Ilay mpivaro-tena teny aminay.

41. ikaretsaka ( 15/06/2007 16:23)
Marozevo> tena tantaran'i Raivo mpanota tokoa izy ity
42. marozevo ( 15/06/2007 17:00)
Ka raha nisy ary ilay tantara, ry Naougtyboy, (Izaho koa mahafanatra fa misy ilay tantara, saingy diso ny nametrahanao azy eto satria HS. Tsy misy filazana fa janga io vehivavy sitrana io.
Misy miseho milay eto, hono. Oay Rangahy... mahavariana izy izany. Fa angaha moa tsy natao hifampizarana izy ity eh... sa natao ho an'izay avo feo ! Rehefa hita fa diso ve no lazaina hoe diso dia miseho milay izany ?

Ao ambadimbadika ao manko... aoka ihany sao halanao aho.
43. naughtyboy ( 15/06/2007 17:21)
refa diso ny filazana de diso fa aza amboarina ny resaka,ary aloha de manamafy fa tsisy an'io mintsiny
:arrow: ataovy mazava tsara refa nisy de nisy le tantara ekeo aloha zay fa tsy atao oe raha nisy..nefa avy eo milaza fa za ko mahafantatra fa nisy8-)8-)
fifanoroana io fa tsy fisehoana milay averina ndray fa tsy mahazatra an'i marozevo ny mahazo resaka indray mandeha .sitomiko le teny oe janga satria tsy ao nefa tsisy nanamafy fa tsy janga ko
tsy ao anatiny fitsipiko ny mankahala oul @ resaka tsy itovizana sao ko tsy fantatry marozevo:lol:
44. marozevo ( 15/06/2007 17:47)
Fantatro izany ka... saingy tsy hita porofo amin'ny intervention.
45. naughtyboy ( 16/06/2007 19:31)
ny tiako lazaina @ resaka toy tony fotsiny de mora2 @ fiarahamonina sy ny mpivavaka sasany ny manilikilika sy mitsara ny mpivarotena nefa samy
mitovy daoly eo imasony Andriamanitra.
46. marozevo ( 16/06/2007 19:38)
Mazava koa iny
47. xxx ( 17/06/2007 00:40)
Miray hevitra aminareo aho fa hoe: raha mino sy mahatoky marina fa izy no manafaka antsika @ fahotantsika rehetra, na fijanganjangana na inona na inona (mampalahelo fa ny vehivavy foana no resahina @ io) fa nahoana? dia hitantsika t@ tantara kely rehetra teny fa toa mahazo fanasitranana, na famelan-keloka sy voaasa t@ fanasana izy ireny ary azony atao koa aza ny nikasika an'i Jesosy mivantana na tsy mivantana. Angamba ahita vahaolana ihany ilay Ranabavy sa ilay Rahavavy tery @ tantara tery am-piandohana ny hiovany sa hialany sa hanaiky ho sitranina na ..... fa isika no hiara hitondra am-bavaka ny kilemantsika rehetra na n y miseho na ny miafina....
48. majesty ( 20/06/2007 06:27)
xxx marina tanteraka =D=D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2903