Ny heloky ny rainy ve no tsy anaovana batisa ny zanany?
21. xxx
(
28/05/2007 09:44)
Tsy haiko ianao na misari-vendrana na tena tsy ampy fandinihana ka tsy mahazo ny tiako lazaina. Tadidio fa
ny lalàna no natao ho an'ny olona fa tsy ny olona no natao ho an'ny lalàna.
Inona moa no tanjona tsy hampibebaka ny olona, tsy hitarika ny olona hino an'Andriamanitra. Maninona anefa no sakanana ny olona.
Ary raha mamaky tsara ianao dia hafa mihitsy ity cas voatantara eto ity. Tsy hoe kamo mivavaka ilay rain'ny zaza fa tsy kristianina. Kanefa ny reniny kosa dia mazoto mandeha any am-piangonana. Dia hoterenao hiova kristianina ve izany ilay lehilahy raha tsy izany tsy atao batemy ny zanany é ? Izany ve no sitrapon'Andriamanitra aminao é ? Terena ny olona( tsy mpino) tsy maintsy hivavaka. Sa misy condition @izay ao amin'ny Fiangonanareo : tsy maintsy miova ho protestant ny iray raha toa ka te-hahazo batemy ny zaza.
Miaiky aho fa tsy maintsy misy responsabilité ny rad @ fitaizana ara-panahy ny zaza. Kanefa raha ny reniny no efa mandray an-tanàna izany ary ny rainy tsy manakana. Inona ny olana. Tsy ferana ihany koa ny andraikitry ny marraine sy ny parrain.
Mba asio fisainana kely fotsiny fa aza dia bontolo be ohatr'io.

22. Fiffi
(
28/05/2007 09:50)
xxx:heu.....iza aloah io ry xxx ?
Tsy haiko ianao na misari-vendrana na tena tsy ampy fandinihana ka tsy mahazo ny tiako lazaina.
23. sonwin
(
28/05/2007 09:57)
xxx> soraty mazava hoe ho an'i tywa68 ilay soratanao fa fanina ny mpamaky lol
24. tywa68
(
28/05/2007 14:38)
xxx : Mba efa namaky tsara ny voasoratra etsy aloha ve aloha enao io vao mamaly eto !!! jereo ny navalin'i Fody fa mazava, ary manohana tanteraka an'io aho !
Tsy hoe tsy kristiana ny rainy, fa hoe "tsy mivavaka" ... (afaka kristiana zany fa tsy mpandeha miangona, ary tsy te-handalina sy hiditra fiangonana). Koa inona no mahagaga hoe mandà i pasitera satria ny lehibe hanome modely aza tsy rotitra, dia ahoana e ?
Amiko aloha mazava ny tian'ilay pasitera ampitaina hoe atomboy @ rainy aloha dia ho hita eo !
Tsy hoe vita batisa ohatran'ny zanak'olona no tanjona, fa inona no hanaovana azy ? ahoana ny hampitomboana ilay finoana ampitaina sns ...
Dia mitadiava zany fiangonana manaiky an'izany, fa betsaka ny safidy e ! :-D
Tsy hoe ny zaza tsy manatsiny ry fiffi, fa ny adidy miaraka @io sakramenta raisina io, dia an'i RAD hitaiza sy ny fiangonana mandrapaha-lehibe an'ilay zaza, ka hanohizany na tsia an'io finoana nomena azy io.
Sowin : tena fanina izy t@io ka !:-D sady mamaly bontolo !
Antontanio ny pasitera na môpera e ! mazàna ny tsy kristiana dia manaraka an'ilay vadiny tanteraka satria nampisehoana azy ny fitiavana kristiana.:wink:

