Miteny @ Fiteny Tsy Fantatra.Ao anaty Baiboly io jereo eto !

21. diamondra27 ( 31/05/2007 15:25)
Raha mbola tsy hanananao ilay fanomezam-pahasoavana dia mety tsy tsapanao ilay izy hoe: tahaka ny inona no fisehony

Efa nambarako teto ary mbola averiko fa tsy resaka tromba izany ny fiteny tsy fantatra

ny tromba natrehako t@ mbola kely dia toy izao:(sendra nandende nilalao aho fahiny tokony ho 6ans teo t@izay , , de nisy olona maromaro nivory, dia mihirahira; dia mizara toaka eo ry zareo , vera iray itambarana isotroana le toaka = mi-gouter fotsiny io fa tsy le iray litre par personne akory.
De rehefa vita ny tour fisotroana de lasa ny hirahira , de le olona hipetrahan'ny tromba no manao ny ataony ao fa tsy ny olona rehetra
Miteniteny eo izy sns....

Koa aoka tsy afangaro @izay ny atao hoe: fiteny tsy fantatra ara-baiboly.
22. diamondra27 ( 31/05/2007 15:30)
Raha tena avy @Atra ilay don miteny @ fiteny tsy fantatra dia tsy azonao sakanana izany fa tsy maintsy mahateny ianao.

Relation personnelle io, ary rehefa tena pure , efa avy niaiky ny heloka t@ fo madio vao afaka miditra ny Fanahy Masina fa tsy tonga ho azy izany.
C'est à dire hoe: tena mifantoka @Atra ianao, tena tsy misy na inona na inona intsony eritreretinao afa -tsy io resaka relationnelle io @ Atra ihany , de mivavaka à fond , de miditra @zay ny FM raha afaka mahazo azy ianao

Misy ny Kristianamafana fo be , te-hahazo io Fanahy Masina io, dia te-hiteny @ fiteny tsy fantatra fa tsy mahazo satria tsy sitrak'Andriamanitra
23. diamondra27 ( 31/05/2007 15:32)
Tandremo anefa fa tokony fantarinao ilay izy na avy @ Atra na tsia

ny hamantarana izany dia @ alalan'ny vavaka ihany.

Ny fanahy izay manaiky an'i Jesosy Kristy fa efa tonga nofo ihany no izy
24. ikaretsaka ( 31/05/2007 15:32)
tsy misy don avy any @ Andriamanitra miteny @ teny tsy fantatra izany diams an..
teny hafa dia ieee
25. diamondra27 ( 31/05/2007 15:34)
ikaretsaka: ?

raha izay aloha ny finoanao dia izay izany fa tsy hanakana ny asan'Atra akory izany

Ny Fanahin'Atra Dia mirotsaka @izay manaiky sy mety tarihiny

26. diamondra27 ( 31/05/2007 15:39)
tsotra fotsiny ny ahy ny tiako lazaina

samy hafa ny bla bla bla sy ny pratika

raha tsy manana pratika ianao tsy afaka ny hiaina @le izy sy mahalala hoe: tahaka ny inona izany manana ny asan'ny Fanahy Masina izany, indrindra fa ilay miteny @ fiteny tsy fantatra

Tsy te-hirehareha @izany aho saingy tsy maintsy manazava ny tena sy mijoro @ asa izay nomen'i Tompo dia tsy maintsy milaza.

za rahateo moa tsy mahay manazava tsara fa araka izay azoko omena no omeko anareo.

27. diamondra27 ( 31/05/2007 15:43)
ikaretsaka:

tsy misy don avy any @ Andriamanitra miteny @ teny tsy fantatra izany diams an..
teny hafa dia ieee


__________________________

voalaza ao anaty baiboly ange io e!

tsy ny olona rehetra no afaka manana azy
zarazaraina ny fanomeza-mpahasoavana mba samy hanana...


