wéééééééééééééé!

41. colar ( 15/06/2007 04:49)
ka za alo no nanao ny antso fitadiavana an,hihiih
42. mamzelkely ( 15/06/2007 05:44)
kouayyy tara train kely za fa tongasoa injay akia njy aa de mitohy njay zany lanonana :-*:-*:-*:-*
43. fasaly ( 15/06/2007 05:44)
strech: ah ok mazava....zà kou variana nikarakaraka pampers anie fa ny ahy ndray ny olo be antitsé:?:-D

cbd::-D:-D:-D:-D misaotra e! fa fa vaovao amiko enao kan! fa adao hiaraka hifaly marina ary...:-D:-D

patrick::-D:-D:-D:-D izai ndray izany bandy kely izany alou....8O8O


tslem: ao ary fa tsy hanao tsony aho fa mifona mifona mifona e! raha sendra koboko meloha mantsy lay verisy ireny an! de nilaza meloha zà:?:?:-*

colar: saliiiii ny akamako asio vazo amzay ary fa efa eto zà e! vazon'i ambondrona ihany an!:-P:-*
44. ari.malala ( 15/06/2007 05:56)
faly be maita an fasaly tonga soa eto ndray de manantena fa ts tratran verisy trony le ordy fa matandraka trara le DDT nafarana taty Mada an ;):-*:-*:-*
45. xxx ( 15/06/2007 06:09)
be cirque be indray ato izany!
46. diamondra27 ( 15/06/2007 06:59)
welcome:-*:-*
47. lancia ( 15/06/2007 07:48)
ôka lou tolorako voninkazo mitry



salisali njy a,
48. melody ( 15/06/2007 11:52)
fasaly: tonga soa akia, nijaly ny ekipa solida tsy nisy andry an :wink::-D:-D:-D
49. cbd ( 15/06/2007 12:59)
fasaly tairo ary fa za vonona andihy [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/F%EAtes/Q_DANC%7E1.GIF[/IMG] :-D:-D:-D:-D
50. Samoana ( 15/06/2007 13:38)
xxx:

be cirque be indray ato izany!


rehefa misy namana mafana fo eto nefa manjavona tampoka dia lasa ihany ny saina hoe sao naninonaninona aza le zanakoul iny:wink:. De norma raha asiana fetikely ny fiverenany indrindra moa fa hoe naika lanin'ny varisy izany izy:-D

51. sakaizakely ( 15/06/2007 15:15)
tongasoa njay fasaly :-*:-*:-*:-*
52. cbd ( 15/06/2007 15:30)
samoana >> :-D:-D:-D:-D
53. fasaly ( 15/06/2007 16:02)
samoana::-D:-D:-D:-D:-D nananikitra mitsy fa toi ngah nahoana a!

xxx: tsy maninona re fa de miarahaba anao ndra yry xxx ah!

dimaondra, lancia, sakaizakely, ari.malala, mamzelkely, melody:-*:-*:-*:-*:-*:-* ié eto njay aky zà iezaka ny tsy ho mank na tsy de betraka otran'n y taloha ny fotoana ka enga anie tsy ho tratran'ny varisy tsony ndray raha tsy elabeuh!:-D:-D:-D
54. naughtyboy ( 15/06/2007 16:36)
:)kely avy any @ fo no itsenana ny fiverenany fasaly.
55. fasaly ( 15/06/2007 18:44)
naughtyboy: mciii an!:-*:-*:-*:P
56. cbd ( 16/06/2007 10:45)
8-)
57. sympa ( 16/06/2007 14:28)
:-*:-*
58. fasaly ( 16/06/2007 21:54)
sympa: :-*:-*:-*:-*
cbd::roll: fa maninona no manao an'io????
59. naughtyboy ( 17/06/2007 10:04)
asa za ko mbo gaga nefa te ahalala:?
60. naughtyboy ( 17/06/2007 16:54)
aza asina olana iny ry fasaly fa tsiky kely iny ovaiko:D tsiky be
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5732