tolory tanana
41. pissoa
(
18/05/2007 17:06)
Tena novakiko tokoa moa izany ! :wink: Hitako tsara ny soratrao ho an'i Rush ... fa tsy manafoana ny mety hevi-diso tamin'ny soratro io dia novaliko ! Nezahiko nahitsy tsara :lol::lol::lol:
42. rush
(
18/05/2007 17:27)
rakaroka:ianao no tena hafahafa e!ianareo hoe "mampianatra" be komentera be dia be ery e!zao sy zao sns e!fa inona aloha no maharatsy ny fitondrana ny hafa eo @ Kristy?sa ho hentina aiza indray izy?izay fotsiny e!te-hivavaka ho azy ianareo dia mivavaha ho azy!tsy te-hivavaka ho azy ianareo dia aleo mangiana fotsiny fa tsy ilaina izany resabe ahalalana ny momba azy sy ny olana mahazo azy!mba diniho kely aloha io voalazan'rafiffi io hoe raha ho avy io vahiny io, manana fo ve isika handrat azy?raha ho avy io vahiny io, misy toerana mba handraisantsika azy ve?ny fahitako azy arakin'ny valiny hita etoana dia tssssyyyyyyy miiiiiissssssyyyy!
Hafahafa ihany anie isika ireto indraindray: "rehefa mampianatra ny soratra masina eto" dia pingapinga ery isika manentana ny hafa hitondra eo @ "Kristy izay manjo azy, sns",
43. rakaroka
(
18/05/2007 18:50)
rush:
[ianao no tena hafahafa e!ianareo hoe "mampianatra" be komentera be dia be ery e!zao sy zao sns e!fa inona aloha no maharatsy ny fitondrana ny hafa eo @ Kristy?
Tsy ilay fitarihana olona ho ao @ Kristy no kianiko fa ilay "fomba fiaina, fihevitra, firesaka..."tsy mifanahaka loatra @ ilay "Kristy" amboloiko !te-
hivavaka ho azy ianareo dia mivavaha ho azy!tsy te-hivavaka ho azy ianareo dia aleo mangiana fotsiny
Ny fomba famaly toa izao no antsoina hoe :"teny an'avona! tsy tokony hivoaka avy@ izany mba hoe mpino an'i Kristy hono: tsy fahotana akory ny "intéressement" @ zavatra manjo ny namana
fa tsy ilaina izany resabe ahalalana ny momba azy sy ny olana mahazo azy!
Izany ve ny fampianarana azonareo ?...:roll::roll:
mba diniho kely aloha io voalazan'rafiffi io hoe raha ho avy io vahiny io, manana fo ve isika handrat azy?
=))=))nanana fo nandray olona tam-pitiavana lavitra noho ianreo miresaka izao ry "Amma" sns ,ary na izaho manoratra aza tsy nilaza fa tsy vonon-kandray azy mihitsy au "contraire" ny "interessement" marika "acceuil" fa tsy tonga dia nipitsika !
raha ho avy io vahiny io, misy toerana mba handraisantsika azy ve?
malalaka ny trano , sady mbola tsy nanda namana aho an:lol:
ny fahitako azy arakin'ny valiny hita etoana dia tssssyyyyyyy miiiiiissssssyyyy!
Ka ilay fijerinao izany no mivilana satria ni-enviseage" ny "plus" ho azy kosa aho raha ny marina!
Tsy novakianao angaha ny vavaka efa nataoko ho azy io ambony io?
Donk ilay fitsarana ny hafa toa izao:-w:-w:-@.
