masera!

1. anjaran3 ( 06/06/2007 03:56)
marina ve fa ny masera dia virjiny daholo?:roll::roll::roll::roll::roll::roll::roll:
dia tena tsy manao fitiavana ve ny masera ?=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))
novalian'i Jeankely ny 16/06/2007 04:11
2. tslem ( 06/06/2007 04:16)
misy ny sasany efa voadona mafy t@ fitiavana vao lasa nanokan-tena ho masera izany hoe tsia angamba no valiny. :oops:
3. Jeankely ( 06/06/2007 04:49)
Amin'ny maha-olombelona dia misy ny fitsiriritana na izany aza raha tena "vocation" dia tsy azon'izay hanao fitiavana. Fa raha olona efa niaina ny fianan'ny tany dia sarotra ary any amin'ireny fitokana-monina ho relijiozy ireny no tena ahitana ny "Homosexuel". Tena marina io satria efa nisy ny Freres nanolana mpianatra sns ary misy koa ny "Ma soeur" manana sipa fa tsy hitanao mampiaraka fa avy dia ampidiriny an'efitra sady mahazo Gateau no .... Tsy ny Malagasy no resahintsika fa ny zava-nisy ary ry zalahy Amerikanina no tena mpanao kilalao io resaka io.
4. hery ( 06/06/2007 07:22)
Inona no tena dikan'ilay =)) be dia be napetrak'i anjaran3 ? fanesoana sa tsy finoana?

Io fanaratsiana ny zavatra ataon'ny hafa io ihany no tsy mampandroso antsika malagasy.

Raha ohatra aho ka miteny hoe... Marina ve fa ny maman'i anjaran3 dia tsy miaraka amina bandy hafa afatsy ny dadanareo dia asiako =)) =)) =)) =)) =)) =)) dia ho faly i anjaran3? Rehefa tsy an'ny tena mantsy toa mora ery ny miresaka azy.

Iverenako amin'izay ilay resaka. Tsy azoko atao no mitsara olona ary tsy masera aho ka tsy fantatro na virjiny izy na tsia (tsy misy idirako rahateo izay fiainany any... io mba toetra tsarako). Fa ny fantatro dia misy tokoa masera efa niaina ny "fiainan'ny tany" (hoy Jeankely). Izany hoe efa tsy virjiny intsony izy. Kanefa nandalo fibebahana lalina dia miditra masera. Tsy resaka hoe voadona mafy amin'ny fitiavana ihany (araka i tslem) fa voadona indrindra amin'ny tsy fitiavana niainany. Mety hoe tonga saina izy hoe tokony hahavita mitia bebe kokoa noho ny fitiavana izay niainany. Rehefa relijiozy mantsy ka tsy manana olon-tiana dia malalaka sy misokatra hitia ireo tsy misy mpitia toy ny mahantra sy ny marary sns. ny fo.

Ny resaka homosexuel sy manome gateau mbola tsy hitako fa angamba i Jeankely efa nahazo gateau :-)
5. hery ( 06/06/2007 07:44)
Azafady fa ohatry ny masiaka satria ny Fiangonana katolika no kitikitihanareo.

Azo resahina koa mantsy ny hoe Marina ve fa ny pasitera dia tena tsy mampirafy. Marina ve fa ny pasitera dia tsy mijangajanga. Marina ve fa ny zanaka pasitera dia virjiny alohan'ny Mariazy. dia asiana an'ilay =)) bedabe :-)
6. nikopol ( 06/06/2007 08:00)
inn doly ary reto? resa-jaza ?
dia maninn raha virza na tsy virza daholo ?
dia maninn raha manao fitiavana na tsia ?
dia maninn koa ny zanaka pasitera tsy virja?
7. sakaizakely ( 06/06/2007 08:14)
tsy misy ialana tsiny am zany ry Hery, miombonkevitra aminao.

