resaka ...

1. diamondra27 ( 29/05/2007 19:12)
fahatsapako azy fa dia izay andraisanareo azy an!

i xxx dia mazoto be mandefa ny heviny eto @ SERasera misy azy na fivavahana na fanabeazana sns..., misy anefa ny sasany rehefa hita ilay olona fa manomboka manome hevitra sy mijoro @ heviny dia manomboka déstabiliser-na.
Rehefa mampandroso ve ilay olona dia tsy avela hijoro vavolombelona
Hoy aho hoe: sao dia tsy mety kosa aza izany.

ahoana ny hevitrareo?

Tsy azo atao ny manome ps fa azoko omena ilay izy

2. Fiffi ( 29/05/2007 19:20)
diamondra27:
Rehefa mampandroso ve ilay olona dia tsy avela hijoro vavolombelona
heu....mampandroso am inona ? tsy azoko......

3. tess ( 29/05/2007 20:01)
tsy dia azoko loatra ilay dinika , i xxx iza izany aloha e!?????? izaho anefa te hamaly....
4. andry08 ( 29/05/2007 20:12)
Ny hevitro manokana dia zon'ilay xxx anie ny manao xxx e! Malalaka ny adi-hevitra ka safidy daholo izany. Izaho tsy dia mazoto loatra fa indraindray dia miditra xxx ihany.
Ary raha ny xxx ve dia ampy hampihemotra ny olona???:?:
5. xxx ( 29/05/2007 20:32)
diamondra27 nga hono tsy mba miditra xxx?zonay,zon'ny rehetra ny fidirana xxx e!ianao koa aza miditra xxx tsy misy mikredy!
6. xxx ( 29/05/2007 21:35)
hihihi!
7. salmo1 ( 29/05/2007 21:44)
Zany manao xxx anie mitovy @ oe: playboy e:D miainga avy @ signal olona X... izaho alou tsy playboy, fa efa mba nanao xxx ihany ny tenako... playgirl izany aho8).

8. soanja ( 29/05/2007 22:59)
diamondra27:

fahatsapako azy fa dia izay andraisanareo azy an!

i xxx dia mazoto be mandefa ny heviny eto @ SERasera misy azy na fivavahana na fanabeazana sns..., misy anefa ny sasany rehefa hita ilay olona fa manomboka manome hevitra sy mijoro @ heviny dia manomboka déstabiliser-na.
Rehefa mampandroso ve ilay olona dia tsy avela hijoro vavolombelona
Hoy aho hoe: sao dia tsy mety kosa aza izany.

ahoana ny hevitrareo?

Tsy azo atao ny manome ps fa azoko omena ilay izy

Tsy dia mazava tokoa aky Diams le tiandry tenenina.
Amiko tokoa aloha dia misy fanararaotana ihany amin'ny fampiasana xxx saingy tsy misy lalana misakana azy izany dia manaja hatrany isika.
Ny mampihomehy ahy matetika dia ny fampiasana azy amin'ny finoana sy fivavahana nefa anie dia ilay olona te hijoro vavolombelona tokoa.
Zah moa efa zatra be aty aminay hoe rehefa maneho hevitra ohatra amin'ireny fahita lavitra na gazety dia miseho eo ny anarana sy ny fanampiny ary ny asan'ilay olona. Dia sahirana foana aho rehefa mahita xxx milaza hevitra nefa tsy miseho vatana nefa resaka tsy hoe manokana toy ny aretina, fanambadiana na relation, problemes sns...

Mazotoa e. Tamin'ny fotoana voalohany nidirako tato dia naka fanapahakevitra aho fa tsy maninona na ho tapan-doha aza fa aleo mijoro amin'ny hevitro sady fantatra hoe iza. Tsy manana account xxx aho. Fijoroana vavolombelona io an! :D:D:D

mahereza aky a!

9. diamondra27 ( 30/05/2007 03:43)
averiko eto izany ny tiako lazaina

ny zavatra tsapako hoy aho dia i anona=xxx= tsy lazaina ilay anarany no maneho ny heviny eto @ serasera.
Misy azy na any @ fivavahana na fanabeazana na fiaraha-monina sns... rehefa mampandroso sy mandroso resaka ary mikoro @ heviny izy dia misy ny sasany manomboka mi-déstabiliser azy, toy ny hita ao @ fivavahana ohatra

Sao dia tsy mety hoy aho ilay manao olona toa izany, ilay fomba mi-attaquer sy mi-déstabiliser

dia ahoana ny hevitrareo?

10. diamondra27 ( 30/05/2007 03:47)
andry08:

Ny hevitro manokana dia zon'ilay xxx anie ny manao xxx e! Malalaka ny adi-hevitra ka safidy daholo izany. Izaho tsy dia mazoto loatra fa indraindray dia miditra xxx ihany.
Ary raha ny xxx ve dia ampy hampihemotra ny olona???:?:

_________________________________

Nisy tsy nazava ny zavatra lazaiko fa miala tsiny
Tsy resaka xxx no tiako lazaina sy hanaovana dinika fa i X (tsy afaka manome ps satria tsy mety @ fitsipika)
11. diamondra27 ( 30/05/2007 03:49)
xxx:

diamondra27 nga hono tsy mba miditra xxx?zonay,zon'ny rehetra ny fidirana xxx e!ianao koa aza miditra xxx tsy misy mikredy!

___________________________________

samy miditra xxx daholo isika fa tsy any ilay tiako lazaina eto ka!

efa naveriko io ambony io ny tiako lazaina fa miala tsiny.

