conscience" hoe hihaino, hankato,hisafidy, hiaina araka an'Atra ka ny vavaka ataon'ny hafa hoe "tolory saina hendry...sns" dia ho toy ny rano mikoriana eny @ volom-borona raha tsy lé olona en perso no mifoha: izany hoe misy "acte miala avy @ isika olona mihitsy" fa tsy ny fanahy Masina foana no misahiran-dava.
Raha tsy izany tsy efa "Avotra daholo ny kakafotr'olona rehetra! (ny adalan'ny tena nihomehezana ireny! hoe hivavahana @ Atra fotsiny
tahaka ny tantaran'i "Benandro" izay!:-D:-D:-P

12. cutie ( 28/06/2007 02:21)
rakaroka :lol::lol::lol::lol::lol::lol::lol::lol::lol::lol:
13. marozevo ( 28/06/2007 09:27)
Izay fooooaaaaaaaannnnnna no natao hatramin'izay... ary mbola ho izay fooooaaannnaa no hatao any aoriana. Tsy diso izany, nefa koa tsy miala mihitsy ny finiavana tsy maintsy hatao, na ho an'ny mpitondra na ho antsika.
14. ikaretsaka ( 28/06/2007 12:08)
rakaroka:
ny vavaka ataon'ny hafa hoe "tolory saina hendry...sns" dia ho toy ny rano mikoriana eny @ volom-borona raha tsy lé olona en perso no mifoha: izany hoe misy "acte miala avy @ isika olona mihitsy" fa tsy ny fanahy Masina foana no misahiran-dava.

mitovy fijery @ rakaroka aho eto
47 Taona no natao sy noventesina foana io hira io... fa toa tsy hita anefa izay vokany. Tsy haiko na ny Gasy no tsy mahay mivavaka na ahoana!
15. marozevo ( 28/06/2007 15:42)
Tena mahay mivavaka ny gasy ary tena manam-pînoana... LOATRA aza indraindray, ka miandry an'Andriamanitra hiasa fotsiny.
16. ikaretsaka ( 29/06/2007 11:05)
izay
manam-pinoana...LOATRA aza indraindray, ka miandry an'Andriamanitra hiasa fotsiny.

Nefa ny Razantsika hendry sy lalim-pandinihana,... nahalala sy nihaiky
fa tsy ala ny Hazo tokana ka miara misalahy.... "
17. bozyboleta ( 29/06/2007 12:47)
Tena maro ny malagasy no mitolona am-bavaka saingy tonga am'le hoe tsy mahazo valimbavaka satria diso fangataka.
Nahoana? Satria miandry fahagagana fa tsy arahina asa.
Raha te-hanova ny firenena de mila manampy @ hetsika hafa koa fa tsy vavaka fotsiny.
Toy izay koa raha te-hampiova ny mpitondra.
18. soanja ( 29/06/2007 13:24)
bozyboleta:

Tena maro ny malagasy no mitolona am-bavaka saingy tonga am'le hoe tsy mahazo valimbavaka satria diso fangataka.
Nahoana? Satria miandry fahagagana fa tsy arahina asa.
Raha te-hanova ny firenena de mila manampy @ hetsika hafa koa fa tsy vavaka fotsiny.
Toy izay koa raha te-hampiova ny mpitondra.

=D=D=D=D=D=D=D
Ny atao hoe vavaka dia fibebahana, dera, fisaorana, antso, fangatahana. Mila arahinasa daholo ireo. Miasa miaraka amintsika Andriamanitra, ao izy no mamaly ny antso na amin'ny alalan'io. Io no valim-bavaka matetika.
Raha hivavaka ho an'ny mpitondra isika dia isika koa mila mandray andraikitra miara-misalahy amin'ny fanatevenana ny asa tsara ho an'ny tanindrazantsika. MAZOTOA HATRANY ARY AZA KIVY.

19. marozevo ( 29/06/2007 19:16)
Noho izany dia tokony ho toy izao no fipetraky ny fanontaniana :
Fetim-pirenena, inona no mety tokony hataoko ?

Miandry ny Firenena,
miandry anao ry tanora ka mijoroa.

Mahantra kamboty ny Firenena raha tsy misy anao...
Mahantra kamboty mampahonena, raha tsy misy anao...
Miandry anao ny Firenena ry tanora, ka raiso ny adidy omena anao...

Hira tena milay be io, fa efa taloha be mihitsy... tany amin'ny 1969 tany ho any...
20. cutie ( 29/06/2007 20:31)
Mpandefa : bozyboleta [ Valio ] 29-06-2007 14:47:29
Lohateny : Re : Fetim-pirenena, inona no mety hatao ho an'ny mpitondra?
Tena maro ny malagasy no mitolona am-bavaka saingy tonga am'le hoe tsy mahazo valimbavaka satria diso fangataka.
Nahoana? Satria miandry fahagagana fa tsy arahina asa.
Raha te-hanova ny firenena de mila manampy @ hetsika hafa koa fa tsy vavaka fotsiny.
Toy izay koa raha te-hampiova ny mpitondra.

marina zany :lol:
miainga avy any @ tsirairay zany alou :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0078