fitiavana nipoitra avy amin'ny fifandraisana tsaty
41. xxx
(
29/06/2007 14:04)
miala tsiny fa hanao xxx za eto, fa saingy sincère ny zavatra teneniko. Nichat za ndremande de niresaka t@ le lelà, vevavy za manoratra, de nifanome adiresy msn, de mitohy any ny resaka, de miaraka izahay izao, fa tena sincère izany olona izany, tsy resaka sexe fts zany fa tena fitiavana e!
Misy iany ny olona no hoe resaka sexe, misy koa ny hoe refa tsy mifanaraka @ image nomeny ilay olona ny hitany refa mihaona de barakay, za efa tratran'io teneniko io, imbetsaka mintsy, miantso ana le ol, de ngamba babon'ny feo de nanome fotoana, de nony nihaona de tonga de hoe hay v enao ty otr'zao e, ts afaka tampoka ndray za fa maika be sns... fa io arakarany, misy ny sincère, misy ny manala azy, fa samia tojo ny iriany ny tsirairay.

42. nikopol
(
29/06/2007 14:26)
za koa efa tojo an'io, nitchat be mintsy izahay, dia nifamazivazy, dia nanomboka nifankatia teny, moi zamour elle zamura, dia toi et moi teny aminy tchat teny, dia efa nanao plan mariazy zaleglize robe langue et costame kravete! dia tonga ny fotoana nifankahitana, fa tsy aiko fa tonga de hozy izy hoe aleo isika hijanona mpianadahy
za nefa efa mba nampanantena an-drabofy zafikely alohan'ny 60 ans-any
lakalaka le life wa
ze voa tourne le monde
za nefa efa mba nampanantena an-drabofy zafikely alohan'ny 60 ans-any
lakalaka le life wa
ze voa tourne le monde
49. majakely
(
05/07/2007 07:37)
io fitiavana virtuel io ara no tena danza koo...
hitanareo rehefa mamaky roman iray nareo aahhh ,,tena lasa lavitra be ilay tantara milay be mintsy ,kanjo refa realiser ny zareo mahay azy ho film le izy de otran deçevant be,donc virtuel mamy kokoa hummmm :-D:-D:lol:sa aona ry zareo mahay azy?

50. BONGOMASO
(
09/07/2007 12:31)
:oops: le izy alou de zao raha ny hevitro misy manala azy fotsiny misy kosa nefa tonga de miredred beuh fa io otran ny fianana rehetra ihany na virtu io na réel mtovy fa arakaraka fa tsy misy mlay otran lé :-* sy le tonga dé :* reny alou eh