Ny finoana sy ny fandinihana?

41. naughtyboy ( 22/06/2007 18:54)
ekeko ny voalazany piste afatsy ny oe ny finoana de rationel fa tsy irrationel
azavaiko ny antony tsy azo atao bambaray oe finoana de mitovy daoly Eny no tsia aleo aloha reto lafiny finoana 2 reto no jerena
1.Finoana rationel de fototra avy @ saina, ao anatiny dimension universelle (voafehiny espace)zay baikony instinct de survie,voafetra ny heriny
2.Finoana irrationel fototra avy @ fanahy, ao anatiny dimension surrealisme manana instinct de survie koa,tsy voafetra ny heriny fa mipaka hatraty @
tontolo iainany zanak'olmbel Oh .ny fisiany lanitra sy ny afobe manginy fotsiny miracle sy ny divinite isankarazany miseho @ raolombel sns :arrow:ny mystique tahaka reo no tsy voazavany finoana rationel na saina @ teny tsotra ny fanahy irey no
mahadinika azy
Io no lehibe @ izy roa reo na ry zokiny be tany aloha aza niteny "ny hery tsy mahaleo fanahy" na herintsandry io na saina na inn
42. naughtyboy ( 22/06/2007 19:18)
dimension surrealisme=dimension spirituelle no tiako lazaina teo:)
43. LazaDaddy ( 22/06/2007 20:24)
naughtyboy:
ekeko ny voalazan'i piste sy xxx afa tsy ny oe ny finoana de rationel fa tsy irrationel
ny finoana tokoa dia tsy rationel, izay no maha finoana azy.

piste sy marozevo> ilay "volonte humaine" ambarako ho manohitra ny "grace" dia ilay nambaran'ilay xxx etsy ambony hoe: "tsy misy mafy tsy laitran'ny zoto". Raha be kiriana tsy manankina ny atao amin'Andriamanitra dia zava-poana, fa raha miankina amin'Andriamanitra izay atao na ilay volonte (na mety mifanohitra @ volonte-nao aza ohatra toa an'i Jonah nakany Niniveh) araka ny nambaran'i Pissoa sy ianareo dia izay no ekeko fa ilaina tokoa.
44. ikaretsaka ( 22/06/2007 20:46)
nisy Rangahy olomasina izay atao hoe St Thomas d'Aquin niteny hoe,
"Ny zavatra inoana no tsy fantatra sy tsy voazava (1rrationel), fa ny fomba entina mino azy kosa dia fantatra!"
ny antony? ilay zavatra inoana "tsy voafaritra, fa ilay mino "voafaritra"
45. naughtyboy ( 23/06/2007 10:05)
eny dia eny
46. xxx ( 23/06/2007 12:59)
Raha irrationnel dia péjoratif be izany amiko satria tsy misy lòjika ao. Raha mi-dépasser ny saintsika indray dia ekeko, izany hoe: supra-rationnel. Izany hoe : misy lòjika fa tsy takatry ny saintsika.

Na izany aza dia ny Dogma matetika no ametrahana an'io sokajy io. Oh: Trinité, Immaculée conception, Assomption, sns.

Fa @ ankapobeny dia rationnel ny finoana : takatry ary eken'ny saina.
Ny démarche na ny modalité nefa aoka tsy hifangaro : ho an'ny Kristianina, mino aloha izay vao mandinika sy mandalina mba hahafahana mino bebe kokoa, ho an'ny tsy mpino dia mitady porofo izy fa tsy voatery hino koa anefa.
47. naughtyboy ( 23/06/2007 14:28)
tsia.. ny fihevitro de toy zao

-ny ratio de vokatry fanadihadina ateraky ny saina (takatra ary ekeny ny sainy ts1-1)@ alalan\'ireo lojika atambatry ny zanak\'atidoha ka voaporofo @ tontolony hita maso zay nohadihadiany ary ekena.

