Ny dikany sy ny nihavian'ny teny hoe protestanta?
61. hery
(
06/06/2007 15:34)
prime> mety hanampy bebe kokoa amin'ny fahalalana ny tantara http://www.newadvent.org/cathen/09438b.htm izay ahitana ny soratra sasany izay napetraky ny namany sy ireo olona niara-niaina taminy.
Azoko adika tsikelikely
Tsetsatsetsa tsy aritra: ilay lazainao hoe nandohalika mihitsy... mandohalika daholo ny olona miakatra an'io tohatra io.
Azoko adika tsikelikely
Tsetsatsetsa tsy aritra: ilay lazainao hoe nandohalika mihitsy... mandohalika daholo ny olona miakatra an'io tohatra io.
62. niryna
(
06/06/2007 15:38)
marozevo:
Inona no toheriny ? hoy i Nyrina.
Ko ireo efa voalaza be dia be eo ambony ireo ko inona indray ary ity ?
Misaotra marovezo a8)
63. niryna
(
06/06/2007 15:44)
ari.malala a misaotra betsaka :D
Izaho angaha manohitra ny teninao e,izaho aza nanamafy ka .8)
niryna:
Isika miandry ny fiverenany hitsara,kanefa Izy nanome toky fa hisy Fanahy Masina hitaridalana antsika.Ny fitorina ny filazantsara izany dia efa nataon'ny mpianany ary dia mbola tohizan'izay rehetra kristiana.Manana anjara avy isika rehetra,amin'izany fitoriana an'i Jesosy Kristy izany.
ari-malala:
Izaho anie ry nyrina manaiky e, fa i LAzaDaddy milaza fa manohitra ny fandaharan-kevitr'Andriamanitra hono ny hoe ny olombelona iany koa mandray anjara @ fitraritana ny olona hoany @ Ray, nefa dia izany no misy satria raha tsy manaiky irahin'ny Fanahy Masina, tsy nanaiky ny irak'i Jesoa moa ny mpaminany sy ireo apostoly, moa nisy teny notorina v amzao andro izao? nahalala akory ny Tenin'Andriamanitra ve isika? fa alohan'izany rehetra izany, raha tsy nanaiky hitondra an'i Jesoa tao an-kibony i Masina Maria tsy nisy famonjena hoan'ny olombelona angamba, noho izany, mandray anjara tanteraka @ fitariahana ny olona hoany @ Ray ny olombelona.
Izaho angaha manohitra ny teninao e,izaho aza nanamafy ka .8)
64. marozevo
(
06/06/2007 16:08)
Ny mahaprotestanta dia fanoherana izay fampianarana rehetra tsy miorina amin'ny tenin'Andriamanitra voasoratra araka ny soratra masina fa tsy resaka tany tsy naverina sy avonavona hoe nisitaka satria tsy nanaiky ny fitondràm-piangonana...
Tsarovy fa ny tsy i Lotera no namorona ny teny hoe protestant. Io resaka tany io tena marina fa aoka ianao hanaraka tsara ny tantara.
65. pissoa
(
06/06/2007 18:17)
:-D:-D:-D
tsisy hitan'i Niryna daholo njay ny tantara atolotry i Hery fa ny natolotry i Prime ihany a ! Comme d'hab :-P:-D:-D:-D
tsisy hitan'i Niryna daholo njay ny tantara atolotry i Hery fa ny natolotry i Prime ihany a ! Comme d'hab :-P:-D:-D:-D
66. piste
(
06/06/2007 19:06)
Rehefa niezaka mafy ny amperora Charles V hampihavana an\'ny Katòlika sy ireo Andriana mpanaraka an\'ny Lotera, dia nitsipaka tanteraka ireo andriana ireo. Dia teo no teraka ilay anarana hoe : \" protestant \" na mpanohitra.
Io ilay antsoina hoe: \"Confession de Augsburg\" na ilay ny tentative farany t@ fampihavanana ny roa tonta. Resaka doctrine( na fampianarana) sy Dogma moa no nibahan-toerana t@ izay.Tany @ taon-jato faha-16(1530) izany rehetra izany no nitranga.
Marihina anefa fa tsy nazoto koa ny taty @ Katòlika.
Afaka 400 taona taty aoriana indray, izany hoe t@ Octobre 1999 vao nisy fifanantonana. Tsy resaka fiombonana intsony fa fijerena miaraka momba ilay resaka nampifandona fahiny, ohatra ilay voalaza ao @ ttasin\'ny Paoly ao Rom : \" la justification par la foi\"

67. piste
(
06/06/2007 19:10)
Rehefa niezaka mafy ny amperora Charles V hampihavana an'ny Katòlika sy ireo Andriana mpanaraka an'ny Lotera, dia nitsipaka tanteraka ireo andriana ireo. Dia teo no teraka ilay anarana hoe : " protestant " na mpanohitra.
