resaka DROGY

1. gasiberevy ( 21/05/2007 09:14)
8)Mba te hahalala aho oe iza aminareo no efa nanandrana drogy ankoatran'ny daina. ary mba nanao ahona ny experience-nareo t@ zany. Ra za manokana lo d efa presque nandramako daoul ankotran'ny tena mavesatra toy ny heroine. Ts oe tena mila an'io @ ny fiainana an-davananandro akory za fa tena juste fialam-boly fotsiny. Ny fahitako ny herin'ny sasany aloha d manoka-tsaina sy mampalala-tsaina. aza mba tantin'ny gasy v zany toe-tsaina zany, indrindra ianareo milaza fa malala-tsaina reo.....8)
novalian'i kally ny 05/06/2007 17:45
2. xxx ( 21/05/2007 09:34)
za aloha tsy mahay an'zany daina na drogue fa zany môly zany no haiko =))=))=))
3. hery ( 21/05/2007 14:44)
TSy hitako izay idiran'ny hoe malala-tsaina sy tsy malala-tsaina amin'izany.

Raha misy manoratra eto hoe

----
Mba te hahalala aminareo aho hoe iza no efa nanandrana namono olona ary mba ahoana ny expérience-nareo amin'izany. Raha za manokana lo d efa presque nandramako daholo ankoatry ny tena mavesatra tahaka ny mamono amin'ny basy (tsy manana basy). Efa nandramako ny manindrona antsy, manakenda, manempotra ao anaty rano, mamaky amin'ny famaky ny lohany sns... Tsy oe tena mila an'io @ ny fiainana an-davanandro akory etc...
----

Malalatsaina ve rehefa manoratra tahaka an'io?

Tsy hoe rehefa misakana ny fanaovan-dratsy akory dia tery saina... :-)
4. Fiffi ( 21/05/2007 16:32)
gasiberevy:
indrindra ianareo milaza fa malala-tsaina reo.....8)
humm.....le namana vao niditra mpikambana androany..........:wink:


5. johnnyandri ( 21/05/2007 17:29)
Aleo ary ampirevena i berevy e, izaho efa nanandrana drogy ankoatry ny daina, ary tena namokatra tokoa ilay izy. Niha-nisokatra ny saiko ary nihanalalaka ny saiko, ary ny anaran'ilay drogy dia INTERNET,serasera ny marina kokoa. Saika tsy afaka teo aho fa dia mandray azy foana.
Tantin'ny gasy tokoa io revy ioa ary dia lasa betsaka no tia manandrana azy ny karazan'olona tia mirevy. Mitondra fanovana io kah. Misy fianarana fiainana bobaka ao. Sady manampy amin'ny fivelaran-tsaina koa. Izany no mahatonga ny olona sasany mandray azy tsy te hamaly ity resaka ity satria efa somary taraiky ilay revy ao anatiny.
6. kelly13 ( 21/05/2007 17:32)
fa inn klou ny atao oe malalatsaina d inn ny tery saina e?
7. johnnyandri ( 21/05/2007 17:51)
Ndeha atao hoe malala-tsaina izay tonga dia mahavaly an'io fanontaniana io an'eritreritra, dia tery saina izay mikaroka ny valin'io fanontaniana io e.:D
8. Fiffi ( 21/05/2007 20:51)
9. cutie ( 21/05/2007 22:50)
in le daina de in le drogy:roll:
10. booboo ( 22/05/2007 06:59)
daina angamba lé fohana, dia drogy lé atsindrona sy hanina...tsy haiko nefa samy daina aby zany amiko klou e ....:roll:
11. gasiberevy ( 22/05/2007 07:06)
forget it. u're all a bunch of looser. za miteny io akory ts ireny jiolahim-boto mifoka moly @ sisn'ny tambo reny, fa olona succesful!!!! manana ny maha-zaho ahy. Ary je vois oe mbola ts zakan'ny gasy zany resaka zany. Et je vois aussi fa ts mbola nisy nanana experience momba an'zany nareo reo. Ary "hery" ny olona manao drogy akory ts ho voatery mpamono olona. That's where you go wrong my friend. ataoko fa mba olona samy nahita fiainana no manoratra eto kay olona ts misy atao fa "neurd" hm..... waste of time. Adiosssss!
12. nikopol ( 22/05/2007 07:08)
=))=))=))
13. Fiffi ( 22/05/2007 07:13)
gasiberevy:

forget it. u're all a bunch of looser. za miteny io akory ts ireny jiolahim-boto mifoka moly @ sisn'ny tambo reny, fa olona succesful!!!! manana ny maha-zaho ahy. Ary je vois oe mbola ts zakan'ny gasy zany resaka zany. Et je vois aussi fa ts mbola nisy nanana experience momba an'zany nareo reo. Ary "hery" ny olona manao drogy akory ts ho voatery mpamono olona. That's where you go wrong my friend. ataoko fa mba olona samy nahita fiainana no manoratra eto kay olona ts misy atao fa "neurd" hm..... waste of time. Adiosssss!
humm....sur ve enao fa ny olona eto no tsy nahazaka zany resaka zany ? :-w:-w sa le fomba filazanao hoe "indrindra ianareo milaza fa malala-tsaina reo..... :?: :-w:-w
"gasyberevy":
ataoko fa mba olona samy nahita fiainana no manoratra eto kay olona ts misy atao fa "neurd"
hummm....sao de tsy ampy dozy kosa aza toi zany klé ! hehehehehehehe adios amigos ! =))=))=))=))=))=))=))


14. johnnyandri ( 22/05/2007 07:45)
tena tsy zakan'lay namana ilay drog mihodina eto angamba.=))=))=))=))
15. Fiffi ( 22/05/2007 08:06)
gasiberevy:
ataoko fa mba olona samy nahita fiainana no manoratra eto kay olona ts misy atao fa "neurd" hm..... waste of time. Adiosssss!
Hasta la vista, bye bye ! =))=))=))=))


16. pimaso ( 22/05/2007 08:49)
tena efa contaminés daholo nareo ato izany !
;-)
17. Imahaka ( 22/05/2007 09:03)
:@:@:@:miam:
18. kelly13 ( 22/05/2007 12:07)
maninn ra tsy mihambo ho successfull e! misy mahita ze any antranony any nga hono? hihihi! sa zao le atao oe "malala-tsaina"? hihihi! aleoko tery saina ra izany kle :°)
19. sitlo ( 22/05/2007 13:11)
tezitra ny mpanamaina :-D
20. Fiffi ( 22/05/2007 14:49)
:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.01