andao mba hanao gvnmt serasera !
41. tslem
(
16/05/2007 11:28)
kelly13:
an an an,za kou hidongy seza fa za tsy atao vice ministra zany ka, za mankibilao? :°):°):°)
atao minisitry ny mpivanitika sy ny tsy ampy bilao menakavy kah :-D:-D:-D
44. ratonga
(
16/05/2007 12:52)
simplex:
* minisitry ny lava resaka: sakaizakely :-*
:-D:-D:-D sekreter déta manampy azy soanja
=))=))=)):-*
45. Samoana
(
16/05/2007 12:54)
Minisitry ny hetahetam-bahoaka: Ra-glou
" asa vaventy:Ravatorano
" fanatanjahantena:Hery
" filazam-baovao:Dailynews
" fiarovana:Ikaretsaka
" fikarohana:Rakaroka
" fahalalàna tsotsotra:Simplex
:wink:
" asa vaventy:Ravatorano
" fanatanjahantena:Hery
" filazam-baovao:Dailynews
" fiarovana:Ikaretsaka
" fikarohana:Rakaroka
" fahalalàna tsotsotra:Simplex
:wink:
47. Papoose
(
16/05/2007 23:58)
tairo za mba hanao vice premier ministre ny virja na farafaharatsiny minisitry ny fiarovana ny zon'ny virja!:lol:
48. rakaroka
(
17/05/2007 07:01)
Samoana:
Minisitry ny hetahetam-bahoaka: Ra-glou
" asa vaventy:Ravatorano
" fanatanjahantena:Hery
" filazam-baovao:Dailynews
" fiarovana:Ikaretsaka
" fikarohana:Rakaroka
" fahalalàna tsotsotra:Simplex
:wink:
:-D:-D:-D:-D:-D
Ary lé "Samoana" inn? no "toerany:roll::-D:-D:-D
50. sympa
(
17/05/2007 14:56)
Fa iza no ho fidiana aloa eee :?: to tsisy prezi kory le izy kle :?: =))=))=))
51. Papoose
(
17/05/2007 16:03)
ka misy ny listry ny fidiana de mba misy koa ny listry ny mpanolo-tena de anjaran'ny mpifidy no mijery:lol:
52. sympa
(
18/05/2007 00:05)
8-) Oadray :!: nga moa tsy ny holatska ho fidiana no misepresanty voalohany zay vao mifidy isika kle :!: 8-)8-)
54. nathie86
(
18/05/2007 09:00)
xxx:
ministry ny fankahalana: bazylozitra :evil::-D
za za vao mba nitovy fijery t@nao klé=))=))=))
55. nathie86
(
18/05/2007 09:04)
diamondra27:
zahay aloha zany le mpifidy e::wink:;-);-);-)
Aleo ndry arotsaka ho minisitry ny tsy mila commentaire fa tonga d miasa.:)
57. Papoose
(
21/05/2007 04:24)
:-Dfinononoana tsy ankanavanaka toerana sy zvt nonoina v sa ahoana aloha?mba mila atao mazava alohan'ny hanaovanako propagandy:wink:
58. sakaizakely
(
21/05/2007 08:34)
zay ranga de mahazo an'zany hoe lava resaka zany amindry simplex sy ratonga, nefa misy olona tena mbola be resaka mampatory mitsy ary anann ary :roll::roll::roll:
Tsy koi tsy koi tsy koi ranga a !
tongavako am kofafa ze mbola miteniteny ahy eo an !
Tsy koi tsy koi tsy koi ranga a !
tongavako am kofafa ze mbola miteniteny ahy eo an !
59. nathie86
(
21/05/2007 09:11)
fa manin no atao hoe Kely ry sakaiza nefa enao ty tô efa antitra BB zay no mahalava resaka anao ngamba:-D:-D:-D:-D
60. sakaizakely
(
21/05/2007 13:53)
nathie86> ka fohy kely de zay no maha-kely azy
fa na de efa antitra aza mbola mitana ihany an
[center]
[/center]
fa na de efa antitra aza mbola mitana ihany an
[center]
[/center]