Ny anao mety zavatra hafa fa ny an'ny olona sasany hafa ny azy no azony

Dia misy koa anefa sady mahay mandika teny no miteny @ fiteny tsy fantatra



28. xxx ( 31/05/2007 15:58)
diamondra27: Raha lazainao fa resaka fifandraisana manokana amin'Andriamanita no mahatonga an'io. dia mba valio kely ary azafady ity fanontaniana ity:

Raha misy ny olona tena nanana fifandraisana lalina tamin'Andriamanitra dia ireo Apostoly sy i Masina Maria, eo koa ireo mpianatra sasany. Ka moa misy milaza sy mitantara ve ao anaty Baiboly na teo amn'ny tantara hoe: niteny tamin'ny teny tsy fantatra ry zareo ireo? Ny misy ao amin'ny asan'ny apostoly dia hoe: niteny tamin'ny fiteny samihafa ry zareo.

Raha somary itarina kely: I Jesoa dia mbola tsy niteny tamin'ny tsy fantatra ny olona mihitsy (teny fanoharana tsy azon'ny maro an'isa no nataony). Eny fa na teo ambonin'ny hazofijaliana aza izy, niresaka manokana tamin'ny Ray dia teny hain'ny olona no nataony, fa tsy teny tsy fantatra akory.

Hanampy antsika hahazo ny tenin'Andriamanitra anie ny Fanahy Masina. Amen
29. linarako2 ( 31/05/2007 15:59)
xxx:

fanampiny: Vakio ao anaty Baiboly raha misy milaza fa niteny tamin'ny teny tsy fantatra ny apostoly sy mpianatr'i Jesoa. Ny zavatra hita ao dia hoe: niteny tamin'ny fiteny samihafa izy ireo, ary gaga ny olona hafa firenena satria miteny amin'ny fitenin'izy ireo avy ry zereo.

Aza adika vilana ny Baiboly.
hanampy antsika hatrany anie ny Fanahy Masina ka ho tonga nofo ao amintsika ny Tenin'Andriamanitra, toa ny nahatonga nofo azy tao amin'i Masina Maria. Amen

Efa io nosoratany io ny toko sy ny andininy koa inona indray no mbola tadiavinao.Miteny amin'ny fiteny tsy fantatra no tadiavinao sy lazainao tsy misy.Nahazo fampianarana vaovao indray izay ary tena tao anaty baiboly ilay lazainao tsy nisy.

30. xxx ( 31/05/2007 16:06)
linarako2:
Efa io nosoratany io ny toko sy ny andininy koa inona indray no mbola tadiavinao.Miteny amin'ny fiteny tsy fantatra no tadiavinao sy lazainao tsy misy.Nahazo fampianarana vaovao indray izay ary tena tao anaty baiboly ilay lazainao tsy nisy.

Dia jereo raha mitovy ny lazainareo sy izay voasoratra tokoa.

[size=18px]Ianao miteny hoe: teny tsy fantatra
ny Baiboly milaza fa : fiteny hafa, na fiteny vaovao.[/size]

Sa ve mitovy ireo?

Aza adika vilana ny Baiboly ry namana!

hanampy antsika hatrany anie ny Fanahy Masina ka ho tonga nofo ao amintsika ny Tenin'Andriamanitra, toa ny nahatonga nofo azy tao amin'i Masina Maria. Amen
31. tsiafoi1 ( 31/05/2007 16:07)
Tena misy ny fanomezam-pahasoavana miteny @'ny fiteny tsy fantatra r'Ika a! Aiza ary ise zany e?

"Parler à d'autres langues le izy (ex we anglais, hebreu, arabe, chinois, latin, galilienne, etc...)mety ho nianarana, mety tsy nianarana fa tonga de hay noho ny herin'ny Fanahy Masina.

Relation personnelle io, ary rehefa tena pure , efa avy niaiky ny heloka t@ fo madio vao afaka miditra ny Fanahy Masina fa tsy tonga ho azy izany.


Ekena, satria Andriamanitra ny Fanahy Masina ary tsy afaka hitoetra amin'ny fo tsy madio zay feno fahotana
32. xxx ( 31/05/2007 16:26)

linarako2
fanampiny: Vakio ao anaty Baiboly raha misy milaza fa niteny tamin'ny teny tsy fantatra ny apostoly sy mpianatr'i Jesoa. Ny zavatra hita ao dia hoe: niteny tamin'ny fiteny samihafa izy ireo, ary gaga ny olona hafa firenena satria miteny amin'ny fitenin'izy ireo avy ry zereo.

