Inona no marika telo aorian'ireto isa voalahatra ireto:
1. niryna
(
26/05/2007 18:09)
Andao isika hanao kajy kely:D.Inona no tarehy marika telo aorian'ireto isa voalahatra ireto:
3,7,4,7,5,9,6,9,7...?
3,7,4,7,5,9,6,9,7...?
novalian'i niryna ny 18/06/2007 03:48
8. niryna
(
29/05/2007 05:45)
sitlo:
33,198,205,1640
Miala tsiny aho aloha fa tsy nahavaly aloha a.Marika telo hoy aho no nanontaniako8)
:roll: inona ity ry sitlo8-)8-),nampitomboana godalana be izy izany=))=))=)):°)
9. sitlo
(
29/05/2007 14:54)
ary niryna izany ange tsy mamaky mihitsy fa tonga dia mivanivany eh.
size efa mivadika io. ;-)
size efa mivadika io. ;-)
11. niryna
(
31/05/2007 05:11)
niryna:
sitlo:
33,198,205,1640
Miala tsiny aho aloha fa tsy nahavaly aloha a.Marika telo hoy aho no nanontaniako8)
:roll: inona ity ry sitlo8-)8-),nampitomboana godalana be izy izany=))=))=)):°)
Ahoana io ry sitlo? Marika kelikely omena fa tonga dia mety tofoka mitady ilay marika ngodalanina be:D
12. sitlo
(
31/05/2007 16:32)
niryna> jereo ambonimbony, valin'ny an'i Mandefitra io imemezanao io.:wink:
13. johnnyandri
(
31/05/2007 16:52)
ity koa ary misy iray,tadiavo ny isa roa manaraka:5,10,17,26,...
15. niryna
(
03/06/2007 05:37)
sitlo:
niryna> jereo ambonimbony, valin'ny an'i Mandefitra io imemezanao io.:wink:
Zakosa tsy memezanie.:roll:taiza hoy aho no nahitany an'io.
16. niryna
(
03/06/2007 05:49)
niryna:
Andao isika hanao kajy kely:D.Inona no tarehy marika telo aorian'ireto isa voalahatra ireto:
3,7,4,7,5,9,6,9,7...?
Misaotra antsika rehetra ary e,tsy maintsy asiana fihomezana kely foana ny fiainana fa raha tsy izany antitra eo ka.
Ity aza no fanazavana omeko raha ohatra ka misy tsy mahazo e.
3.....4.....5.....6....7.....8.....9:arrow:isa tsotra
...7....7.....9....9.....11....11:arrow:x2,+2x2, hatrany
Hoy aho hoe firy no marika telo aoriana 11,8,11
3,7,4,7,5,9,6,9,7,11,8,11,9....
Tohizo ary raha ohatra ka ....omeo marika telo.
7,11,8,11..........
17. niryna
(
03/06/2007 05:51)
sitlo:
niryna> jereo ambonimbony, valin'ny an'i Mandefitra io imemezanao io.:wink:
Tsy mikanikany aho ka=)),marika kelikely hoy aho omena fa manjary mikomy ny fanahy raha ngodabe;-)
18. niryna
(
03/06/2007 05:52)
sitlo:
33,198,205,1640
Dia mba azavao kosa ary ilay izy e.Niteny izy hoe marina ve hono io:roll:
19. niryna
(
04/06/2007 06:12)
Mandefitra:
Mety, zao ndray ary :
1,2,4,7,28,...?
Ity no valiny hitako:roll:
1,2,4,7,28,112,147.
Izany hoe:
1...2....4....7....28....112....147
[1x2=2,2x2=4,(4x2)-1=7],[7x4=28,28x4=112,(112x4)-1=147]
1..............7 7...........147
Nataonao x2,x2,(x2)-1 x4,x4,(x4)-1
Marina ve io aloha e.
20. niryna
(
04/06/2007 06:20)
johnnyandri:
ity koa ary misy iray,tadiavo ny isa roa manaraka:5,10,17,26,...
5,10,17,26,37,50
Fanazavana:
5....7....9....11....13....15...........
+5 ..+10..+17..+26..+37...
10...17...26...37....50...