Mampalahelo

1. marozevo ( 06/06/2007 19:18)
Dia tsy maintsy hoe hiantsoana olona be dia be toy izao ve (Cardinal Robert Sarah sy telo hafa mbola ho avy) vao hivaha ny olana.
http://www.lexpressmada.com/index.php?p=display&id=8201

Miala tsiny fa tsy fantatro intsony na resaka fivavahana io na resaka Politika.
novalian'i Fiffi ny 28/06/2007 20:54
2. Fiffi ( 06/06/2007 20:18)
mampalahelo tokotrany satria nahoana ? satria heu...amiko aloha de tsy nisy sahy naka ny résponsabilité-ny am io resaka io......sady nytena manahirana de tsy fantatra intsony hoe iza no nilaza ny marina na iza...de zao lasa raharaha tsy fantatra intsony zao io affaire io !
3. ikaretsaka ( 06/06/2007 22:32)
Resaka mba henoko novoizina namana mpiara mianatra (avy any Bosnie) fotsiny ity! Tsetsatsetsa tsy aritra!
Fa ny theory an-dranamana dia hoe izay Mpitondra manenjika fivavahana hono na fivavahana inona io na fivavahana inona dia lasa mitsipozipozy sy voan'ny nataony aby:
-I Hitler iny izy nanenjika jiosy iny dia iny no niafarany
-I Milosevic
-Yasser Arafat
-Ny Mpitondra maro mifadimby tao @ firaisana sovietika taloha
-Fidel Castro
-sns...

Dia lasa ny saiko sanatria ve?
4. pissoa ( 06/06/2007 22:33)
aleo hitan'ny havany eo rah zany ... ozy ny fitenenana :oops::-D:-D:-D
5. LazaDaddy ( 07/06/2007 01:26)
i Arafat sy Hitler tsy nanenjika fivavahana fa foko. Ny foko Jiosy (Jews) nenjehiny dia samy manana ny finoany fa tsy Jiosy (Jewsish) daholo.
6. ikaretsaka ( 07/06/2007 01:43)
toa tsy nenjehin'i HItler ny Jiosy Kristianina ka.
nisy eveka naman'i Jean paul 2 henoko fa Jiosy kristianina dia tsy voaenjika
7. Fiffi ( 07/06/2007 05:41)
ny zavatra tsy azoko de hoe: maninona aza no hitarina tahak'zao io affaire io ?
8. marozevo ( 07/06/2007 06:36)
Angamba kosa le izy tsy dia hoe itarina fa ilay question tokana mbola tsy voavaly fotsiny : "Inona no antony mazava".
Raha ny tena marina dia tsy manenjika fivavahana Atoa Ravalomanana na ny Praiministra, fa sendran'ny tsy nampoiziny fotsiny.
Hitako tao amin'io express io koa (na Mad Tribune tsy tsaroako tsara) ny tenin'i Mgr Odon nilaza hoe "Atrehi-mahefa, iamboho-mahavita ny Fiangonana". Faly sahirana aho nahita an'io.
9. LazaDaddy ( 07/06/2007 06:41)
Marozevo:
Raha ny tena marina dia tsy manenjika fivavahana Atoa Ravalomanana na ny Praiministra, fa sendran'ny tsy nampoiziny fotsiny.
Ny tsikaritro amin'Andriamatoa Ravalomanana hatrany am-boalohany dia izy tsy dia mandinika loatra ny teny aloaky ny vavany [na mety mandinika ihany izy fa ireny no vokatry ny fandinihany]
10. marozevo ( 07/06/2007 06:49)
Tena mandinika izy, fa mikoropaka loatra amin'ny fanapahan-kevitra.
11. LazaDaddy ( 07/06/2007 06:52)
izany "mikoropaka" izany ve ry Marozevo tsy efa midika hoe "tsy mandinika"? sa..?
12. xxx ( 07/06/2007 07:47)
1- Ny mpitondra tsy manenjika fivavahana
2- Ny "fivavahana" tsy tokony hiditra lalina amin'ny fitondrana
3- Ekena ny miteny, fa tokony dinihina sy lanjalanjaina satria mety hitarika ny olona amin'ny fikomiana, dia ho gisitra lava eo i gasikara satria faly ny handrava hatrany
4- tsy hitako izay olan'ny mpitondra katolika tsy hanantona sy hangataka audience any amin'ny fitondrana. Sa miandry antsoina? dia tsy hanetry tena ve? Satria ny ankilany hita izao fa manam-pitsofina.
5- Tsy tokony "médiatizena" be ilay "position" fa miteraka zavatra maro, tafatsofoka daholo ny mpanararaotra. Jereo fotsiny ny mitranga ao Fianaratsoa. Dia resaka mopera vazaha ve no hilaharana eny andalambe! tsss!dia mianga avy aoriana tsimoramora amizay ny mpanao politika!
6- Sao dia misy tsy milamina ao Mgr omeko haja manokana??
7- raha tsy frantsay ilay mopera ina fa afrikanina, inoakao marimarina fa efa nangina ny raharaha ohatr'izay!
:twisted:
13. nikopol ( 07/06/2007 08:12)
hoy i karetsaka