12. diamondra27 ( 30/05/2007 03:57)
soanja:

Mazotoa e. Tamin'ny fotoana voalohany nidirako tato dia naka fanapahakevitra aho fa tsy maninona na ho tapan-doha aza fa aleo mijoro amin'ny hevitro sady fantatra hoe iza. Tsy manana account xxx aho. Fijoroana vavolombelona io an!

mahereza aky a!
izay mihintsy e! tena mety izay.^:^^:^

samy mijoro @ heviny avy fa tsy tokony hifanabaty na hanambany ny hevin'ny hafa.
Izay ange le tiako lazaina fa zany hoe: tsy nazava le resaka e!
Lasa niova be ny fomba famaly dinika

13. xxx ( 30/05/2007 04:57)
diamondra27:

dia misy ny sasany manomboka mi-déstabiliser azy, toy ny hita ao @ fivavahana ohatra

Sao dia tsy mety hoy aho ilay manao olona toa izany, ilay fomba mi-attaquer sy mi-déstabiliser
ny hevitro?nahoana no mi-déstabilisé azy izany?raha tena marina sy matotra ny zavatra lazainy dia tsy maha-déstabilisé azy izany e!io ilay voalaza foana hoe rehefa tsy mitovy hevitra @nareo dia lazaina an'izao sy izao!sady adi-hevitra ny eto e!

14. tess ( 30/05/2007 05:37)
misy kosa aloha xxx ary maro ny xxx hita etsy sy eroa manerana ny dinika tsy manao afa tsy ny manindrona olona na mila vanony, raha tena mamaky forum tsara ianareo.....
15. tess ( 30/05/2007 05:38)
hoy i xxx:

ny hevitro?nahoana no mi-déstabilisé azy izany?raha tena marina sy matotra ny zavatra lazainy dia tsy maha-déstabilisé azy izany e!io ilay voalaza foana hoe rehefa tsy mitovy hevitra @nareo dia lazaina an'izao sy izao!sady adi-hevitra ny eto e!

toa tsy adi-hevitra intsony indraindray koa, tena ila ady amin'ny sasany mihintsy....
16. xxx ( 30/05/2007 08:12)
marobe ny dinika mivôka eto, ka izay olona manana fiainana na traik'efa mifandraika @ iny izanydia hatsapa tena hoe izy no tsindromina, na koa hoe filana ady raha mba izay ny zavatra manitikitika ny sain'ilay pandefa dinika, nahoana no tonga dia misy mandray ilay izy ho ratsy avy hatrany? raha tsy hoe efa zavatra fanaon'ilay olona mahatsapa fa ilàna ady ilay mametraka dinika mila ady na mi-viser olona manokana.
Dinika ny eto ry zareo ka asa hoe manao ahoana ny fandraisanareo izany atao hoe dinika izany? toerana hiadivana ve? toerana hilàna ady ve? ataoko fa tsy izany daholo ny tanjon'ny tsirsairay eto, fa matoa i xxx etsy ambony milaza fa natao filana ady, dia fanaon'i xxx izany ilay izy? aiza ny porofo fa natao filana ady ny dinika sasany??? tsy ny pamaly avy hatrany no tonga dia mivatravatra amin'ilay olona pandefa dinika? asa fa izay ny hitako mazàna eto!!!
17. diamondra27 ( 30/05/2007 08:47)

_____________________________

ka izay indrindra ange ry xxx no ilazako an'ity dinika ity zavatra hitako sy hitan'ny rehetra ilay izy fa ny olona moa aleony mangina dia mba aleo aho no hiteny fa tsy mety ny mifampiandriandry.

Tena marina ny anao aleo izay hahatsapa tena hoe: manindrona sy mila ady no hahatsapa tena fa toerana tokony mba hifalifaliana dia laniana @ resaka ady sy provoc

tess: misaotra anao ^:^^:^
18. diamondra27 ( 30/05/2007 08:50)
tess:

hoy i xxx:

ny hevitro?nahoana no mi-déstabilisé azy izany?raha tena marina sy matotra ny zavatra lazainy dia tsy maha-déstabilisé azy izany e!io ilay voalaza foana hoe rehefa tsy mitovy hevitra @nareo dia lazaina an'izao sy izao!sady adi-hevitra ny eto e!

toa tsy adi-hevitra intsony indraindray koa, tena ila ady amin'ny sasany mihintsy....

_________________________________________

f'hita ho'aho

indraindray tsy fitiavana fotsiny izao no betsaka dia toherina fotsiny ilay olona

zay no ataonay sy soanja hoe: mijoro @ foto-keviny na hisy inona

mbola tsy ampy fifanajàna ny hevitry ny hafa eto e!

19. xxx ( 30/05/2007 08:54)
tsy destabiliser-na ilay olona fa izay ilay hoe miady hevitra, samy mitondra ny heviny, fa ilay tompon'ny sujet kosa ve miandry foana hoe hitovy hevitra aminy ny hafa ? Izay ve no hiheveranao fa destabiliser n'ny hafa ianao

Mety ho tsara koa raha destabiliser n'ny hafa ianao :
1/ hanananao vision hafa
2/ hijerenao tsara ny fototry ny zavatra lazainao (objectif ou pas)
20. tess ( 30/05/2007 09:51)
xxx: misy tena mila vanony be kosa manao xxx e! mba mamaky ny forum ihany aho fa tena lasa tsy resaka dinika tsony fa fitsondromana ny namana sasany, sa izany no forum tsara indrindra:°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6426