wéééééééééééééé!

1. fasaly ( 14/06/2007 14:50)
faly miarahabé anareo dool ndray ny mpiforum raika mafàna fo ooooô!
de eto indray izany tsy tsy ankiala ô!
biz be daholo nareo fa ny feu de l'amour mitohy ihany:wink::-*:-*:-*:-*:-*:^)
novalian'i sympa ny 27/06/2007 16:28
2. kelly13 ( 14/06/2007 14:53)
:°) re tonga soa ankia a, ny ekipa solida mbola eto fôna fôna :°) :-*
3. rafify ( 14/06/2007 14:55)
ela rô zany!!!! tonga soa indray zany é!!!!:-*:-*:-*
4. Fiffi ( 14/06/2007 15:00)
[URL=http://www.GlitterMaker.com/][IMG]http://3.UploadMirror.com/uploaded/9/387/glitter_maker_06_14_2007_09_56_32_37093.gif[/IMG][/URL] [size=20]fasaly: de manantena andry tsy hanjavona intsony zany an ! bizzzzz[/size]:-*:-*:-*:-*:-*:-*
5. booboo ( 14/06/2007 15:23)
tonga soa ndray ô :D. hihihih firy ième episode ny feu de l'amour zao ? hihihihihi
6. sechat ( 14/06/2007 15:28)
fa taiza fasaly ? :°)
7. fasaly ( 14/06/2007 15:33)
waaaaaaaaa! ela be izany ry sechat an! zao kou ndry vao tonga njay:wink: tonga soa klou:-*:-*:-*

fiffi, kelly, rafify: fa we tsy misy olo-be manjavona zany fa mbo raikitra kely fotriny:wink:
kou raha tsy bob denara na rainivanjo kou hanjavona maimaipoana:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
mbola bizzz dool an!:-*
8. Samoana ( 14/06/2007 15:39)
fsly/ Miandry tantara 'zany zahay fa tara epizôdy maromaro e. hihihi :wink::-*
9. sitlo ( 14/06/2007 15:39)
ekipa solida hono :-D
10. fasaly ( 14/06/2007 15:47)
samoana: somary notafihin'ny verus ny ordiko de tsary andeha koa fa vôtery nanafatra DDT tany madà vao nahafaty azy, ny fanafody aty tsy efikasy mahitsy:?

silto: fa inona indray ekipa tsy solida ve????:(
11. Samoana ( 14/06/2007 15:54)
fasaly/ mba izarao izany odi-kankana izany fa be tokoa ny mpanafika ati-tsinay e:-D
12. Fiffi ( 14/06/2007 16:22)
Samoana: dainnnn koh toi an ! fa...:-$ tsy kakana zany fa nila DDT hono ..heu...virus ! :-D:-D:-D
13. tess ( 14/06/2007 16:28)
:-D:-D:-D:-D mi sèn be ndray nareo ato izany, inona ndray zao resa-kakana izao:-D:-D:-D
14. karinah ( 14/06/2007 17:32)
tongasoa fasaly,de mba zarao anay le feu de l'amour !:lol::wink:
15. karinah ( 14/06/2007 17:34)
ela marina izany!:wink:
16. ratonga ( 14/06/2007 17:50)
fasaly:
ny feu de l'amour mitohy ihany

tena mba tara épizody dray zany ny boubaka klé:-D:-D:-D
17. mbaliana ( 14/06/2007 18:04)
tongasoa fasaly a.. efa be ny nalahelo anjy e:-*:-*:-*
18. Samoana ( 14/06/2007 18:18)
mbaliana/ njy koa mpanafana lanonana tsy de hita intsony an:cry:. Re-tonga soa kouh:-*
19. sitlo ( 14/06/2007 18:25)
inona koa ary ity konetaka ity ry Samoana? :-D

iza re no ho wéééééééééééééé manaraka eo eh
20. Samoana ( 14/06/2007 18:41)
sitlo/ ka za tsy ekipa solida fa ekipa likida kouh!:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6775