vahaolana ve ny fikapohana ankizy?
61. niryna
(
14/06/2007 04:37)
xxx:
Misaotra indrindra @ valin-teny ary misaotra manokana ani' sakaizakely nanokatra ny saiko. Indrisy fa tezitra mafy t@ zanako aho teo fa tsy mety mianatra mintsy izy fa kamo be, dia tsy tanako ny tanako fa tafakapoka azy aho:-( ezaka lehibe ataoko indray tsy mikasitanana azy, ary misaotra anareo rehetra fa ahitako zavatsoa eto!
Izao koa mba tadidio,rehefa mikapoka ianao ka marary ny tananao dia marary lavitra noho izany ilay zaza.:cry:
63. sakaizakely
(
15/06/2007 16:45)
xxx:
Misaotra indrindra @ valin-teny ary misaotra manokana ani' sakaizakely nanokatra ny saiko. Indrisy fa tezitra mafy t@ zanako aho teo fa tsy mety mianatra mintsy izy fa kamo be, dia tsy tanako ny tanako fa tafakapoka azy aho:-( ezaka lehibe ataoko indray tsy mikasitanana azy, ary misaotra anareo rehetra fa ahitako zavatsoa eto!
tsy mbola tonga eo @io taona fanaovana devoara io aho aloha ka tsy hitako izay azo amaliana anao. Ny ahy dia tsy misy afatsy ny tambitamby ihany rehefa tiako hanao zavatra izy.
Tsisy zavatra tsy azo @ teny mamy sy :-* Azavaina aminy moramora ny zavatra tianao ataony sy ny andrasanao aminy. Io koa anefa moa miankina @ fahazaranareo mianaka ihany. Ny ahy teny mora ihany dia asiako tambiny arakaraky ny zavatra tiany, ohatra hoe mahazo manao le akanjo kely midoroboka iny, na mahazo mijery télé fahefankadiny tombony, na mahazo tantara kely en plus sns...
Raiso amin'izay zavatra tiany hanomezana valisoa azy rehefa mianatra tsara izy, tsy voatery zavatra materialy foana, fa zarina @ zavatra tsotsotra izy. na ilay miampifimpify kely eo akaikin'i neny iny aza indraindray dia efa ampy (l)
Asa raha mahafapo anao ny valinteny
Mazotoa :-*