visa

21. xxx ( 21/05/2007 13:43)
ôka ra kelly a!
22. kelly13 ( 21/05/2007 13:44)
ôka @ aôna e?
23. xxx ( 21/05/2007 14:24)
xxx:

fa nga refa hahazo asa ny étudiant e tsy hahazo nationalité avy eo e! sa tsy maintsy manao sexy hotranareo?



dans ce cas , ils ne sont plus des étudiants :-)

xxx hafa
24. Fiffi ( 21/05/2007 16:27)
hummm.....iza indray zao ireo xxx ireo ? :roll:
25. tslem ( 22/05/2007 07:56)
xxx:

fa nga refa hahazo asa ny étudiant tsy hahazo nationalité avy eo e


mety possible ve io ry xxx ? :roll:
26. sympa ( 22/05/2007 16:03)
De misy kanosa mintsy ry reto an :?: 8O Fa maninona izao raha tsy miseo rehefa amoaka ny hevitrao ry xxx :?: :evil:
27. Fiffi ( 27/05/2007 20:22)
i....io :roll:
28. xxx ( 27/05/2007 20:28)
sympa:

De misy kanosa mintsy ry reto an :?: 8O Fa maninona izao raha tsy miseo rehefa amoaka ny hevitrao ry xxx :?: :evil:



tsy hakanosàna fa safidy
29. Fiffi ( 28/05/2007 09:10)
:wink:
30. Ratoa ( 29/05/2007 12:05)
Raha miverina any Dago dia tsy maninona mihitsy na dia pasipaoro lany andro aza ny odianao. Rah manana certificat de mariage ko ianao ka aty Frantsa ny domicile conjugal dia tsy sarotra no akana visa de sortie any Dago sy ny visa frantsay fa tsy misy mananjo hampisaraka ny mpivady. Ary raha ara -dalàna daholo ny taratasinao moba ny séjour aty Frantsa dia tsy hisy olana mihitsy. Ny carte de séjour izany na 6mois fotsiny aza no tena atao andry maso. Tandremo tsy ho kely sisa tsy ho périmée io vao mandeha ianareo.
Aza be eritreritra fa ny tanindrazanao mbola handray anao foana. Manana kara-panondro gasy ianao? Tsy manontany anefa io ao Ivato fa fahamalinana fotsiny no ilazako io.
Lafrantsa no be zizo amin'ny taratasy.
Mandehana dia bonnes vacances dia mazahoa fahafinaretana be dia be ianareo mianakavy kely.
31. Ratoa ( 29/05/2007 12:08)
ny mpianatra koa mety ahazo nationalité na mbola mpianatra aza. Miankina amin'ny situation'ny tsirairay sy ny bon vouloir- ny mpiandraikitra mifanatrika aminao io fa ry zareo vazaha be sautes d'humeur.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2114