ireo mbola tsy nandre momba an'i Jesoa
41. LazaDaddy
(
14/06/2007 22:32)
marozevo> tsy hiaro tena akory na sanatria hanameloka no andraisako anjara eto ka aza tsiny e :)
42. pissoa
(
14/06/2007 22:51)
pissoa:
Ilaina ve ny Baiboly sy ny Mpitory teny ?
Tena ilaina tokoa.
Tsy misy olona afaka "mampanao ho mpianatr'i Kristy" (disciplemaker)avy hatrany fa "Process" io ary misy dingana maro.
=> Raha vao ny dingana voalohany (ny fisian'Andriamanitra) no lavin'ny olona, tsy ho tonga any amin'ny dingana "fanarahana an'i Kristy" izy, ary tsy ho "mpanarato olona" ho an'i Kristy koa.
Ny fisian'Andriamanitra ihany ve izany no ambarany ao ampo amin'ny zava-drehetra, ka lavin'ny olona na ekeny ?
43. marozevo
(
14/06/2007 23:28)
LazaDaddy > Dia mba azonao lazaina kosa ary ve ny antony nanokafanao ity sujet ity, izay tena mitovy tanteraka amin'ilay asain'i Hery jerena eto ?
45. marozevo
(
14/06/2007 23:32)
Hay ve e... Izaho izany no tsy mahay mamaky tsara. Aoka fa marina ny anao.
