andao mba hanao gvnmt serasera !

21. melody ( 15/05/2007 21:09)
aleo mintsy izaho aloha mba hiady seza fa raha tsy izany hatositosikareo any andakira any ka! Ataovy Japon ary e, tiko be any:lol::lol:
22. totofy ( 15/05/2007 21:13)
fiffi anie efa lany ministra é ! la reine an' ny serasera aza =))=))=))
melody > fa inn no ataonao any @ kelimaso ...aza miady seza owa :-D:-D:-D:-D
23. melody ( 15/05/2007 21:15)
izaho koa ange kelimaso toanjareo e, mahay miaraka tsara:-D:-D:-D
24. totofy ( 15/05/2007 21:17)
8O8O8O8O
25. melody ( 15/05/2007 21:28)
inn indry ary ity ry totofy:-D:-D
26. totofy ( 15/05/2007 21:34)
melody> aza miady seza owa , atao minisitry ny ati-tany enao zany amin'zay tsy mandé lavitra :-D:-D
27. melody ( 15/05/2007 21:42)
ok :°)
28. totofy ( 15/05/2007 21:46)
=))=))=))
29. simplex ( 15/05/2007 22:44)
* minisitry ny filaminam-bahoaka: Jeanklou
* minisitry ny fandriam-pahalemana: Bazykely
* minisitry ny tori-maso: ce lui jamel
* minisitry ny miss serasera: fasaly
* minisitry ny oh la la yes: dreamm
* minisitry ny tonga alohako any @ sary: mandrak
* minisitry ny hadalana: le pen :roll:
- vice-ministre: kelly
- benevole: stretch
* minisitry ny stationnement illicite: kilomaitre Vaika,
- assistante de direction: cutie
* minisitry ny dinika salmo: salmo1
* minisitry ny heu...fankatoavana: Fiffi
* minisitry ny fahasalamana: wata
* minisitry ny tontolo iainana: melody
* minisitra virja: iaraha mahalala :roll:
* minisitry ny finoana: Laza & prime
- opposition: pissoa & sonwin & ika
- 3e voie: lapino
* minisitry ny :-*: ftma
* minisitry ny (l): (l)nyrina ex-ministre :*:*:*
* minisitry ny lava resaka: sakaizakely :-*
* ministra hu hu hu: hu hu hu

ze adino ny portefeuille, mbola misokatra ny fisoratana anarana ;-)

^:^^:^





^:^^:^
30. sitlo ( 15/05/2007 22:52)
pety: bozylove
31. xxx ( 15/05/2007 22:54)
simplex:
* minisitry ny miss serasera: fasaly
dontcry 2007
32. tslem ( 16/05/2007 06:43)
:-D:-D:-D
33. pissoa ( 16/05/2007 08:22)
minisitra ny mpamosavy ny fivoahana alina : simplex :lol:
34. kally ( 16/05/2007 08:27)
Izaho mba aleo mpiray sinisitra raha izany!
35. xxx ( 16/05/2007 08:32)
ministrin'ny fitsangatsanganana sy ny art virtuels : Niryna de i stylo no mpanolon-tsaina :-D;-)
36. xxx ( 16/05/2007 08:35)
fitsangatsanganana virtuel miaraka @ namana sy phones finday etc...virtuels milay be:?
37. kelly13 ( 16/05/2007 09:03)
an an an,za kou hidongy seza fa za tsy atao vice ministra zany ka, za mankibilao? :°):°):°)
38. salmo1 ( 16/05/2007 09:15)
ary za mba minisitry innn?
:?
39. nathie86 ( 16/05/2007 09:26)
d rôvina ny fifidianana:-D
40. xxx ( 16/05/2007 09:58)
ministry ny fankahalana: bazylozitra :evil::-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0437