fitiavana nipoitra avy amin'ny fifandraisana tsaty
21. la
(
22/06/2007 10:25)
nathie> andray tena fifalina be mintsy au contraire ra mba eto amin'ny tapatapa-kahitra no:lol:
Jeankely> nga ry se ny lehilahy koa mety mdona amin'ny rindrina?? ny lehilahy nge hono mafy be e ny hazo tokana aza tsy mahafaty azy lolll:D8O:idea::-w
Jeankely> nga ry se ny lehilahy koa mety mdona amin'ny rindrina?? ny lehilahy nge hono mafy be e ny hazo tokana aza tsy mahafaty azy lolll:D8O:idea::-w
22. Jeankely
(
23/06/2007 03:30)
Lainga izany fa rehefa tratra ny lehilahy aza no tena midona amin'ny rindrina. be ny sandriny ary matanjaka izy fa ny fitiavana tsy mahamafy azy. Tsy hitanao ve be ny misotro toaka, mifoka sigara tsy tapaka na mandrongony mihintsy rehefa voadona amin'io. na izany aza dia ny sandriny aloha lehibe. Ny vehivavy koa indraindray aza mody mitomany fa vetivety dia afaka rehefa mahita tambitamby hafa=))=))
23. Bita
(
26/06/2007 17:51)
Eo ampandrasana ny atiny foana no ahitana ny aferony. Rehefa ela ela fantatrao hoe: misy lainga na marina foana, na hoe misy tsy azoazo, na hoe @ ilay hitiavako azy. Ary ianareo moa mifankahita @ webcam sa tsia? fa iny koa mantsy mbola tantara hafa koa. Mazotoa mitsaty daholo
24. la
(
27/06/2007 06:15)
Jeankely> inona kosa moa zany hoe mahita tambitamby:D fa tokony ho tsara fona ny fiarahana refa matotra e! bonne continuation de bonne chance ianareo mikasa ny ho mafiorina.
Mba inviteo zahay ôôô=D
Mba inviteo zahay ôôô=D
25. Jeankely
(
27/06/2007 06:24)
Tsy ankanavaka io fa izay manao fitiavana ve tsy mitady ny ahamafy orina azy sa kilalao izy ity e???
26. la
(
27/06/2007 06:38)
Jeankely> marina mintsy fa mitady ze ahamafy orina azy fa misy ange ny sasany entiny amin'ilay hevitra hoe "mba miodina" e!! de lasa any amin'ny fitiavana any izy manangona betsaka de faly ery hoe mahazo bedebe.
27. Jeankely
(
27/06/2007 07:52)
Samihafa io ry havana. Ny fahazoana marobe "collection" tsy midika fa fitiavana amiko tsy mahay milalao. Fitiavana tsy kilalao fa izay milalao koa, aza adino fa na ho ela na ho aingana tsy maintsy ahatsiaro mangidy noho izany.
29. la
(
27/06/2007 08:24)
Jeankely> otran PMU ihany koa angamba e "ZAY MILALAO IHANY NO MAHAZO" pronostok ny zavatra rehetra:D:@
30. Jeankely
(
27/06/2007 10:18)
Ya, Izay milalao no mahazo ary izay mahay miady no vaky loha. Tsy maintsy reraka ihany rehefa mandrifatra mafy ary tondroin'ny sasany molotra. Ny aza misolifatra fotsiny.
32. xxx
(
27/06/2007 11:13)
karinah:ekena,:* Jeankely [/quote]dia ahoana izao no fandraisan'rajeankely an'io?matotra sa?
33. majakely
(
27/06/2007 12:16)
tsy midona am rindrina fotsiny ra Jeankely fa midona am pôtô ,,pôtô vy maintriny aza koooo:oops::-D
34. xxx
(
27/06/2007 12:27)
lay "fitiavana" nge ry reto sarotra faritana e! mipoitra ho azy eny izy io, n'aiza n'aiza, na am fotoana inona aza, na am olona tsy fantatrao akory, na am sary aza, de tia ho azy mahery vaika eny enao, kôzy e!
35. la
(
27/06/2007 12:55)
Jeankely>marina zany ry se a!! aza mba misolifatra ihany fa mijoro tsara aza mbola miandry fotsiny ny molotry ny sasany manondro anao.
Tsita e! zay tia hono adala sady jamba e mety tsy ahita izany rehetra zany
xxx>tafità soa le fitiavana sincère.
Bebe ihany zany mariazy atenainay vokatry ny tsaty izany an, asa na ho firy ny invitation azoko na firy:)=D^:^
Tsita e! zay tia hono adala sady jamba e mety tsy ahita izany rehetra zany
xxx>tafità soa le fitiavana sincère.
Bebe ihany zany mariazy atenainay vokatry ny tsaty izany an, asa na ho firy ny invitation azoko na firy:)=D^:^
36. kalapendina
(
28/06/2007 05:53)
za tena tratran'io fa saigy zao efa samy manambady zahay.Dia samy tia,otran'ireny mbola adolescent reny,midobodoboka ny fo,tsy handry izay hifankahitana eto @ tchat sady mifankahita @ webcam.Dia efa nifankahita tava zahay tany dago.Dia zao mbola mifampitchat eto fona.Tena amoureuse a ry reto a.
37. la
(
28/06/2007 11:10)
kalapendina>amoureuse an! gravy io amoureuse io ka! nefa ange aky nareo efa samy manambady tokony ihonona e!! fa ho anay mbola tsy manana sarotra mintsy mafantatra hoe sincère ve ty sa akory mandreraka indraindray.
Tokony hisy code mintsy eto amin'ny ty serasera ty hoe ty olona ty sincère ty tsy sincère :):oops::D
Tokony hisy code mintsy eto amin'ny ty serasera ty hoe ty olona ty sincère ty tsy sincère :):oops::D
39. tsoraka
(
29/06/2007 05:35)
Ireny mpanao xxx ireny no tsy sincère. Ao ny sasany sady manambady no mirevy olona ivelany, ao ny mahita resaka olampitiavana tsy mitombona. Ny fitiavana mila olona matotra ka na avy tamin'ny inona na inona ka matotra ny fiarahana dia izy io. Ny sasany sady efa hoe sex fotsiny e, mbola manontany ihany hoe dia atao ahoana. Manjary mitarika ny sipakely misavoambona raha olona efa mahalala revy mbola midradra ihany.
40. ANARIM
(
29/06/2007 08:02)
majakely:
tsy midona am rindrina fotsiny ra Jeankely fa midona am pôtô ,,pôtô vy maintriny aza koooo:oops::-D
majakely: zà tia anao tany @ tsaty d tia anao hatraty @ tsy tsaty d ho tia anao mandrapafatiko dia manantena fa tsisy potô vy :*