Mahaiza koa mamaky fa aza dia mamaky vilana. Ahona no ialana ny fanontaniana sa tsy hay valina?

Mbola sarotra ny mihaiky ny hadisoana. Aleo manao be marenina toy izay hanetry tena hanaiky fa manana fiheverana diso tokoa.

Mitondra anao am-bavaka hatrany.
33. diamondra27 ( 31/05/2007 16:28)
xxx:

diamondra27: Raha lazainao fa resaka fifandraisana manokana amin'Andriamanita no mahatonga an'io. dia mba valio kely ary azafady ity fanontaniana ity:

Raha misy ny olona tena nanana fifandraisana lalina tamin'Andriamanitra dia ireo Apostoly sy i Masina Maria, eo koa ireo mpianatra sasany. Ka moa misy milaza sy mitantara ve ao anaty Baiboly na teo amn'ny tantara hoe: niteny tamin'ny teny tsy fantatra ry zareo ireo? Ny misy ao amin'ny asan'ny apostoly dia hoe: niteny tamin'ny fiteny samihafa ry zareo.

Raha somary itarina kely: I Jesoa dia mbola tsy niteny tamin'ny tsy fantatra ny olona mihitsy (teny fanoharana tsy azon'ny maro an'isa no nataony). Eny fa na teo ambonin'ny hazofijaliana aza izy, niresaka manokana tamin'ny Ray dia teny hain'ny olona no nataony, fa tsy teny tsy fantatra akory.

Hanampy antsika hahazo ny tenin'Andriamanitra anie ny Fanahy Masina. Amen



____________________________

za tsy natao handresy lahatra olona momba an'io aloha fa ny zavatra niainako no tantaraiko...

raha resaka hoe: mila famonjena ny olona dia afaka mifandahatra aminao aho, afaka hitory aminao aho.Jesosy Kristy no lalana sy fahamarinana ary fiainana ...

Fa le izy resaka don, tu crois ou non, zay ihany io
Za rahateo efa niteny hoe: tsy mahay manazava satria mety sarotra be aminao ny mahazo azy. Ianao rahateo efa contre de na dia tokony ho azonao aza de tohananao avy hatrany.

ZA zao no efa nanenjika tahaka anao, nilaza fa tsy nisy io fa rehefa nananako le izy vao fantako ny heriny




34. tsiafoi1 ( 31/05/2007 16:38)
-Nefa ry rahalahy raha mankeo aminareo aho ka miteny @ fiteny tsy fantatra,inona moa no soa vitako aminareo amin'izany.......?1 kor 14:11

- Koa aoka izay miteny @ fiteny tsy fantatra hangataka mba hahay andika teny koa.1 kor 14:13

-Misaotra an'Atra aho fa miteny @ fiteny tsy fantatra mihoatra noho hianareo1 kor 14:18

-Koa ny fiteny tsy fantatra dia famantarana an'ny tsy mino,fa tsy @ mino;fa ny faminaniana kosa dia @ mino ,fa tsy @ tsy mino 1 kor 14:22.


Amiko aloa tsy mahasoa ny fitenenana amin'ny fiteny hafa imasom-boahoaka raha toa tsy misy hafa firenena na fitenenana aminao eo. Ary inoako fa tsy fanahy hendry no hampiteny ilay olona satria mety hampitahotra, na hanelingelina ny hafa aza raha miboeriboerika eo ianao nefa tsisy mpahalala na mpadika teny. "Andriamanitra tsy tompon'ny fikotranana fa ny filaminana"

35. xxx ( 31/05/2007 16:39)
diamondra27:
Tsy contre velively aho raha marina ilay izy. Saingy ilay izy ezahana porofona amin'ny Baiboly no tsy ekeko satria tsy izay mihitsy no voasoratra ao. Amiko dia fanovana izay voalaza ao ny fihezahana hanaporofo an'io amin'ny Baiboly.

Misaotra anao amin'ny fahendrenao.

