Mampalahelo
21. sonwin
(
07/06/2007 11:01)
marozevo:
Dia tsy maintsy hoe hiantsoana olona be dia be toy izao ve (Cardinal Robert Sarah sy telo hafa mbola ho avy) vao hivaha ny olana.
http://www.lexpressmada.com/index.php?p=display&id=8201
Miala tsiny fa tsy fantatro intsony na resaka fivavahana io na resaka Politika.
gaigy be!:^)
22. xxx
(
07/06/2007 12:08)
marozevo:
Miala tsiny fa tsy fantatro intsony na resaka fivavahana io na resaka Politika.
izy aby
23. lila
(
07/06/2007 12:43)
fa le izy hoe "mompera" ve no olana?
ny mahagaga mantsy dia ny frantsay aza toa tsy manisy resaka betsaka nefa olona avy any aminy no roahana.
ka tsy hisy resabe ko indray ve zany ny nandroahana ilay pastera bresiliana 2
ny mahagaga mantsy dia ny frantsay aza toa tsy manisy resaka betsaka nefa olona avy any aminy no roahana.
ka tsy hisy resabe ko indray ve zany ny nandroahana ilay pastera bresiliana 2
24. bozyboleta
(
07/06/2007 12:44)
Ny antony nandroahana an'i mopera efa fantatry ny hatrany vatican e!
Fa resaka efa tiana hitarina ary ady efa tiana vakiana ireo hetsika samihafa ireo.
Vao nametraka ny eveka hoe miankina @ ze valinteny omen'ny fitondrana ny mety ho tohin'ny fifandraisana, defa fantatra fa tsy hisy n'inn n'inn hahafa-po azy eo.

26. ikaretsaka
(
07/06/2007 14:09)
LazaDaddy:
izany "mikoropaka" izany ve ry Marozevo tsy efa midika hoe "tsy mandinika"? sa..?
ny atao hoe mikoropaka dia mandinika ihany fa tsy vita hatramin'ny farany akory ilay fandinihina dia efa tapahana ny hevitra.
tsy Andriamatoa ravalomanana no resahiko eto fa ny "mikoropaka" en general
27. niryna
(
07/06/2007 14:27)
LazaDaddy:
i Arafat sy Hitler tsy nanenjika fivavahana fa foko. Ny foko Jiosy (Jews) nenjehiny dia samy manana ny finoany fa tsy Jiosy (Jewsish) daholo.
Marina izany,Hitler dia ny jiosy no novonoiny,nataony tao anaty lavaka daholo ny olona.Izaho mahalala olona iray nasehony ahy ny sarin'ny fianakaviany fa maty tao daholo ny rar,ny havany rehetra,izy sisa no tavela ary ny sary sisa no tantara.Mazana be mihitsy izany,hijery ireo fianakavianao tapitra maty raha tsy manana an'Atra izy dia angamba asa izay mahazo azy.:cry:
28. hery
(
07/06/2007 14:34)
Tsy resaka fivavahana io fa resaka politika.
Diso mihitsy ny fitenenana hoe Manohitra fitondrana ny Katolika... satria ny Praiministra aza katolika mafana fo...
Araraotin'ny mpanohitra ny fahalemen'ireo katolika sasany entin'ny fihetsehampo tamin'ny resaka mompera vazaha.

29. prime
(
07/06/2007 14:39)
Marina izany, ny jiosy no nenjehin'i Hitler fa tsy ny fivavahana jiosy...
30. marozevo
(
07/06/2007 15:57)
Miala tsiny aminareo rehetra àry ny tenako, fa hay resaka Politika izany izy ity.
Aleo faranana eto fa afindrako any amin'ny resaka Politika.
Aleo faranana eto fa afindrako any amin'ny resaka Politika.
31. Fiffi
(
07/06/2007 17:33)
nefa toa azo hiadiana hevitra hiany ny momba ny fivavahana miaraka aminy...
32. marozevo
(
07/06/2007 19:02)
Hitler ve nanenjika ny Jiosy sa nanenjika ny fivavahana jiosy. Tsy dia haiko loatra io, fa ny zavatra tsaroako kosa tamin'izahay mbola nianatra momba io dia hoe ireto telo ireto no tarigetran'i Hitler :
1 - Antisémitisme.
2 - Superiorité de la race arienne (dont Hitler).
3 - Athéisme.
1 - Antisémitisme.
2 - Superiorité de la race arienne (dont Hitler).
3 - Athéisme.
34. marozevo
(
07/06/2007 19:21)
Anisan'ny tanjona noheverin'i Hitler ho tratrarina ny handrava an'i Vatican.
35. Fiffi
(
08/06/2007 05:54)
de hitondra inona , na inona no fahasoavana azo hanaovana an'zany fandravana zany ?
36. marozevo
(
08/06/2007 07:59)
Non !... Ny antony nilazako an'io dia mba hanaporofoana fa nanenjika fivavahana i Hitler. Ilay izy tsy tanterany... Tsy ny ratsy no tompon'ny teny farany.
37. Fiffi
(
10/06/2007 06:56)
marozevo:toa tsy ny fivavahana Jiosy no nenjehany fa ny ny Jiosy...aleo aloha tadiavina indray io....
Hitler ve nanenjika ny Jiosy sa nanenjika ny fivavahana jiosy. Tsy dia haiko loatra io, fa ny zavatra tsaroako kosa tamin'izahay mbola nianatra momba io dia hoe ireto telo ireto no tarigetran'i Hitler :
1 - Antisémitisme.
2 - Superiorité de la race arienne (dont Hitler).
3 - Athéisme.
38. marozevo
(
10/06/2007 16:08)
Eny eh...
Ilay point 1 tsy misy filazana hoe manenjika ny fivavahana jiosy izy. Fa ilay point 3 kosa, raha azoko tsara dia misy endrim-panenjehana ihany. Porofon'izany io fikasany hamotika an'i Vatican io.
Ny point 2 dia fanenjehana mazava be, raha dinihinao tsara. Satria ? Satria nataon'Andriamanitra races be dia be ny olombelona, ka ny fandavana izany dia fandavana ny sitra-pon'Andriamanitra.

