visa

1. girity ( 21/05/2007 09:37)
azafady reolona fa vendrana ny tena. Zao aho vao teto hatrizay. Manambady vazaha aho, manana taratasy aradalana, manana doc de circulation ny zanako. Nividy billet andehanana any amintsika aho, efa nahazo. tsy nieritreritra aho hoe mila mangataka visa ve fa dia mieritreritra fotsiny hoe gasy dia mahazo mody mitsidika. Efa elaela aho no niala tany zay vao mba afaka mody. Dia notsahoan'ity vadiko indray aho hoe tsy maintsy mangataka visa. Dia raha tsy efa azoko ny nationalité tsy mahazo mandeha any aho, fa tsy tafaverina aty frantsa intsony izahay avy eo. Dia inona no marina reolona, inona zany no ataoko, tsy handeha very vola, handeha matahotra sao tsy tafody intsony. Tiraillée fa atoroy hevitra.
novalian'i Ratoa ny 29/05/2007 12:08
2. Fiffi ( 21/05/2007 10:02)
tongasoa aloha girity :)

-raha ohatra enao ka manana double nationalité de ny passeport gasy no hivoahana ......de ny passeport vazaha no hidirana....@ io de tsy mila maka visa na ho any dago na hiverina eto frantsa....

-raha ohatra indray ka nationalité frantsay enao de mila visa raha mankany dago.....na de gasy aza enao...
"girity":
Dia notsahoan'ity vadiko indray aho hoe tsy maintsy mangataka visa.
heu...non ! tsy notsahoan'vadinao enao fa tena marina io an ! sauf hoe manana double nationalité ! ou bien mbola manana passeport en cours de validité gasy enao de mety io....io passeport en cours de validité io no hentinao makany dago de ny passeport vazaha no hiverenana aty...
"girity":
manana taratasy aradalana, manana doc de circulation ny zanako.
donky ...tokony tsy hisy olana mintss zany !
"girity":
Dia raha tsy efa azoko ny nationalité tsy mahazo mandeha any aho, fa tsy tafaverina aty frantsa intsony izahay avy eo.
heu....non ! io kalou de tsy marina veli2 an ! koh satria efa manana paps en règle nareo pour les circulations , tsy marina veli2 io hoe tsy maintsy manana nationalité frantsay vao afaka mivoaka eto ! non ! tsy marina io ! du moment hoe en règle daholo ny paps na de mbola tsy manana nationalité aza de tout baigne ! hummm.....matahotra ngamba ny vadinao hoe tsy hiverina intsony enao ???

3. pitoussy ( 21/05/2007 10:26)
ny visa anie na efa tonga ao ivato ary ianao no maka d mahazo e , to 15 euros ngambany izy izay , tsy d tadidiko tsara
4. girity ( 21/05/2007 10:43)
ny asarotapiaro eo iany fa za anie tsy manana afatsy passeport gasy e. Ka sao dia izany no mapisalasala azy fa satria za tsy manana pass vaza izany. Za nievitra hoe iny pasiporo gasy iny ihany no idirako any sy hiverenako ndray avy eo. Sa ve diso hevitra be aho ? nieritreritra aho hoe manana carte de sejour aho dia afaka miverina.
5. kelly13 ( 21/05/2007 10:52)
rehefa manana papiers en regle tsara ianao (izany hoe carte de séjour tsy lany daty) d mety io hiverenanao aty. ra tsy zany v ho afaka ande hanao vacances kely any ireo etudiants malagasy nefa reo tsy hahazo nationalité frantsay na ovina na ovina? d bon voyage tsara mandroso tsara miverina e! d araraoty any ny fanaovana ny passeport biometrique e
6. mignone ( 21/05/2007 10:53)
tafaverina ianao raha misy carte de séjour !
7. Fiffi ( 21/05/2007 10:55)
heu....raha manana carte de séjour enao na de 1 an fotsiny aza ny validité-ny de tsy misy olana mihintsy ny hiverenanao aty.....