Ho amintsika hatrany anie ny fahasoavan'Andriamanitra. Amen
36. xxx ( 31/05/2007 16:51)
diamondra27:
Tsy contre velively aho raha marina ilay izy. Saingy ilay izy ezahana porofona amin'ny Baiboly no tsy ekeko satria tsy izay mihitsy no voasoratra ao. Amiko dia fanovana izay voalaza ao ny fihezahana hanaporofona an'io amin'ny Baiboly.

Izaho koa tsy manenjika velively ireo olona milaza fa miteny amin'ny teny tsy fantatra. Saingy araka ny hevitro dia demonstration de force io. Fomban'Andriamanitra ve izany? fanontaniana handinihan-tena no aperako. Fa raha ny fahalalako araka ny fifandraisako amin'Andriamanitra koa dia tsy mba mifanaraka amin'ny maha kristiana izany.

Misaotra anao amin'ny fahendrenao.

Ho amintsika hatrany anie ny fahasoavan'Andriamanitra. Amen
37. diamondra27 ( 31/05/2007 17:54)
xxx: jereo ity

I korintiana 14:2
fA IZay miteny @ fiteny tsy fantatra dia tsy miteny amin'olona, fa amin'Andriamanitra; fa @ fanahy no hitenenany zava-miafina ; ka tsy misy olona mahalala

zao an! raha ampitenen'ATRA ianao de tena concentré be @ vavaka ataonao @ Atra , dia henoin'Atra le vavakao ,dia miteny aminao ny Fanahiny ary tanteraka io teniny io

Amin'izay fotoana izay de tsy mila démonstration sy fanazavana izany fa de tsy misy azo atao afa -tsy ny mijery le olona miteny sy mihaino no ataonao

sarotra tena sarotra ny manazava azy ry xxx na dia hiezaa hanazava aminao aza a!miala tsiny
38. ikaretsaka ( 01/06/2007 04:24)

diam's:

voalaza ao anaty baiboly ange io e!

tsy ny olona rehetra no afaka manana azy
zarazaraina ny fanomeza-mpahasoavana mba samy hanana...


Ny anao mety zavatra hafa fa ny an'ny olona sasany hafa ny azy no azony

Dia misy koa anefa sady mahay mandika teny no miteny @ fiteny tsy fantatra

-----------------
efa hoe tsy teny tsy fantatra izany fa fomba fiteny (langue) hafa noho ilay (langue) mahazatra anao fotsiny)
ohatran'ny hoe ianao tsy mahay teny latinina dia miteny aminao @ teny latinina aho dia tsy hainao. Tsy teny tsy fantatra fa teny tsy mahazatra anao.

tsy charabia akory ny teny tsy fantatra





39. niryna ( 01/06/2007 04:33)
ari.malala:

ilay miteny @ fiteny tsy fantatra anie mazava tsara e, ao @ Asan'ny Apostoly, ilay t@ pentecote, olona tsy ary nipetraka tany @ ilay firenena dia lasa mahay ny fiteniny, noho ny asan'ny Fanahy mampiray, fa tsy ilay miteniteny foana tena tsy fantatra tokoa! ohatra hoe za zao tsy ary nipetraka tany Espagne nef amahay teny espaniola hitoriako ny Vaovao Mahafaly, dia izay ilay miteny @ fitenytsy fantatra arabaiboly...

Marina izany io no anisany iray

40. ikaretsaka ( 01/06/2007 04:38)
fa tsy ilay manao teny hoe mghmghmghmghmgneuneuneuneublibliblabla lazainao!
mazava amin'i niryna amin'izay?:wink:
izay no anitsiana fa aza raisina foana hoe manenjika.. tsy any mihitsy, tsisy course ny lalana mandeha mankany fa raha left ny lalanao ka hitako hoe aty ny right dia tena adidiko ny miteny aminao hoe.. hey aty ny lalana fa tsy any!
Raha misy diso aho dia ahitsiho, omeo fanazavana mipetrapetraka tsara hoe izao ny antony fa tsy ahitsy boraingina...
izay amiko ilay tena kristianina!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1338