Mahaleo à l'olympia.......

61. Fiffi ( 01/06/2007 07:13)
vedetin'sambosa ve ? heu.....nièt ! :-D:-D:-D:-D
62. mandrindra ( 01/06/2007 17:29)
miala any ny be sambosa izany an
63. mandrindra ( 02/06/2007 11:54)
amin'ny 6 ora aho dia efa tonga eo zany eee, siora daholo
64. pissoa ( 02/06/2007 13:23)
hi hi hi ! ndana amizay zany miomana :-D:-D:-D
65. mandrindra ( 02/06/2007 15:15)
fa angaha mila fiomanana manokana izany io?
66. Fiffi ( 02/06/2007 15:31)
mandrindra:
miala any ny be sambosa izany an
dainnnn...zah kosa aloha tsy hitondra sambosa any zany klé ! hehehehehehe fofona zany an ! raha mifangaro am le ranomanitra lasa ...beurkkkk :{:{:{:{


67. pissoa ( 02/06/2007 17:13)
mandrindra:

fa angaha mila fiomanana manokana izany io?

:-D:-D:-D
za nga niteny oe fiomanana manokana ... fa miomana fotsiny kou ! nga tsy handro vao hande :oops::oops::oops::-D
68. Fiffi ( 03/06/2007 08:27)
hummm.....manja kosa aloha le spectacle an ! =D=D=D=D de mbola niampy an'le fanasana fiarahana mihinana an'le gatô .....
de ny hira atao androany hono hafaindray ka.....mety hiverina any indray zany rahariva....
69. mandrindra ( 03/06/2007 15:53)
pissoa, vao maraina dia efa nandro. sa rehefa andeha hijery mahaleo ihany vao mandro????:wink:
70. mandrindra ( 03/06/2007 15:59)
nahafinaritra tokoa ny rindrakira. toy izao no zavatra tsapako manokana. hay ve ka mahavita zavatra tsara ny malagasy rehefa mifanome tanana. ny ilazako an'izany dia satria malagasy no mpikarakara ny lanonana, malagasy ny mpanakanto, malagasy ihany koa ny ankamaroan'ny mpijery. ary ny mpijery dia mro no avy lavitra fa tsy monina eto amin'ny manodidina an'i paris daholo akory. be fahendrena ny mpijery satria nihaino ampilaminana, tsy nisy korontana. nihaino dia nihaino tokoa moa izany satria rehefa mahaleo no jerena dia matetika ny spekta no heno mihira saingy tamin'ity indray mitoraka ity na dia nafana tokoa aza ny lanonana dia afaka naka fy be mahintsiny ny mozika sy ny feon'ny mpanakanto.
71. andry08 ( 03/06/2007 16:40)
Marina fa nahafinaritra ny fety iray iny. Somary farim-peo kely ny tena fa nihira foana toa ny rehetra mandrapahatapiny.Ny masoandro maty no nampalahelo. No sady nahay nanaja vahiny koa satria nataony t@ teny vahiny ny présentations rehetra, faly daholo ireo vazaha teo @ manodidina nijery ireo malagasy feno trano.
Izaho aloha tena faly fa nahita ireo namako tany e!:D=D=D=D=D, misimisia ny toy ireny!
72. Fiffi ( 04/06/2007 05:53)
heu....zah aloha de tena ....tsy mahita lazaina fa de =D=D=D=D eh !

Hivoaka atsy ho atsy hono ny DVD io à l'olympia io ka de avec impatience mba ahazahoana azy....

misimisy marina ny tahak'ireny fa tena nilay kosa an !
73. melody ( 05/06/2007 17:28)
manja be tokoa iny an, afa-po mihintsy sady nihôna t@ namana sasany avy eto @ sera2... enga anie mbola hisy toy ireny indray @ manaraka8)
74. rakaroka ( 07/06/2007 05:09)
C'est le "TOP" t@ fampisehoana gasy hatramin'izay ka hatramin'izao!Braaaaaaaavvvvvvvooooo=D=D=D=D=D=D
Ny ho avy no "andrandraina koa!
75. Fiffi ( 07/06/2007 06:05)
nga tany koh ndry ? de tsy hakiteniteny ve ?
76. melody ( 07/06/2007 21:06)
Fiffi a, tô betsaka ny namana henoko hoe tany fa tsy nilaza, fa ahôna kay?:°)
77. Fiffi ( 07/06/2007 21:11)
melody: io akia ny zavatra tena mbola tsy azoko hatram-zao an ! na de namaly teto aza tsy nataon-zareo nefa kay tany hiany.....why ?:roll:
78. melody ( 08/06/2007 16:53)
dia tena tsy haiko akia ry Fiffi a...bon, efa vita iny dia ny @ manaraka no heritreretina indray, tsiky ihany no ady eo e, hihihihi:)
79. rakaroka ( 09/06/2007 13:00)
Fiffi:

melody: io akia ny zavatra tena mbola tsy azoko hatram-zao an ! na de namaly teto aza tsy nataon-zareo nefa kay tany hiany.....why ?:roll:



Satria par "invitation", dia tsy mila resahina Bbbe!:wink:
80. rakaroka ( 09/06/2007 13:22)
Ilay izy tsinona tsy resaka "clientèlisme" na "pub "intsony! sady namana sy équipe diso "hay" sy
... Dia inn intsony aza ny holazaina hafa tsy ny
"FANKASITRAHANA"!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1899