resaka ...

21. tess ( 30/05/2007 09:53)
amiko ny resaka reglement de compte tsy eto amin'ny frourm fa afaka mifandamina any am hafatra izy fa ny famaliana dinika iray no himasoana dia izay......
hitako mihitsy ato misy namana mankahala an'i namana i anona sy anona dia iny no hamelezana rehefa manao xxx:-D
22. diamondra27 ( 30/05/2007 14:52)
tess:mety misy tsy mahalala an'io angamba le mpanao xxx

23. xxx ( 30/05/2007 14:58)
tess,diamondra27:-@:-@:-@fa aiza ny olanareo e?hatraiza hatraiza ve dia ratess sy radiamondra27 no mikredy @ fidirana xxx!
24. tess ( 30/05/2007 15:41)
xxx: tsy mikredy fa milaza ny marina:wink: sa mahatsiaro votsindrona:-D
25. diamondra27 ( 30/05/2007 20:02)
xxx: tsisy blem r'ise fa le xxx mpamely olona sy mila ady no tsy tiako a!
26. xxx ( 30/05/2007 20:10)
Tsy voatery ho mpamely foana ny olona e! Raha mahatsiaro voa ianareo dia mieritrereta aloha ! Mijery fitaratra kely ô!
27. pissoa ( 30/05/2007 20:22)
diamondra27:

fahatsapako azy fa dia izay andraisanareo azy an!

i xxx dia mazoto be mandefa ny heviny eto @ SERasera misy azy na fivavahana na fanabeazana sns..., misy anefa ny sasany rehefa hita ilay olona fa manomboka manome hevitra sy mijoro @ heviny dia manomboka déstabiliser-na.
Rehefa mampandroso ve ilay olona dia tsy avela hijoro vavolombelona
Hoy aho hoe: sao dia tsy mety kosa aza izany.

ahoana ny hevitrareo?

Tsy azo atao ny manome ps fa azoko omena ilay izy




Nahoana no tsy mety ?!

Tsy voatery hitovy hevitra amin'ny olona iray ny mpiserasera rehetra ! Ka heveriko fa rehefa tsy tin'ny namana ny hevitry ny xxx tinao resahina, na tsara na ratsy ny heviny (ie - be dia be ny olona tsy tia zavatra tsara ary tsy mitovy ny atao hoe tsara amin'ny tsirairay fa miankina ami'ny zavatra booobaka be manodidina azy io) dia azon'ny namana atao ny manao izay heveriny fa mety ! Manaraka fitsipika fotsiny ! Tsy voatery hitovy hevitra ny olon-drehetra amin'ny atao hoe "fandrosoana" ary tsy voatery ho tia ny fandrosoana tian'ilay xxx daholo ny olona rehetra.

Izaho indray ohatra izao mahita hoe misy olona iray toa mikatsaka aggression psychologique na harcelement moral andian'olona mihitsy eto (fa tsy hoe mi-destabiliser fotsiny)... saingy tsisy blem fa fitsipika ihany !

:-D:-D:-D
28. xxx ( 30/05/2007 20:26)
marina izany marina izany, na ny venansy aza meneho ny heviny :°)
29. pissoa ( 30/05/2007 20:32)
raha sitlo ondrakondrafana ndray io xxx io de : le xxx mpetsaravelatsihy ity :twisted:
atsy mody hoe - aho we - amin'ny xxx ! :-D:-D:-D

raha tsy izy dia ^^^^^^:-D
30. xxx ( 30/05/2007 21:19)
xxx:

Tsy voatery ho mpamely foana ny olona e! Raha mahatsiaro voa ianareo dia mieritrereta aloha ! Mijery fitaratra kely ô!



:lol:=D=D=D
31. tess ( 30/05/2007 21:36)
misy mamely sy voavely kosa ao ananona ao kou!:-D:-D:-D mamely izy no manonna ny ps n'ilay fo velezina mitsy izany ve tsy mamely:-D
tsy mila mahatsiaro voatsindrona anie fa izy xxx aza manona an'ilay ps velezina mitsy e!:wink:
32. diamondra27 ( 31/05/2007 11:05)
tess: hitako ilay dinika atsy ambadika iny ka!:(:(

pissoa: zay tokoa ngamba no azi ilazàna azy fa tsy we déstabilisation:oops::oops:

kanefa refa voan'ny tambabe de mety miafara @ déstabisation ihany.
Ny ahy zany le fiafarana no tonga de nolazaiko fa tsy le fiandohàna e!

bref, tsy voatery hitovy hevotra ho'aho fa raha tsy zany de tsy dinika koa ilay izy fa tokony tsy hifanaja fotsiny de mijoro @ hevitrao ianao refa tsy tianao ny hevin'ny hafa

33. diamondra27 ( 31/05/2007 11:07)
ny fanompàna kosa tsy tokony hatao sady toa tsy manaiky izany ny eto araky ny fahafantarako azy ???

De le teny vazah rano iray refa mandefa size fa atao vary @ anana hono farafaharatsiny.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9479