andao mba hanao gvnmt serasera !

1. xxx ( 15/05/2007 18:31)
premier ministre : Hery Eugène:lol:

ministry ny fikarohana scientifika: Herimiafina (* efa ela izy no tsy hita : mbola variana mikaroka):lol:

ministry ny fitsarana: Fijo:lol:

ministry ny sports : samoana:lol:

ministry ny fampianarana ambony : sitlo (efa ari- fitaovana i lésitl.) :lol:



=))=))=))=))=))




2. xxx ( 15/05/2007 19:27)
bozylove no atao presidaty de la repoblika=D=D=D

:lol:
3. totofy ( 15/05/2007 19:50)
asio parité e! :-D:-D:-D
4. xxx ( 15/05/2007 19:54)
za mba hilatsaka minisitry ny habadoana sy ny hakamoana raha sitrakareo!
Misaotra tompoko!:roll:
5. melody ( 15/05/2007 19:57)
xxx, aza miafina ary e:-D:-D
6. totofy ( 15/05/2007 20:15)
:-D:-D:-D:-D mitady toerana hono xxx
aleo atao CSR izy é !=))
7. xxx ( 15/05/2007 20:17)
aleo minisitry ny mitsatsaingo-dresaka. :°)
8. sitlo ( 15/05/2007 20:18)
simplex minisitry ny lalao
salmo minisitry ny victime-na kiana :-D
9. melody ( 15/05/2007 20:22)
:-D:-D:-D
10. totofy ( 15/05/2007 20:31)
fiffi> atao minisitry ny serasera :-D:-D:-D
melody > atao ambasadaoro aiza re é ...:-D:-D:-D?????
11. melody ( 15/05/2007 20:33)
hmmmmmmmm:idea:
12. totofy ( 15/05/2007 20:35)
melody alefa any australie :-D:-D:-D:-D
13. melody ( 15/05/2007 20:43)
tsy misy serasera any kou, sady laniny kangourou any zà:-D:-D
14. totofy ( 15/05/2007 20:47)
ngah , mihanana ngah ny kangourou .. heveriko ho manao am-paosy ...:-D:-D:-D:-D
15. melody ( 15/05/2007 20:53)
eny ary e, sô d hafeniny any am-paosiny any zà de avy eo ataony sakafo rehefa tsy misy sogany:-D:-D
16. sitlo ( 15/05/2007 20:53)
raha izany dia minisitry ny paosy sy ny fifandrainan-davitra izany i melody:-D
17. totofy ( 15/05/2007 20:56)
:-D:-D:-D:-D:-D
18. melody ( 15/05/2007 20:57)
dia izay izany no izy kou, harinareo any an-dakira any izany zà:cry::cry::cry:
19. totofy ( 15/05/2007 21:03)
sa enao alefa aty akaiky aty .. belgique ve; efa misy Fasaly any ...
sa italia efa misy kelly13 any :-D:-D:-D:-D
aza miady seza =))=))=))
20. Fiffi ( 15/05/2007 21:07)
humm.....hay ve misy an'zao ato eh ! zah aleo mpijery fotsiny de ampy anaha kah ! mamdinika ...:-D:-D:-D:-D
"xxx":
bozylove no atao presidaty de la repoblika
:-w:-w:-w :{:{:{:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0079