25. Zina
(
28/05/2007 15:17)
Tsy misy maha ratsy ny fanolorana an’ny zazakely eo anatrehan’Andriamanitra. Ary tsara no hilazana an’io Dedication fa tsy batisa. Mangataka @ Andriamanitra mba hanome ny Fanahy masininy hitantana sy hanaradia an’Azy ilay zaza dieny mbola kely. Izany no fanirian’ny RAD rehetra. maba “hiara dia amin’i Kristy” ilay zaza. Ary na dia tsy mampedaha any am-piangonana ary na ny ray na ny reny kanefa ny iray amin’ny RAD mahatsapa fa tokony atolotra an’Andriamanitra ny zaza dia tsy tokony hisy olana mihitsy ny hanaovana ny “ Dedication” an’ilay zaza.
Ny batisa dia hafa indray. Rehefa lehibe ilay zaza ka mahafantatra ny maha samy hafa ny ratsy sy ny tsara ary vonona ny hanaraka an;i Jesosy dia eto no atao ny batisa izay atsoboka ao anatin;ny rano ny tenany rehetra. Ny batisa dia santatran’ny fikambananan-tsika amin’i Kristy, ny famelana ny eloka sy ny fandraisana ny fanahy Masina
.
Iray ny Tompo, iray ny finoana, iray ny batisa Efesiana 4:5

26. Fiffi
(
28/05/2007 15:26)
zah ry zareo de mino an'zao hoe "matoa nanaiky le rain'le zaza hanaovana batemy ny zanany , or , izy tsy mpivavaka , matoa izy niaraka tam vadiny andé nijery ny mpitaiza am-panahy mba hanomanana io batemy io de midika zany fa nisy nanosika izy....satria manko izy ve de hanaiky fotsiny am-zao ? fa de indrisy....nisy an'io fandavana io ....nefa opportunité be ho azy io...iza no mahita na mahafantatra fa io ny fitombohan'lalan'ny fahazavana ho azy ?
27. sonwin
(
28/05/2007 16:08)
zay mihitsy owa ry Fiffi.
tywa68>misy fanontaniana averiko kely fa tsy novalianao satria nasianao resaka kely tao ambony tao:ary raha kristianina sy tsy kristianina ve ny mariazy ampiangonana dia olana? tsy azo atao??

28. tywa68
(
28/05/2007 17:05)
sonwin : tsy haiko ry sonwin fa amiko matoa mangataka mankany ampiangonana dia efa vita batisa sy mandray ilay olona.
Fa aleo ny namana no hamaly anao, fa tsy afaka miteny ny tsy haiko aho.
Ahoana hoy i xxx sy fiffi ?
Fiffi : tsy misy diso anie ny teneninao fa ilay mangataka hamasinina any ampiangonana no resak e ! dia tsy misy mahamaika anie ny hanaovana batisa an'ilay zaza, fa zay eran'ny pasitera, ary mila miomana @zany ny mpanolotra an'ilay zaza e.
Io lazain'i Zina io hoe atolotra ny zaza dia avy eo atao batisa. Ny fomba fanao no mahasamy hafa azy fa rehef natao au nom du père, du fils et du St Esprit dia mety, maika moa miampy ny faneken'ireo RAD sy mpiantoka manatrika @izany ary ny fiangonana.

30. xxx
(
28/05/2007 20:12)
Aleo ary ataoko mazava tsara fa ho an'ny tywa68 :
Ilay hoe : "tsy mpivavaka" eto dia tsy voatery hoe kristianina: Hafa manko hoe : malaina mivavaka hafa ny tsy mpivavaka. Ary tsy voatery ho tsy kristianina koa anefa.
Aleo angamba Ronaldo09 no angatahina hanao précision tsara ny momba an'io.
Ny nandraisako azy fotsiny dia olona tsotra ohatry ny hoe : athée na gnostique, tsy rototra @ fivavahana.
Na kristianina na tsy kristianina anefa ny rainy ka raha ohatra tsy misy sakana @ izy roa, izany hoe: tsy manao tokan-trano maso, sns. Dia tsy tokony hasarotina mihitsy. Fanentanana no tokony ataon'ny pasitera fa tsy fampiarana ny lalàna.
Ary @ saina tsy miangatra, mba lanjalanjao kely hoe :
Ny reniny sy ireo mpiantoka(2) vonona hanabe ny zaza ara-panahy ny rainy tsy manakana. Dia tsy misy irika @ famonjena an'ilay zaza ve ireo ?