Ary marina ve fa reny sôfera ireny manana permis daholo ?
Marina koa ve fa tena mahay manaja ny lalàmpifamoivoizana izy ireny ?
=))=))=))=))=))=))=))
8. sariaka ( 06/06/2007 08:19)
Marina ny an'i Hery. Inona no idirana amin'ny antsipiriany ? Ny mijangajanga alohan'ny fanambadiana, ny manao filibàna, ny mampirafy tsy voajery fa raha vao relijiozy dia aviavy ery.Na ny masera aza tsy anjely. Anontanio izy na mbola virjiny na tsia. Ary tsy resaka voadona izany vao nankany fa vocation io. Miala tsiny aho amin'ny resako an.
9. booboo ( 06/06/2007 09:04)
hihihihihi vao nahita lé titre zà dia ouz-ko hoe hisy ho voahombo ato androany ...
10. andry44 ( 06/06/2007 09:36)
aleo hanao eo e!:-D:-D:-D:-D:-D:-D
11. sallyg56 ( 06/06/2007 11:02)
io alo, olna ane ny masera, mis tena vo kely iz d efa naniry te ho masera d mety ts aikoé ts nanandrakandrana fiainana éé. fa misy kosa ny sasany otrn oe te itsok nle fiainana éé d reny ts lasa lavtr fa ts maints tenté @ ze mandalo
12. ari.malala ( 06/06/2007 12:43)
De inona ny importance an'ilay hoe virjiny na tsia? misy ifandraisany @ fianana manokan'ilay nanokatra lohahevitra ve?
13. patrick2002 ( 06/06/2007 13:04)
zah koa ary mba gaga kou :roll:,mba te haka sipa virijiny angamba anjaran3 ,ka mba maka toky izy hoe ahoana ireny masera ireny :-D:-D
14. patrick2002 ( 06/06/2007 13:08)
tena mahagaga ilay loha-hevitra ,dia tsy tokony hanao masera intsony izany ry ari.malala sy ry booboo :wink:. F'angaha ny maha-virijiny no critere hidirana masera ,zah mahita eto canada fa misy masera efa 45 ans izy niteraka 3, nanoka-tena hiditra masera fa mbola voaray soa aman-tsara.
15. Fiffi ( 06/06/2007 17:46)
anjaran3:

marina ve fa ny masera dia virjiny daholo?:roll::roll::roll::roll::roll::roll::roll:
dia tena tsy manao fitiavana ve ny masera ?=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))
:roll::roll::roll: mahagaga nareo an ! henaro kalou hoe inona ny dikan'hoe "masera" ! de manaova katé any am ry masera de ho fantatrao hoe inona no atao hoe "masera" ! de aza mi-=))=)) am-tsy napana eh ! de aza variana mitsikera ny fiainan'olona koh fa zay maha-tsara ny fiainanao atao aloha ! (somary masika zah miteny an'io satria tsy de misy fisainana loatra le dinika)


16. Fiffi ( 06/06/2007 17:50)
de rehefa tsy mahita sujet atao nareo ry anjaran3 de aza manivatsiva ny masera an ! :evil::evil::evil: de mba hajao ny olona !
17. Fiffi ( 06/06/2007 17:52)
sakaizakely:
tsy misy ialana tsiny am zany ry Hery, miombonkevitra aminao.
hatraty io ! zah koh ato tena :evil::evil: klé !


18. kelly13 ( 06/06/2007 18:14)
miala tsiny @ le fomba fiteny fa fafao ry hery ra sanatria tena tsy mety le teniko fa angamba i anjaran3 saika hamely masera d tsy nahazo ny triangle de bermudes an'ny masera d romotra d eto no manala ny fony! misy ny vakisiny contre ny haromotana au cas où! sshhh, dinika matsiravina 8-)8-) tsy mendrika valina akory nefa za toa b lazao b 8-)8-)8-) azafady ze nipitihan'ny 8-) ooo!!! :-D
19. pissoa ( 06/06/2007 18:22)
Jeankely:

Amin'ny maha-olombelona dia misy ny fitsiriritana na izany aza raha tena "vocation" dia tsy azon'izay hanao fitiavana. Fa raha olona efa niaina ny fianan'ny tany dia sarotra ary any amin'ireny fitokana-monina ho relijiozy ireny no tena ahitana ny "Homosexuel". Tena marina io satria efa nisy ny Freres nanolana mpianatra sns ary misy koa ny "Ma soeur" manana sipa fa tsy hitanao mampiaraka fa avy dia ampidiriny an'efitra sady mahazo Gateau no .... Tsy ny Malagasy no resahintsika fa ny zava-nisy ary ry zalahy Amerikanina no tena mpanao kilalao io resaka io.



affirmation gratuite :-D:-D:-D
20. Fiffi ( 06/06/2007 18:29)
zah aloha de tena :evil: raha vao resaka manaratsy ny masera eh !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0528