Io ilay antsoina hoe: "Confession de Augsburg" na ilay ny tentative farany t@ fampihavanana ny roa tonta. Resaka doctrine( na fampianarana) sy Dogma moa no nibahan-toerana t@ izay.Tany @ taon-jato faha-16(1530) izany rehetra izany no nitranga.
Marihina anefa fa tsy nazoto koa ny taty @ Katòlika.
Afaka 400 taona taty aoriana indray, izany hoe t@ Octobre 1999 vao nisy fifanantonana. Tsy resaka fiombonana intsony fa fijerena miaraka momba ilay resaka nampifandona fahiny, ohatra ilay voalaza ao @ ttasin'ny Paoly ao Rom : " la justification par la foi"

68. niryna
(
07/06/2007 05:58)
pissoa:
:-D:-D:-D
tsisy hitan'i Niryna daholo njay ny tantara atolotry i Hery fa ny natolotry i Prime ihany a ! Comme d'hab :-P:-D:-D:-D
:lol:Efa nisaotra an'i hery aho ka inona indray no tian'i pissoa ho teneniko.:D
69. prime
(
07/06/2007 14:45)
hery:... Efa mitongilana io fanazavàna nentin'ise io r'ise a... katolika ve no handeha hanazava ny fampianarana sy ny tantaran'i Lotera... ohatry ny hoe ny prostestanta ve no hampianatra ny tantaran'ny EKAR???...
prime> mety hanampy bebe kokoa amin'ny fahalalana ny tantara Jereo eto izay ahitana ny soratra sasany izay napetraky ny namany sy ireo olona niara-niaina taminy.
Azoko adika tsikelikely
Ireto misy dika mahazava azy kokoa, tsy miondana atsy na ny aroa fa mifantoka amin'ny zava-nisy marina ara-tantara fa raha hitantarako ny fomba fijery protestanta ianao dia tsy io voalazako io fa mbola mahatsiravina kokoa ny fomba nanenjehan'ny eglizy an'i Lotera sy ny mpanara-dia azy...
http://fr.wikipedia.org/wiki/Martin_Luther
http://www.publius-historicus.com/luther.htm
http://www.protestants.org/faq/histoire/htm/luther.htm
72. marozevo
(
08/06/2007 09:44)
Mamaky izy ka ! ... fa tsy mamaly rehefa hitany fa marina izay lazainao.
73. linarako2
(
08/06/2007 19:59)
prime avy aiza daholo ireo 100.000 olona maty ireo?
Izay nanohitra ve?
Izay nanohitra ve?
74. xxx
(
08/06/2007 20:08)
ikaretsaka:
niryna kosa hoa tsy mamaky mihitsy e
Matoa izy tsy mamaly dia marina tokoa izay,matoa izy mamaly dia misy tsy mitovy ny fianarany sy ny anareo8-)
Ialahy kosa dia tsy mba manantsaina afatsy ny mandrangitra olona foana.Na mody mamaly dia eo ambany ianao ihany no manao xxx =))=))=))
Mijery ihany aho fa tena tsy misy lesona azo hianarana mihitsy.:cry:
75. linarako2
(
08/06/2007 21:26)
Raha marina ve ho toherina kosa aloha e.Ary angaha tsy maintsy mamaly daholo ny olona ka aharaka izany ve ny vola?
76. marozevo
(
08/06/2007 23:56)
Izany manko ho'aho.
Tsy voatery ho valiana rehefa marina, fa raha vao ahitàna rirany kely roritina ohatran'ny hozatra.
Tsy voatery ho valiana rehefa marina, fa raha vao ahitàna rirany kely roritina ohatran'ny hozatra.
77. ikaretsaka
(
10/06/2007 04:46)
za kosa tsy mandrangitra izay fa mba tsetsatsetsa tsy aritro fotsiny hoe nankaiza ary izy!
amiko aloha mba tokony miteny izy hoe marina izao na hay ve na teny ohatran'izay,
amiko aloha mba tokony miteny izy hoe marina izao na hay ve na teny ohatran'izay,
79. prime
(
11/06/2007 11:55)
linarako2:... miala tsiny r\'ise fa tsy tandriko aho niteny hoe 100.000 maty hoe taiza moa azfd???
prime avy aiza daholo ireo 100.000 olona maty ireo?
Izay nanohitra ve?
80. prime
(
11/06/2007 12:12)
Ity mbola misy tantaran'ny protestantisma manokana tany frantsa ohatra...
http://huguenots.picards.free.fr/huguenot/chronologie.htm
http://huguenots.picards.free.fr/huguenot/chronologie.htm