31. xxx
(
28/05/2007 20:27)
ronaldo09:
Zavatra niseho tao amina fiangonana protestanta iray tao Antananarivo,mpivavaka ao amilay fiangonana efa ho roa taona ilay ramatoa fa ny vadiny kosa dia tsy mpivavaka saingy tsy misakana ny vadiny handeha hivavaka!Nisy anefa ny fotoana hanaovana batisa ilay zaza zanak'izy roa ary tsy maintsy misy aloha ny dinika atao amin'ny mpitandrina ary nilaza io mpitaiza am-panahy io fa tsy afaka manao batisa ny zaza izy satria tsy mpivavaka ny rainy !Jesosy anefa niteny hoe:Avelao ny zaza hanantona ahy ary aza rarana fa an'ny toa azy fanjakan'ny lanitra nefa ity raiaman-dreny ampinoana ity dia nanda fa tsy mpivavaka ilay raim-pianakaviana ka tsy nanao batisa ilay zaza izy !Dia hoy aho hoe :Ny heloky ny rainy ve no tsy hanaovam-batisa ilay zaza?Ary moa tsy tafiditry ny lanitra ny olona iray mpivavaka marina raha toa ka mpanompo sampy ny raiamandreniny?Mila ny hevitsika Kristiana ny tenako fa toa mahalasa saina ity toe-javatra ity !!!
raha vao nanao mariazy tany ampiangonana izy dia azony hatao ny manao batisa ny zanany na dia tsy mino aza ilay lehilahy. Raha vao mino ilay vehivavy dia ho voavonjy ny vadiny sy ny zanany. Tsy misy adi-hevitra io fa efa fantatra.
33. malalatinasoa
(
29/05/2007 03:45)
xxx:
Ka ny olana dia misy olona borné eto, tsy te hahalala an'izany.
Olana tokoa ve izany eto? Sao ianao no borne dia tadiavinao hanaraka ny hevitrao @ izao fotsiny ny olona dia lazainao fa borne?
Fa iza moa ntsika no nahalala izay resan'ilay pasitera sy ilay renim-pianakaviana tao. F'anga tonga dia nataony ilay pasitera "rok'alika" ilay reniny? Nety nisy torohevitra tsara nipoitra tao, fa ntsika avy ety ivelany tonga dia mitsaratsara @ izao fotsiny hoe tsy natao batisa dia tsy rariny, rariny....
Tok'ty aman'hetsiny ny zaza atao batisa any dago isan-taona nefa firy @ RAD sy ny marraineny tokoa moa no mandala marina ny fanekeny nataony tao?
Io baby dedication lazain'ny Zina io no vahaolana tsotra hitako eto satria tsy manakana ilay zaza tsy hotezain-dreniny @ maha-Kristianina mihintsy izany. Avy eo izy afaka mifidy hoe atao batisa na hanaraka ny safidin-drainy. Rehefa samihafa finoana ny mpivady tsy maintsy sarotra foana ny fandidiana, samy kristianina aza moa mbola mifampitady hoe ary sy ary no atao ny raharaha, koa vao maika zanaka:
- kristianina x athee
- kristianina x musulman
- kristianina x boudhhiste
- kristianina x animiste sns sns
34. niryna
(
29/05/2007 05:36)
Zina:
Tsy misy maha ratsy ny fanolorana an’ny zazakely eo anatrehan’Andriamanitra. Ary tsara no hilazana an’io Dedication fa tsy batisa. Mangataka @ Andriamanitra mba hanome ny Fanahy masininy hitantana sy hanaradia an’Azy ilay zaza dieny mbola kely. Izany no fanirian’ny RAD rehetra. maba “hiara dia amin’i Kristy” ilay zaza. Ary na dia tsy mampedaha any am-piangonana ary na ny ray na ny reny kanefa ny iray amin’ny RAD mahatsapa fa tokony atolotra an’Andriamanitra ny zaza dia tsy tokony hisy olana mihitsy ny hanaovana ny “ Dedication” an’ilay zaza.
Ny batisa dia hafa indray. Rehefa lehibe ilay zaza ka mahafantatra ny maha samy hafa ny ratsy sy ny tsara ary vonona ny hanaraka an;i Jesosy dia eto no atao ny batisa izay atsoboka ao anatin;ny rano ny tenany rehetra. Ny batisa dia santatran’ny fikambananan-tsika amin’i Kristy, ny famelana ny eloka sy ny fandraisana ny fanahy Masina
.
Iray ny Tompo, iray ny finoana, iray ny batisa Efesiana 4:5
Miombokevita amin-dry aky izaho a.:D
35. xxx
(
29/05/2007 07:23)
Misy olona mampihomehy ihany ato rangah. Asa fitia te-hanakiana sa havendranana diso mihoa-papana. Sa tsy te ho resy tohika. Hany ka mivaona ilay adi-hevitra.
Ho an'ny malalatinasoa :
Maninona ianao rehefa avy mamelively ny hevitra naposako no sady manome tsiny ahy, dia avy eo indray mandroso ny anao ary manamafy fa izay no mety.
Mba misy zavatra lòjika ve @ izay.
Ary tadidio fa izay rehetra eto dia tsy te-hiditra lalina ny zava-misy rehetra nitranga tany. Fa ny valin-teny rehetra eto dia miainga @ fitantarana nataon'ny mpamorona sujet. Koa miainga @ io donnée io isika no manao analyse sy mamoaka ny hevitsika. Fa ny zavatra tsy fantatra any aoka tsy idirana fa aza asarotina ny resaka.
Ary ny hanomezan-tsiny ilay pasitera eto dia ny tsy fanomezany chance an'ilay zazakely mihitsy nefa misy possibilité mazava be ireo.
Ka aza aviavy ohatr'io fa vao mainka lasa borné eo ianao rahavako.