-Aza adino fotsiny ny manao autorisation paternelle aux enfants mineurs.....
"girity":
satria za tsy manana pass vaza izany
heu....tsy manana paps vazaha enao ???? na de carte de séjour aza ve ? raha izany de humm.....mety hisy olana hiany ny momba any fiverenana an ! de mety marina hiany ny zavatra nolazain'vadinao hoe tsy ho tafaverina enao...
"girity":
. Za nievitra hoe iny pasiporo gasy iny ihany no idirako any sy hiverenako ndray avy eo.
ny passeport gasy no hampesainao ho any dago ...io aloha de tsy blèm mintss na de kely aza....
"girity":
nieritreritra aho hoe manana carte de sejour aho dia afaka miverina.
heu....passeport gasy no ampesainao hakanesana any dago...de ny carte de séjour en cours de validité ny hiverenana aty...ka io no nolazaiko hoe "na de valable 1 an aza io carte de séjour io de tsy misy blèm mintsss ny hiverenanao.....de io no ampesaina hiverenana fa tsy ny passeport gasy !
8. Fiffi ( 21/05/2007 10:55)
io mba hialana am fandovana visa na ny hivoaka na ny fiverenana.....
9. majakely ( 21/05/2007 12:19)
raha toa ka hilan'ny olona vaniny njy ao ivato ka mila manao visa aza refa sur place (à ivato )de ataovy fa tsy de lafo akory le izy ka ,normalement tsisy olana am passeport gasy iny ihany mais bon ...indraindray ...:x de lay carte de séjour iny aseho rehefa mody aty France njay njy ee...zay no fika fanaovana azy de lasa izao de bon voyage njy...
10. Fiffi ( 21/05/2007 12:33)

-Aza adino fotsiny ny manao autorisation paternelle aux enfants mineurs.....
11. girity ( 21/05/2007 12:44)
Misaotra anareo rehatra aho. Mazotoa daholo.
12. xxx ( 21/05/2007 13:13)
sao de mba diso hevitra i kelly13 am le resaka étudiants e! péjoratif be le hoe étudiant kely , indrindra mou le oé tsy hahazo nationalité française na ovina ? tafahoatra ny volazanao, mpianatra aho de manorisory ny teninao!diniho ihany izay lazaina . Ze manambady vazaha ihany ve no hahazo nationalité hozy enao?
13. kelly13 ( 21/05/2007 13:30)
xxx>mba vakio tsara ny zvt lazaiko vao manakina fa mandreraka b! hoy aho hoe "vacances kely" fa tsy niteny za oe "etudiants kely"! mazava v hatreo? hoy aho kou oe "tsy ahazo natinalité frantsay" izy, normal zany ra en tant qu'etudiant enao tsy hahazo an'io akory! mazava kou v zay? sa mbola misy tsy mazava?

14. xxx ( 21/05/2007 13:33)
fa nga refa hahazo asa ny étudiant e tsy hahazo nationalité avy eo e! sa tsy maintsy manao sexy hotranareo?
15. kelly13 ( 21/05/2007 13:33)
iiiiiiii kay zay le fisainana hahahahahahahahahahaha
16. xxx ( 21/05/2007 13:35)
IEEEEEEEEEhihiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiii
17. kelly13 ( 21/05/2007 13:36)
d mivoa tao fa efa koboko oe iza enao e! aona mou le filazanao azy "mivoa tao ra mafy b" d averiko aminao io teninao io
18. xxx ( 21/05/2007 13:40)
bandy tsy miady am sipa ry kelly a!
19. kelly13 ( 21/05/2007 13:42)
sady aona tsara oe eeee

fa nga refa hahazo asa ny étudiant e tsy hahazo nationalité avy eo e


aza miteniteny fôna
20. kelly13 ( 21/05/2007 13:43)
ka mieritrereta vao manoratra fa mba lhl iany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2854