Mahaleo à l'olympia.......
82. rakaroka
(
10/06/2007 06:59)
Ny "hafakely" @ namana sera anie , rehefa manao prog
hoe 'ndao "hihaona" tokoa dia samy misitrika, rehefa
misy "hafa" aseho "sehatra" dia samy te hiseho:roll::roll::roll::-w:-w:-D:-D:-D
hoe 'ndao "hihaona" tokoa dia samy misitrika, rehefa
misy "hafa" aseho "sehatra" dia samy te hiseho:roll::roll::roll::-w:-w:-D:-D:-D
84. andry08
(
10/06/2007 20:29)
Izaho aloha tsy hisitrika fa miasa aho @ io fotoana io dia tsy handeha hanao 300 kms amin'apà e!
85. Fiffi
(
11/06/2007 13:50)
melody:heu....tena naheno koh zah hoe bdb ny namana tany fa....:roll:
Fiffi a, tô betsaka ny namana henoko hoe tany fa tsy nilaza, fa ahôna kay?:°)
86. melody
(
11/06/2007 14:55)
mandrindra ohatra, tsy te hizara ilay dité angambany izy=))=))=))=))=))
88. ratonga
(
13/06/2007 10:28)
:lol:sambatra kosa nareo zay nahita an, d miadry ny dvd zany angalana tsirony:-D:-D:-D
melody: tsy lavitra an'i Sahafa vé zany nefa tonga ihany:wink:
melody: tsy lavitra an'i Sahafa vé zany nefa tonga ihany:wink:
90. melody
(
13/06/2007 16:43)
ratonga: hihihi, tena mbola tsy very tadidy twa izany klé, an3 ka nanao vacances fotsiny dia ni-profite efa hody tsy ho ela e!
mandrindra: dain, tsy mety izany tsy mizara izany e surtout hoe efa nampanantena....ny groupenareo ve ilay nitabataba be hoe 'ataovy teny gasy lesy a' niaraka t@ saina malagasy iny?
Fiffi:sa tsy marina akia io nolazaiko io? Pokaty be ilay fampanantenana ô!:wink::-P:°):evil:

91. Fiffi
(
13/06/2007 16:58)
melody: heu....tena marina kah ! fa tsy blèm akia fa isika efa naka avance :-D:-D:-D:-D
92. mandrindra
(
13/06/2007 17:54)
melody, tsy hoe tsy nizara fa nareo no tsy hita eeee. ary amby aty haingana fa hotondratondrahako dite beeee mahitsiny raha mangetaheta
94. melody
(
13/06/2007 19:40)
mandrindra: efa raikitra ange io e, f'ahona indray ary!
Fiffi: miankina amindry sisa io, izaho no mitondra dité fa mety tsy ho tiako ny any mandrindra, hihihihi
Fiffi: miankina amindry sisa io, izaho no mitondra dité fa mety tsy ho tiako ny any mandrindra, hihihihi
95. ratonga
(
13/06/2007 20:14)
melody:
hihihi, tena mbola tsy very tadidy twa izany klé, an3 ka nanao vacances fotsiny dia ni-profite efa hody tsy ho ela e!
ngà kosa mou na d we tsy salamalama aza d ho very tadidy:-D:-D:-D, rà mbô fantatro we ho any twa mantsy saika mbà nampitondraiko kouba-dravina ho an'i fiffi avy aty @ namana aty dilam-bato:lol::lol:
96. melody
(
13/06/2007 20:34)
ka ilay kozy hoe, miantso ahy ery Ambohimanga enao raha misy hilana ahy dia henoko tsara:-D:-D:-D:-D@ manaraka indray e!:-*:-*
98. melody
(
14/06/2007 19:45)
izany ve? Gaga indray ny tenako raha izany, niandry ka niandry ka niandry fa an3.. tsy naheno na inn na inn d lasa moramora tao... @ manaraka aho manao veloma tsara aloha vao mandé e!:lol:
99. ratonga
(
14/06/2007 20:46)
:-wtandremo ary sô d manao toin'ny mpitari-bato vilambava, ny tondroin'ny tanana hafa ny tondron'ny molotra hafa:wink::lol::lol:
100. melody
(
14/06/2007 21:23)
ka homenao tsiny kosa aza ve ity mpitari-bato vilambava raha manao izany, tsy fantany intsony na ny atsimo na ny avaratra:-D:-D:-D