Fetim-pirenena, inona no mety hatao ho an'ny mpitondra?

21. marozevo ( 29/06/2007 20:59)
Ka iza io Malagasy tsy mahay mangataka io ? Moa tsy izaho sy ianao ve ?
22. cutie ( 29/06/2007 21:04)
ie:-D
23. marozevo ( 29/06/2007 21:17)
Ndao ary amboarina ilay fomba fivavaka raha tsy mety eh.
24. cutie ( 29/06/2007 21:23)
ndao e :lol:
25. rakaroka ( 29/06/2007 22:22)
Misy teny toa izao ao anaty baiboly ao:" Miovà araka ny fihavaozan'ny fanahy!". Ary raha ny marina dia natao ho @ izany mihitsy isika, tsy sanatria ho tsarain'ny tantara fa tsy manana "ésprit de synthèse", "manque de vision" sns ...Hevero ny "fanoharana ny @ mpamafy Matio 23, ny @ talenta, sns....izany hoe tsy natao hiandrandra an'Atra fotsiny fa ANDRANDRAINY sy ANDRANDRAIN''ny tontolo koa!
Ka ny soratra tokony mba heverina tsara koa ny andininy sasany toa itony fa tsy hafantoka fotsiny @ izay mampianoka antsika. Marina ny tenin'i Soanja hoe mibebaka sns...saingy ny "fibehana marina dia tsy fihosonana @ ota tahaka izay "misy @ izao fotoana izao: ny "fibebahana dia "fahatsapa-tena
teo @ tsy nety natao: fiaikena tanteraka ny tsy mampety izany : fialana tsiny ho an'izay "victimen'izany rehetra : "Atra sy ny olona
ary fandaozana izany ho @ fahatanterahana!
Ka raha tsy apetraka tsara ny "fanoitra hampandroso fa sanatria hanilika ny andraikitra @ i Jesoa sy Atra
dia TSAROVY fa efa vitany ny Azy araka ny tenin'i Jesoa hoe :"Vita" fa ny antsika sisa no tokony lavorariana:idea:
26. marozevo ( 30/06/2007 18:32)
"Ry Tompo Andriamanitra Andriananahary Ô. Nasainao nanohy ary nandavorary ny zava-boahary eran-tany izahay... Mitory fitiavana lalina izany.

Ry Rainay mpahary tahio ny asanay mba ho mendrika marina Anao, fa miaraka miasa amin'i Jesoa izahay, hanomana tany sy lanitra vao".
27. rakaroka ( 01/07/2007 08:00)
Hoy Jehovah Andriamanitra: " Raha ny olona nantsoina @ anarako no hanetry tena sy hibebaka KA
HIALA AMIN'NY RATSY FANAONY roll::roll::roll:
dia HIHAINO sy HANASITRANA NY TANINY AHO !


28. marozevo ( 01/07/2007 13:14)
Sambatra ny Firenena manana an'i Yaweh ho Andriamanitra ho azy.
29. mandrindra ( 01/07/2007 17:28)
Asa atao, hevitra aroso, fa tsy fivavahana no entina hanampiana ny mpitondra fanjakana
30. pissoa ( 01/07/2007 17:29)
fa iza moa i mandrindra no handiso ny fomba tian'ny hafa hanampiana ? :-D:-D:-D
31. mandrindra ( 01/07/2007 17:37)
firy taona izay fivavahana no nentina nanampy, inn no vokany? mba lazao hoe azafady indrindra !!!

ary fa iza moa i pissoa no handeha hamotopototra izay fomba fijeriko :wink::-D
32. pissoa ( 01/07/2007 17:38)
firy taona moa izay "hevitra" sy "asa" naroson-dry be saina mianakavy izay fa inona no vokany ? :-D:-D:-D:-D:-D
33. pissoa ( 01/07/2007 17:40)
aza midinika refa tsy azo fotorana ze fomba fijerin'i mandrindra e :-D:-D:-D
34. mandrindra ( 01/07/2007 17:44)
hevitra fotsiny no tena naroso aloha hatramin'izay ka hatramin'izao fa ny asa dia mbola vitsy na efa misy soritra vitsivitsy aza hita ankehitriny. dia mba valio ilay fanontaniako azafady ô:D

diso fomba firesaka aho fa ny fomba fijery azo fotopotorona, ary fakafakao mihitsy raha tianao aza. fa ny hoe izamoa aho kosa dia laeo hatreo amin'ilay mpizara fitiavana ihany aloha no lazaina ry pissoaaaaako an:P
35. pissoa ( 01/07/2007 17:52)
:-D:-D:-D

ny vitan'ny vavaka : rehefa tsy mino an'Andriamanitra ianao, na izay karazana andriamanitra tian'ny olona rehetra ... na inona holazaiko eto na inona dia holavinao daholo ! raha mino toa ahy kosa ianao dia tsy mila manontany akory :wink: fanontaniana hi-eviter soratra lava be mandany andro nefa tsy ilaina : mino enao sa tsy mino ? :-D:-D:-D

Ny asa indray tsy hoe tsy nisy araka ny filazanao, fa asa nampahantra no booooobaka hatramin'ny nifandimbiasan'zareo mpiasa be teo ! :-D:-D:-D
36. mandrindra ( 01/07/2007 17:56)
pissoa, tsy resaka mikasika ny finoako ilay eto, fa hoe inona no vokatry'ilay fivavahana natao ho an'ny mpitondra nandritra ny taona maro lasa izay?? mbô hanhoy porofo mivaingana aloha aho dia hanaika fa nisy vokany eee
37. pissoa ( 01/07/2007 18:09)
Tsy resaka finoanao ny eto, fa miankina amin'ny finoana kosa ny hilana ny fitoizan'ny resaka na tsia ! toa rubrik fivavahana sy finoana no misy antsika :-D:-D:-D tsy ilaina ohatra mantsy ny mifandresy lahatra amin'ny silamo amin'ny mahaAndriamanitra an' JK. dia toy izany koa no tsy hilana ny hifandresy lahatra amin'ny olona tsy mpino ny asan'Andriamanitra amin'ny fiainana/firenena ! Ny faran'ny dinika dia efa fantampantatra ihany ! :-D:-D:-D

Ny vitan'ny fivavahana ve : jereo le resaka cyclone indray mandeha ohatra ... ! (efa fantampantatra ihany ny havalinao :-D:-D:-D )
38. marozevo ( 01/07/2007 21:09)
Mandainga kosa izay milaza fa tsy nisy zavatra vitan'ny vavaka eh... saingy tsy ekena koa fa tsy mahavita na inona na inona ny vavaka raha tsy misy finiavana avy amintsika.
39. cutie ( 01/07/2007 21:24)
Mpandefa : mandrindra [ Valio ] 01-07-2007 19:28:09
Lohateny : Re : Fetim-pirenena, inona no mety hatao ho an'ny mpitondra?
Asa atao, hevitra aroso, fa tsy fivavahana no entina hanampiana ny mpitondra fanjakana

ka zay le lazaiko we miainga avy any @ tsirairay le izy:lol:
40. marozevo ( 01/07/2007 23:05)
Misy diso io nosoratako io.
saingy tsy ekena koa fa tsy mahavita na inona na inona ny vavaka raha tsy misy finiavana avy amintsika.


Esory ilay "TSY".
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0962