Samby tsara:lol::lol:8O:wink:
[/quote]
45. Fiffi
(
18/05/2007 21:27)
hehehehehehe zah aloha tsy "rafiffi" zany an ! zah Fiffi.....:roll::roll:
46. xxx
(
19/05/2007 13:02)
Pissoa: de tsy hitako fa mba hazavao àry izay hevi-diso ao amin'ny zavatra nambarako. Mba vakio tsara fa tsy misy na teny iray aza ao milaza fa tsy mety ny mivavaka ho an'ny hafa. Fanontaniana no apetrako isarihana ny saina handinika, avy eo aho milaza mazava ny hevitro eo ambany:
1- tsy malaina ny hivavaka ho an'ny hafa aho, ny dikan'izany dia mety amiko ny mivavaka ho an'ny hafa
2- famaliana ny hetahetan'i Kristy ny vavaka ho an'ny hafa: amiko, araka ny fanazavana nomeko, dia mampiray antsika ny vavaka, ka raha mivavaka ho an'ny hafa aho dia te iray aina aminy koa
Farany: jereo ny fanamarihana nataoko eo ambany indrindra: hafa kokoa ny vavaky ny olona mahatsapa fa iray aina amin'ilay olona entiny am-bavaka.
Misaotra anao.
1- tsy malaina ny hivavaka ho an'ny hafa aho, ny dikan'izany dia mety amiko ny mivavaka ho an'ny hafa
2- famaliana ny hetahetan'i Kristy ny vavaka ho an'ny hafa: amiko, araka ny fanazavana nomeko, dia mampiray antsika ny vavaka, ka raha mivavaka ho an'ny hafa aho dia te iray aina aminy koa
Farany: jereo ny fanamarihana nataoko eo ambany indrindra: hafa kokoa ny vavaky ny olona mahatsapa fa iray aina amin'ilay olona entiny am-bavaka.
Misaotra anao.
47. xxx
(
21/05/2007 07:06)
Azo lazaina ho misy manangasanga ny vahaolana, ny apetrako dia fisaorana eram-po eran-tsaina anareo rehetra niombom-bavaka tamiko, Ny hirariana dia ny hahatanterahan'izany hatramin'ny farany. Ka mba ho fifaliana indray no hihaonana eo am-piderana an'Andriamanitra. Misaotra tompoko!
49. pissoa
(
21/05/2007 17:21)
xxx : izaho tsy niteny hoe misy hevi-diso. Hoy aho hoe tsy manafoana ny "mety ho hevi-diso" avy amin'ny soratro ny tohin'ny soratrao ka nezahiko nahitsy aloha ! Manova hevitra be ny fisian'ilay hoe : rush eo amin'ilay paragraphe 2 @ teninao. Raha novalinao fotsiny ilay fanontaniana be d be nataonao eo ambony, fa tsy hoe novalinao ny tenin'i rush dia mety takatry ny saiko marivo ihany hoe izay zany :oops::wink:
50. ikaretsaka
(
21/05/2007 17:43)
io fahazaranareo @ fandraisana tapany sy fanovana ny dikan-teny sy fanariana teny sasany eny am-pitsimponana io e
Efa eeeeeeeeela za no niteny fa tsy mety io
izao miseho ny vokany
Efa eeeeeeeeela za no niteny fa tsy mety io
izao miseho ny vokany
52. Zina
(
22/05/2007 00:53)
ikaretsaka [ Valio ] 21-05-2007 19:43:23
Lohateny : Re : tolory tanana
io fahazaranareo @ fandraisana tapany sy fanovana ny dikan-teny sy fanariana teny sasany eny am-pitsimponana io e
ahona ary no atao oe ianareo fa tsy tokony atao oe isika rehetra?:wink:
Ika zany mihetevitra fa tena tsy mba nandray tapany mihitsy?:wink:
xxx [ Valio ] 21-05-2007 09:06:16
Lohateny : Re : tolory tanana
Azo lazaina ho misy manangasanga ny vahaolana, ny apetrako dia fisaorana eram-po eran-tsaina anareo rehetra niombom-bavaka tamiko, Ny hirariana dia ny hahatanterahan'izany hatramin'ny farany. Ka mba ho fifaliana indray no hihaonana eo am-piderana an'Andriamanitra. Misaotra tompoko!
dia ho tanteraka anie izay nangatahinao t@ Andriamanitra izay nataonao t@ fonao manontolo:-*
53. xxx
(
22/05/2007 07:48)
Misaotra Zina a, saingy mbola tokony hanana faharetana aho.Ary koa tsapako fa tokony hino tanteraka fa Andriamanitra mahavita zavatra.Misaotra anareo rehetra