Resaka mba henoko novoizina namana mpiara mianatra (avy any Bosnie) fotsiny ity! Tsetsatsetsa tsy aritra!
Fa ny theory an-dranamana dia hoe izay Mpitondra manenjika fivavahana hono na fivavahana inona io na fivavahana inona dia lasa mitsipozipozy sy voan'ny nataony aby:
-I Hitler iny izy nanenjika jiosy iny dia iny no niafarany
-I Milosevic
-Yasser Arafat
-Ny Mpitondra maro mifadimby tao @ firaisana sovietika taloha
-Fidel Castro
-sns...



tsy azoko le izy (raha mbola supoposerna hoe marina aza fa nanenjika fivavahana ireo cf. lazzadady)

I Arafat sy Fidel Castro maninn ? ratsy fiafara ahoana ? sy ireo mpitondra tany sovetika?

I arafat maty ny aretina sady efa soara , i Fidel castro marary ny fahanterana, ireo mpitondra tany sovy mararin'ny fahanterana

normal be zany fiafarana izany fa tsy ratsy akory ! ohatran'ny olona antitra rehetra ...

14. vahiny2004 ( 07/06/2007 08:42)
LazaDaddy:

Ny tsikaritro amin'Andriamatoa Ravalomanana hatrany am-boalohany dia izy tsy dia mandinika loatra ny teny aloaky ny vavany [na mety mandinika ihany izy fa ireny no vokatry ny fandinihany]



Izay koa ny fijeriko azy, ary tsy nampoiziny hoe haka dimension ohatran'io ilay raharaha . En plus orgueilleux ratsy izy, tsy mety hiteny hoe diso tokoa aho t@ iny . Eny e, ilay toerany angamba manery azy tsy hanao marche arrière

Impiry impiry moa ny Premier ministre taloha no voatery manao ratrapage ato aorina manarina izay nolazainy

LazaDaddy:

[na mety mandinika ihany izy fa ireny no vokatry ny fandinihany]


:-D:-D:-D
15. Imahaka ( 07/06/2007 09:13)
:-w
16. lapino ( 07/06/2007 09:15)
Tsy azoko ... Ra8 angaha manenjika fivavahana ?
marozevo:
Miala tsiny fa tsy fantatro intsony na resaka fivavahana io na resaka Politika.
Resaka Politika
17. Imahaka ( 07/06/2007 09:19)
Resaka politika misy mamily ho resam-pivavahana, ary resam-pivavahana misy mivohy ho resa-politika!
18. Fiffi ( 07/06/2007 09:26)
ka tafaraka le izy koh !
19. lapino ( 07/06/2007 09:46)
Imahaka:
Resaka politika misy mamily ho resam-pivavahana
Izay ihany ka !
20. Fiffi ( 07/06/2007 10:53)
ka hatram-voalohany no tafaraka ireo an !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0501