36. tywa68
(
29/05/2007 07:59)
Iza no tena borné eto ô ? samy maneho ny heviny ary ny hitako tena aviavy dia enao io ry xxx (zay angambany no tena hiafenanao).
Malalatinasoa : misaotra nanome ny hevitrao ; hita hoe namaky tsara enao (fa tsy misafotofoto ohatran'i xxx).:lol:

37. ronaldo09
(
29/05/2007 12:29)
Amiko manokana aloha tsy de manohana ilay pasitera aho satria ohatry ny tadiaviny sy forseny hivavaka ilay olona ,rahamisy anefa ny vahaolana tsaraindrindra dia mitondra ilay raim-pianakaviana am-bavaka mba hahatonga azy ho mpino,ny tsy anekeko azy faharoa dia aomin'ny lalana mifehy ny FJKM na ny FLM dia milaza fa azo tao batisa ny zaza na dia tsy mpino aza ny raiaman-dreniny na ny iray amin'izy roa ary tsy voatery ho ny Rad no mitondra azy eny ambony alitara fa mety koa olon-kafa no rainy sy reniny amin'ny batisa!!Marina araka ny voalaza ery ambony fa tsy nisy ny roak'alika saingy le fomba fijery ety ivelany dia azo anakianana ilay Mpitandrina!
38. xxx
(
29/05/2007 14:41)
Kay tsy mpino ihany izany no rain'ilay zaza. Dia ahoana indray io ry izy roavavy. Iza no tena mamaky tsara amintsika. Io izao dia vao mainka manamafy ilay teniko hoe : mitory fanavakavahana avy hatrany io fandavana io.
Asa ahoana indray ny hevitr'ireo bornée ireo.

40. marozevo
(
29/05/2007 23:21)
Amin'ity loha hevitra iray ity, sy ny fanontaniana mipetraka any am-boalohany, dia mitovy hevitra tanteraka amin'i "fody" aho.