masera!
25. pissoa
(
06/06/2007 19:30)
hi hi hi ! nampoiziko hoe ampinjamo slipo :°)
kay ampinjamo slito :-D:-D:-D:-D:-D
kay ampinjamo slito :-D:-D:-D:-D:-D
26. Stretch
(
06/06/2007 19:32)
reo angé ky ry pissoa tsy apafiriny vao avy nividy stilo ray bouaty tany am pivarotra de ôtrany tapohany e !
slito sy lekky :°)
slito sy lekky :°)
31. sitlo
(
06/06/2007 20:01)
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/srigole.gif[/IMG] efa nampoiziko mihitsy ny valiny :-D
34. Stretch
(
06/06/2007 20:29)
zay ngé ny mandreraka amtony fitenenana tony e !
teny mitovy matakadavitra:-D
teny mitovy matakadavitra:-D
35. sitlo
(
06/06/2007 20:36)
za tena reraka be mihitsy, raha nisy mpanotra izao dia noteneniko hoe andana aloha mody. :wink:
38. Fiffi
(
06/06/2007 21:56)
booboo::-D:-D:-D zay mitady de omena ve ? :-D:-D:-D
hihihihihi vao nahita lé titre zà dia ouz-ko hoe hisy ho voahombo ato androany ...
39. anjaran3
(
07/06/2007 03:46)
misaotra taminy kiana rehetra² iny e! ny anay anie mba fanontaniana e! miala tsiny raha naha tezitra e! :snif::snif::snif::snif:
40. Jeankely
(
07/06/2007 03:51)
MIsy tsy ampy ny fandinihana. NY masera andafy tsy haiko fa ny any M/car dia nanana namana betsaka aho ka fantatro. Misy ny resaka tia hianatra nefa ny Raiamandreny sahirana any ambanivohitra dia lasa manao masera satria ireo no afaka mitondra. Noho izany tsy "vocation" araka ny voalaza etsy ambony. Ny fiainan'ny tany rehetra izany dia ao aminy sahala ny vehivavy rehetra. Maro amin'ireo nanampahaizana sy tompon'andraikitra Malagasy no efa Freres na Mompera nitsoaka noho ilay ery ambony. Ny olona nanokatena kosa tsy resahintsika fa tena tsy milalao fa manompo tokoa. Ny zava-misy no resahina fa sanatria tsy misy tombony ny hanaratsy. Amin'ny Malagasy tsy misy resaka virijiny izany firy intsony. Fa amin'ny hafa angamba. Azony anontaniana koa aloha ny Mamany hoe virijiny ve alohan'ny nanambadiany an'ny dadany?