39. prime
(
11/06/2007 14:48)
marozevo:... Tsy ireo kosa no tarigetran'i Hitler fa i marozevo koa mba miresaka... ny hamerina ny herin'ny "empire germanique" no tanjon'i Hitler (io d nifantohany t@ tantaran'ny "ancien empire germano-romain")... hampiadana ny vahoaka ao ambany fifehezan'io empire io, ary handrava izay rehetra misakana ny tsy hahatanteraka izany...
Tsy dia haiko loatra io, fa ny zavatra tsaroako kosa tamin'izahay mbola nianatra momba io dia hoe ireto telo ireto no tarigetran'i Hitler :
1 - Antisémitisme.
2 - Superiorité de la race arienne (dont Hitler).
3 - Athéisme.
Ny tantara no efa nanaporofo fa tsy ny jiosy mahajiosy ny jiosy no tsy tian'i Hitler fa ny fifandraisana akaiky teo amin'ny jiosy sy ny kominista izay tena fahavalon'i Hitler goavana, sy ny fiainam-pianakavian'i Hitler manokana nifandraisany t@ jiosy... ny hadino matetika dia tsy ny jiosy ihany no nataon'i Hitler nahita faisana fa ny gitans, ny tzigane, ny kurdes, ireo foko mpifindra monina rehetra toa ny jiosy...(ireo no anisan'ny nanoratany ilay boky manokana mikasika ny herin'ny fampandrosoana miainga avy amin'ny "théorie de Darwin sur l'espace vital" nataony hoe "mein kampf")... ny kilemaina... ny tsy mamokatra rehetra... (miala tsiny fa lasa resaka politika nefa tsara nambara ihany)...
marozevo:... Marozevo a, raha zohiana ny tantara dia anisan'ny zava-doza ny nataon'ny Vatican sy ny Eglises Protestantes rehetra t@ 2ème guerre ary efa nialàn'i Papa Jean Paul II tsiny imasom-bahoaka izany ka nanekeny hanatona ny jiosy niondrika teo amin'ny mur de lamentations t@ fotoan'andro...
Non !... Ny antony nilazako an'io dia mba hanaporofoana fa nanenjika fivavahana i Hitler. Ilay izy tsy tanterany... Tsy ny ratsy no tompon'ny teny farany.
Nangiana ny Eglizy (Vatican sy ny Protestants allemands sy tavaratra io) teo amin'ny famonoana jiosy nataon'i Hitler... tsy hoe nankasitraka akory (na dia nisy hevitra hafa ihany aza novoizina nanao hoe, ny jiosy no namono an'i Kristy) fa nampilamina kokoa ny fiangonana isanisany izany...
Roma nangiana teo anoloan'ny famonoana jiosy ary nanaiky ny fifampiraharahàna teo amin'ny "régime fasciste" tany Italia sy ny "régime nazis" tany allemagne mba tsy hokitihina Roma madritra ny ady lehibe, ary ekena ny fangatahany ho fanjakàna mahaleotena manokana ka nanomezana azy ny 44ha...
Ny Eglises protestantes nangiana ary nanaiky ny politikan'i Hitler hampivoitra ny fahambonian'ny "empire germanique" (satria ny noyau du protestantisme dia niainga tao Allemagne sy Suisse ary nifandrohy akaiky tamin'ireo firenena avaratri eoropa ireo)... ka tsy hoe niraisany tsikombakomba tsy akory fa nitoerany t@ fahanginana izay anisan'ny nahazendana ny mpandinika tantara maro...
Tsy vitsy nefa na izany aza ireo pretra sy mpitandrina nanohitra ny tsy rariny saingy ny fiangonana tsy nisy nihetsika... nanomboka taty @ papa Jean XXIII vao niaiky ny eglizy ny t@ zavatra tsy nety nataon'ny "églises chrétiennes" saingy ny papa Jean Paul II no nahavita ny fampihavanana voalohany teo amin'ny kristiana sy ny jiosy...
40. marozevo
(
11/06/2007 22:18)
... Tsy ireo kosa no tarigetran'i Hitler fa i marozevo koa mba miresaka...Tsy haiko aloha na mampiresaka aho na tsia fa io no lesonay tamin'izany eh... le prof zany mampiresaka koo... Nefa naveriko ireo tamin'izaho nanala BAC dia nahazo 16/20 ny Histo-Géo.
Eh... Rangahy ity ah.... Ny monde occidental no (anisany tokoa i Vatican amin'ny maha Etat azy) no nosoloin'i Jean Paul II tena tamin'iny fa tsy ny Fiangonana. Araho tsara ny vaovao. Izay ange ilay hoe ".. maninona chrétienne de l'Europe" moa ?
Tokony hamarininao tsara koa ny tantara mikasika ny fifanekena tamin'Italia sy i Vatican. Misy zavatra tsy logique ao amin'izay lazainao ao.