Inona no marika telo aorian'ireto isa voalahatra ireto:
21. Mandefitra
(
15/06/2007 12:38)
Nirina , azafady fa tena tsy tadidiko hoe nametraka lazaadina tato za, ty no valiny :
1,2,4,7,28,...?
1
1 + 1 = 2
2 * 2 = 4
4 + 3 = 7
7 * 4 = 28
28+ 5 = 33
33* 6 = 198
198+7 = 205
noho izany :
1,2,4,7,28,33,198,205
22. Mandefitra
(
15/06/2007 12:56)
fa otran'ny mety io koa io nataonao io ka, tsy ratsy.
ny ahy zany +1,*2,+3,*4,+5,*6 .....
23. betty
(
15/06/2007 13:00)
24. Herimiafina
(
15/06/2007 20:35)
Mahafinaritra izany test psychometrika ato izany an! =D
25. niryna
(
18/06/2007 03:48)
betty:
11, 8, 11
=D:*
Misaotra betty a ,marina io
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2024 - page load 0.1367