resaka DROGY
41. melody
(
29/05/2007 20:27)
Fiffi: ka tsy marina ary ve akia izany, hendry be cutie fa tsy hanao drogy izany na dia misy mitady hitarika aza:-D:-D:-D
cutie::-*:-*:-*
cutie::-*:-*:-*
44. naughtyboy
(
04/06/2007 13:43)
fa za oa nahita oul simbany ty rongony ty afak'omaly
tany @ metro de:?tonga saina b oe zao kay no vokany
mampalahelo ny nahazo le sipa nilalao violin satria maty hanina no mahay no tanora nefa simba2 foana aiza ko eo @ 25 taona eo izy nefa otrany nampina 20 taona ny taonany ra ny fijery azy

45. melody
(
04/06/2007 21:18)
gaga indray izĂ raha izao i n'boy vao nahita olona voan'ny fetraikany drogy.....
47. kally
(
05/06/2007 17:45)
Izay tsy mahazaka Drogy :@ avia aty manao DRIGY e!asio pat d'eph sy lobaka manjelatra dia raikitra ny disco.:-*