masera!
41. Fiffi
(
07/06/2007 05:16)
"anjaran3":tsy misy fisaorana eh ! normale be le kiana lazainao !
misaotra taminy kiana rehetra² iny e!
"anjaran3":de am manaraka mba saino tsara hiany ny zavatra alohan'hametrahana fanontaniana !
ny anay anie mba fanontaniana e!
42. Jeankely
(
07/06/2007 06:31)
Betsaka ny loha-hevitra manala azy fotsiny eto ry "fiffi" an. Vizaky ny fianarana ataony ry zareo dia manao resaka mandany jiro nefa ny sasany tena mamaly dia tsy miady ny baolina.
44. xxx
(
07/06/2007 07:46)
ayyyyyy, andana anjaran3 aloha mandihy hiphop a, afaka taona vitsivitsy miverina fa namana foana foana, zany an???!!!!:lol::lol::lol:
45. Jeankely
(
07/06/2007 09:33)
Inona no mahatezitra amin'izany fa rehefa olombelona dia samy misy kilemany e. Ny anjely hafa na izany aza tsy satra ny manao ankapobeny fa tena mivavaka ny masera ary mikarakara ny ory sy malahelo izay tsy vitan'ny hafa ny vitandreo ka tsy tsara raha hoe andrabiraby azireo fotsiny.
46. Fiffi
(
07/06/2007 10:45)
Jeankely:fa azo atao koh ny fitandremana.....
Inona no mahatezitra amin'izany fa rehefa olombelona dia samy misy kilemany e.
47. Jeankely
(
08/06/2007 02:43)
Mitandrina fa rehefa sendra ny tsy mety dia solafaka ry "fiffi" an. Izay no tsy hifanejehana. Raha mirehareha sahala ny sasany hoe tia ahita lehilahy betsaka na vehivavy betsaka no voa dia azy sy ny nataony izay. Raha exprience tsara araka ny fiheviny moa no azony dia azy ihany koa fa aza adino fa misy ny sendra ny olona ratsy fanahy.
48. takemotra
(
14/06/2007 12:03)
Somary tara indray aho t@ ity dinika ity. Ny momba ny masera dia mahagaga. Inona kay no manahirana an'i anjaran3 amin'izany na virjiny izy na tsia. Jereo aloha ny fiainan-dry vao mijery ny hafa. Ndry ve virjiny sa efa tsy any koa=))=))=))=))=))=))=)):-@:-@:-@:-@:-@:b:b:b:b:b:b:b. Sa mialona an'izy ndry. Manao toa azy raha maharaka azy......
Izay aloha
Izay aloha
49. Jeankely
(
16/06/2007 04:11)
Ny masera re mahavita zavatra betsaka izay tsy vitan'ny hafa e. Raha ny fikarakarana ny "kamboty", ny "Sembana" ny "antitra" na ny "marary" na ny "gadra" dia na ny fianakaviana aza tsy mahavita ny vitandreo masera ireo ka raha ny andrabiraby azy ireo dia hadisoana be vava.