-Ny lojika njay mo de ny zv rehetra ananana andrana @ reo fanomezampahasoavana(perception toy ny jery,haino ,tsapa arabatana,tsiro,fofona ) sy ny saina ahafahantsika mandinika reo na static object na avy @ zv samihafa,toerana kely 1 zanak\'atidoha no anarany no manangona sy misivana ary mikaroka ny fanontaniana rehetra lojika zay
Ka iza @ reo no afaka manaporofo ny tontolony tsy hita maso?
ny fantatro aloha de mbola misy 1 avo lenta koko noho reo nomen\'A.tra ny ts1-1 de ny fanahy io irery no afaka mifandray @ tsy takatry ny saina ka tsy misy lojika io no tsy rationnel fa fifandraisany fanahy 2(eto antany sy ny any ankoatra)..
ekeko fa somary hafahafa to sahafa nefa hevitro manokana iny:-D
48. naughtyboy ( 23/06/2007 14:35)
fehiny: ny fanahy no natao itarika ny saina..
io no fanahy maha olona
49. ikaretsaka ( 23/06/2007 15:06)
misaotra an'i naughty
Ny fanahy no tsy haintsika no mamaritra azy,tsy haintsika ny manamporofo sy ny miditra lalindalina ny hoe fa "maninona aho no afaka mino na hoe fa maninona aho no misy fanahy"
ny mino dia mampiasa fanahy!
(fa samihafa ny mino sy ny manantena an)
50. xxx ( 23/06/2007 20:21)
Hiezaka hanazava bebe kokoa hatrany aho :
Ny mombamomba an'Andriamanitra rehetra dia Révélation no nahafantarana izany. Naneho ny tenany Andriamanitra fa tsy isika no nahatakatra avy hatrany ny mombamomba Azy.
Misy karazany roa ny Rèvélation divine :
Révélation naturel sy ny Révélation surnaturel.
Ny R.N dia ireo zava-boaary rehetra ireo dia maneho ny fisian'Andriamanitra, hany ka betsaka ny olona mino ny fisiany @ alalan'ireo. Ka eto Andriamanitra dia heverina ho toy ny : Créateur na Zanahary, na Premier Principe na Principe moteur.
Tsy voatery mitondra any @ finoana io.
Ny R.S dia efa mahakasika ny finoana : satria Dieu en personne mihitsy no fantatsika : mpamindra fo, Fitiavana, Trinité, Tonga olombelona, sns.
Tsy vokatry ny fikarohan'ny saina intsony io Satria Andriamanitra mihitsy no naneho sy nampahafantatra ny tenany.

Tandremo anefa : @ alalan'izay donnée be dia be omen'Andriamanitra mikasika ny tenany izay no mandeha @ izay ny asa saina. Ka teo no teraka ny Théologie, Cristologie, Pneumatologie, Exegèse, sns.
Azo sokajiana ho isan'ny saina ireo satria mi-interpreté ny momba ny finoana. Ka eo no hilazako anao fa eken'ny saina ny finoana satria mazava aminy.
Ary tsy mifanohitra @ fiainana maha-olona.
Tsy hisy hinohino be fahatany izany raha tsy eken'ny saina io. Ankoatr'izay dia lasa fanatika isika na fondamentalista.
51. ikaretsaka ( 24/06/2007 04:33)
misaotra an'i xxx nanazava.
Fa mitovitovy @ ilay voalazan'i St thomas ihany io ... fa ilay rationnel sy irrationel lazainy no tsy azoko tsara raha tsy io nazavainao io
52. naughtyboy ( 24/06/2007 10:10)
mazava ny @ reo revelation 2 reo zay tsy miseho @ alalany saina sy fanahy,io le nolazaiko tary aloha oe tsara fototra ao @ saina(@ etudes biblique sns zay mbola rationnel)
mivoha malalaka tsy misy fatotra ny fanahy ifandray @ reo tontolony tsy hita,finoana aratsaina aloha
atreo.

eo anelanelany saina sy fanahy no misy conscience zay manelanelana ny saina sy fanahy ka io no mahatonga ny oul miteny oe madio ny eritreritro t@ zao na zao

manaraka @ zay ny fifandraisany ny fanahy @ tontolony fanahy(mety ho vavaka io na andrana arapanahy sns io le irrationnel) io le finoana lehibe indrindra satria
malalaka ianao ifandray @ reo tontolo ny tsy hita tsy ilaina akory ny saina anampy anazava io fifandraisana io.
anontanio tsara nge ny mpanao meditation reny ra mbo
misy zv eritreretiny ao antsaina refa mi-mediter e
53. naughtyboy ( 24/06/2007 10:29)
fanitsina : reo revelation 2 zay miseho no izy
54. ikaretsaka ( 24/06/2007 11:13)
anontanio tsara nge ny mpanao meditation reny ra mbo
misy zv eritreretiny ao antsaina refa mi-mediter e

Misy zavatra eritreretina tokoa ka!
Misy ilay atao hoe exercices spirituelle ohatra , izay mifototra tanteraka @ meditations maromaro maharitra 30 andro, fataon'ny relijiozy jesuites sy ireo misaina jesuites (@ katolika io) http://www.lumenc.org/exspirs_ignace.php
fa misy zavatra kendrena sy eritreretina (meditena) lalina ka! ary misy torolalana arahina.
donc mampiasa saina sy fanahy izany!
55. naughtyboy ( 24/06/2007 11:49)
eny tokoa ry ika marina izany ary itovizany ny maro hevitra eto, misy tanjona 1 tratrarina iasany ny saina alalany reo ambarantonga samihafa reo,ahazaoana andrana sy fifandraisana mivantana arapanahy( famohazampanahy sy fandikany saina ny hevimpanahy ary fiainana ny andrampanahy )
Ny tsy azo lavina de isaky ny mandalo io andrana io de madio2 zany ny eritreritra(conscience)mazava2 koko
56. ikaretsaka ( 24/06/2007 12:06)
Izay indrindra! ary tsy misy maharatsy ny manandrana anie e, indrindra ilay rehefa misalasala sy mila valiny iny!
"andramo ka zahao fa Tsara Andriamanitra" ohatra hoy ny Soratra Masina!
57. marozevo ( 24/06/2007 16:57)
Marihina kely fotsiny fa ny teny hoe "méditations" dia mety ho samihafa ny heviny sy ny fisehony any Tibet sy any Europe.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.174